Dans la męme rubrique

Fadin-tseranana Toamasina Hatao lavanty ireo entana mameno toerana

26/10/2020

Hanatanteraka lavanty ho an`ny daholobe (vente aux enchères publiques) ny fadin-tseranana ny 09 novambra izao any Toamasina.

Fadin-tseranana Toamasina Hatao lavanty ireo entana mameno toerana

Hamaky ny tohiny...

Fanitsiana ny tetibolam-panjakana Vonon-kihaino ny sehatra tsy mainkina ireo parlemantera

11/05/2020

“55%n` ny harinkarena faobe (PIB) dia hiantohan` ny sehatra tsy miankina dia ny ambiny ny sehatra miankina amin` ny fanjakana sy ireosehatra tsy ara-dalàna” araka ny nambaran` ny minisitry ny toekarena sy ny vola.

Fanitsiana ny tetibolam-panjakana Vonon-kihaino ny sehatra tsy mainkina ireo parlemantera

Hamaky ny tohiny...

Amboary tsara !

27/03/2020

Mino aho fa salama tsara ianareo ry jean isany ; tena ady tokoa ity hatrehana eto amin’ny tanana ity e.Na ny manodidina aza tonga dia hita hoe hafahafa be ihany fa tsy tahaka ny mahazatra.Azoko sary an-tsaina fa miasa

Amboary tsara !

Hamaky ny tohiny...

Mangingina a

10/03/2020

Toa mangingina,sa mikotrika zavatra tsy ampoizina? Misy resabe tiana hajanona, sa misy vaovao tiana hovoizina? Tsy hay intsony fa izay angamba ilay politika Tsy ankiteny ny marina fa tsy maintsy be fikafika.

Mangingina a

Hamaky ny tohiny...

Tsy hatao tandrametaka kosa e

06/02/2020

Miraradraraka ny IST na ny tsy fahazoana mivoaka Asa inona no antony fa dia gaga izahay vahoaka ? Sa ho fisorohana ny tsy ahavoa an'ilay areti-mandringana ? Sao hevi-politika, mifono fingampingana ?

Tsy hatao tandrametaka kosa e

Hamaky ny tohiny...

Miandrandra fivoarana

31/01/2020

Fomba fijery samy manana ny azy Fitondrana firenena tsy kilalao na vazivazy Izay tsara nataon'ny teo aloha aoka mba hitohy Ary ireo fomba ratsy kosa , ario , fongaro tsy hisy intsony.

Miandrandra fivoarana

Hamaky ny tohiny...

Hafatra

18/09/2019

Ho anareo mpifaninana ho ben'ny tanĂ na anio Antananarivo madio, no tanjona ka tadidio

Hafatra

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Jereo ny fitaratra

21/12/2017

Aaah zokibe marina ! Taiza foana ? Elaela ianao aann ! Izao rangahy tena nalahelo anao mafy mihitsy le !

Aiza ary ho aho ilay zokibeko iny? Tena naha te hidera ahy aloha ny fihetsikao ilay tsy niteny intsony taorian’i Beronono tafiditra teto an-tanindrazana e ! Tadidiko mihitsy ianao tamin’ny fotoan’androny nibitabitaka mihitsy nilaza hoe lainga iny rangahy raha tafaverina eto aa ! Kinanjo ! Inona ry Jean ny zava-niseho ? Tonga ihany ny anao mba nilalao e ! Dia inona koa ny zavatra hafa niseho ? Tankina i Jean tamin’izay fotoana izay leaza aa ! Dia tena nangina any ! Izany ny tena hoe tsy nahaloa-peo fa dia nimpirina. Iza Gasy moa hoe ianareo ry Jean tamin’ireny fotoana ireny ? Tena mahatsikaiky ahy ianao ry Jean ka ! Manaraha ihany dia mba mitsiahy ny lasa aloha dia mandinika ny ankehitriny eo am-pijerena fitaratra. Na izaho koa aza anie ry Jean mba maniry hoe : hihoatra an’izany izao ianao io ! Fa tsy hoe izy Zoulou mainty dia ianao Gasy. Jereo aloha ny fitaratra ee ! Ny hoavy mbola… ho avy!

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana