Dans la mme rubrique

ZES

14/08/2018

Nankatoavin’ny HCC ihany ny lalàna momba ny ZES na ny faritra ara-toekarena manokana, lalàna izay niadivan’ny mpitolona teny amin’ny 13 mey mafy ny hanafoanana azy.

ZES

Hamaky ny tohiny...

KANDIDA MIANDRY KELY ALOHA

13/08/2018

Maromaro ny kandidà ny hanapa-kevitry ny tsy mbola hametraka ny antotan-taratasy firotsahan-kofidiana raha tsy amin’ny faramparan’ny fetr’andro hahafahana manatontosa izany.

KANDIDA MIANDRY KELY ALOHA

Hamaky ny tohiny...

TOLON’NY MPAMPIANATRA

13/08/2018

Ho antsika eto Antananarivo dia mitohy hatrany ny tolona ka maka aina tsara isika anio alatsinainy fa rahampitso talata 14 Aogositra 2018 amin ny 9ora tsy diso eny amin’ny INFP Mahamasina ny fotoana, hoy ireo mpampianatra mbola manohy ny tolona amin’izao fotoana izao.

TOLON’NY MPAMPIANATRA

Hamaky ny tohiny...

NIARO TENA ILAY LEHIBEN’NY FARITRA

08/08/2018

Fandotoana sy fanaratsiana azy eo amin'ny lafiny politika ny fiparitahan'ny horonantsary mamoafady momba azy hoy ny lehiben'ny faritra atsimo andrefana. Namboarina ihany koa ireo sary rehetra niseho tao hoy izy

NIARO TENA ILAY LEHIBEN’NY FARITRA

Hamaky ny tohiny...

TOLONA SENDIKALY

08/08/2018

Hitory ireo praiminisitra rehetra nifandimby, izay tomponandraikitra amin’ny fampiharana ny didim-pitondrana rehetra tokony hampiharina ny vondron-tsendikaly. Tomponandraikitra ihany koa ny minisitry ny fitaterana rehetra satria didim-pitsarana tsy maintsy tanterahina ny famerenana ireo mpiasan’ny Air Madagascar nesorina tsy ara-drariny tamin’ny asany.

TOLONA SENDIKALY

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY

03/08/2018

Hita tetsy Ambohibao ilay tovolahy izay nisy naka an-keriny tany Antsiranana. Nitsirepirepy sy reraka izy no nisy nahita.

FAKANA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

NITETY FOKONTANY

02/08/2018

Omaly dia nitety fokontany tao amin’ny boriborintany faha 5 ny depiote Clarisse Rasendrandrazana ary niresaka tamin’ireo vahoakany toy ny teny amin’ny toby fanasan-damba sy ny tsena.

NITETY FOKONTANY

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

AIR MADAGASCAR

09/02/2018

Fiaramanidina dimy amin’ny folo eo anivon’ny orinasa Air Madagascar amin’izao no afaka miasa ara-dalàna, araka ny fanambaran’ny tale jeneraliny omaly. Simba avokoa ireo dimy ambiny ireo, antony tsy hahavitan’ny Airmad ny asa tokony hotanterahiny toy ny mahazatra isan’andro. Hidirana fatiantoka tanteraka araka izany ity orinasa iray ity.

MPAMONGADY ANOSIBE

Velon-taraina sy mikaikaika noho ny fatiantoka mianjady amin’izy ireo ireo mpamongady eny amin’ny tsenan’Anosibe. Voakasik’izany manokana ireo mpivarotra vary avy any ivelany izay fantatra fa zary tsy mahalafo intsony hatramin’ny niakaran’ny vary zanatany eto amintsika. Efa tena miparitaka eny an-tsena tokoa mantsy ny vary gasy sy ny vary aloha amin’izao.

LALANA MIFEHY NY FIFAMOIVOIZANA

Tokony hasiam-panavaozana ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana eto amintsika, hoy ny filohan’ny ASTRAM Rakotondrafara Fredinard. Izay ihany no vahaolana hahafahana miady amin’ny tsy fandriampahalemana mahazo ireo taksibrosy eny an-dalana, hoy ity filohan’ny ASTRAM  ity. Nomarihiny manokana moa fa efa tena lany andro tanteraka ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana eto amintsika.

TANORA TSY AN’ASA

Mbola olana goavana eto amintsika ny tsy fahitan’ireo tanora malagasy nahavita fianarana,  asa mifanaraka amin’ny fari-pahaiza ananany. Mahatratra 300 000 eo ho eo izy ireo, amin’ny ankapobeny, antony nikarakaran’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ilay hetsika « journée d’orientation », omaly teto an-drenivohitra.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana