Dans la mme rubrique

Ministeran’ny tontolo iainana Manao antsoavo iarovana ny Mikea

30/10/2020

Ny Mikea dia foko zanatany amin’ny faritra Atsimon’i Madagasikara ary neken’ny Firenena Mikambana antsoina hoe « Peuple Autochtone », hoy ny fampahafantarana fohy avy amin’ny ministeran’ny tontolo iainana sy fandrosoana maharitra.

Ministeran’ny tontolo iainana Manao antsoavo iarovana ny Mikea

Hamaky ny tohiny...

Analakely Nihotsaka ilay tranobe, olona 5 no naratra

30/10/2020

Nitrangana fihotsahana tao amin’ny tranobe iray fampiasan’ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina tetsy amin’ny Arcade Analakely omaly alakamisy 29 oktobra 2020,

Analakely Nihotsaka ilay tranobe, olona 5 no naratra

Hamaky ny tohiny...

Asa fanarenana JIRAMA Fantson-drano tranainy 5,2 km no efa voasolo

30/10/2020

Anisan’ny paikady hanalefahana ny olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo sy ny manodidina ny fanoloana ireo fantsona tranainy sy manary rano.

Asa fanarenana JIRAMA Fantson-drano tranainy 5,2 km no efa voasolo

Hamaky ny tohiny...

Fisolokiana etsy sy eroa Izay taitaitra dia roboka, ny mailo tsy tratra

30/10/2020

Olona maro no nitaraina tany Toamasina fa hoe voasoloky.Manodidina ny 85 tapitrisa ariary raha natambatambatra ny vola efa lasan’ilay mpisoloky ;

Fisolokiana etsy sy eroa Izay taitaitra dia roboka, ny mailo tsy tratra

Hamaky ny tohiny...

Derasolo monina eny Morarano Tsy hita hatramin’izao ilay olona nandona azy

30/10/2020

Lehilahy lehibe manodidina ny 60 taona eo ho eo antsoina hoe : Derasolo no voadonan’ny moto ny Alarobia hariva teo ka naterin’ilay nandona azy teny amin’ny hôpitaly.

Derasolo monina eny Morarano Tsy hita hatramin’izao ilay olona nandona azy

Hamaky ny tohiny...

67 Ha Avaratra Nirehitra tampoka ilay fiara

28/10/2020

Fiara iray BMW X5 no nirehitra tampoka omaly atoandro teny amin’ny 67 ha avaratra raha iny avy nodiovina nosasana tsara iny.

67 Ha Avaratra Nirehitra tampoka ilay fiara

Hamaky ny tohiny...

Herinaratry ny Jirama Manimba zavatra maro

28/10/2020

Mba tsy hilazana hoe manimba fiainam-bahoaka mihitsy dia aleo tsorina amin’ny hoe manimba zavatra maro ity tsy fahatomombanan’ny orinasa Jiro sy rano Malagasy ity.

Herinaratry ny Jirama Manimba zavatra maro

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Miaramila 9 maty tany Ikongo Niaretan-tory niaraka tao Fianarantsoa halina

21/12/2017

Nigadona tao Fianarantsoa omaly alarobia 20 desambra maraina tao amin’ny Toby Faritany Miaramila Faharoa - Besorohitra ny nofomangatsiakan'ireo mpitandro filaminana sivy lahy lavo am-perinasa rehefa nopaohin’ny rano teo am-piampitana “radier”


tao Ambinanitromby, 28km tsy hahatongavana ao Ikongo ny fiarabe nitondra azy ireo ny tolakandron’ny sabotsy 16 desambra 2017. Avy amin’ny Tafika ny 6 tamin'izy ireo, polisy ny 2 ary zandary ny 1, ny ADJ Andriamampana Joseph avy any Vahapaky, Kaominina Ampasimanjeva, Distrikan'i Vangaindrano ; SGC Rasolonjatovo Jean Damien, avy any Antanambao- Fangena- Kaominina Fandrandava ;  SGC Rafolonomembazany Saphibin Santisteban, avy any amin'ny Kaominina Anosy Distrika Farafangana  ; S1C Ratolojanahary Sedinas avy any Mahajanga Ville ; S1C Rafanomezantsoa Tolojanahary Faly Albert avy any Tsitaitra, Andranotakatra, Kaominina Fandrandava, Distrika Lalangina ;  S2C Andrianirina Hervé Augustin avy ao Sahamena, Andrainjato Centre, Kaominina ambonivohitra Fianarantsoa ; G1C Raharijaona Jean Wilfrid avy ao Ambanimaso Fianarantsoa ; AP3 Razafindrahoby Dinalalaina Todiavao avy ao Isorana, Distrika Isandra ary ny AP1 Raherisaina Lauréat dia avy any Ambohimahazo, Distrika Manandriana. Niaretan-tory tao amin’ny Toby miaramila Besorohitra Fianarantsoa ireo razana ireo halina mialoha ny handraisan’ny fianakavian’izy ireo tsirairay ka hitondra izany any an-tanindrazany avy.

Nangonin’i Jean D.


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana