Dans la mme rubrique

Holafitry ny mpanao gazety Tsy manaiky ny ramatahora atao amin’ny mpanao gazety

17/01/2020

Nampiaka-peo ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara, Gérard Rakotonirina, omaly, tetsy amin’ny Bon Accueil Ambatonakanga,

Holafitry ny mpanao gazety Tsy manaiky ny ramatahora atao amin’ny mpanao gazety

Hamaky ny tohiny...

Raharaha 65 000Ar Misy mikomy ny miaramila ?

16/01/2020

Somary nanaitra ny nahita mpitandro filaminana niatrana am-bava basy toy ireny handrava sy hanakana hetsi-bahoaka ireny tetsy amin’ny Toby Ampahibe izay misy ny minisiteran’ny fiarovam-pirenena. Tsy dia fahita matetika teny an-toerana io.

Raharaha 65 000Ar Misy mikomy ny miaramila ?

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra midina an-dalambe Efa fambara ratsy ho an-dRajoelina

15/01/2020

Miitatra toy ny sima misioka ny olan’ny fampianarana. Nidina an-dalambe sy tonga nandrava ny mpianatra teny amin’ny Lisea Analamahitsy ny mpianatry ny sekoly teknika LTP Alarobia omaly maraina.

Mpianatra midina an-dalambe Efa fambara ratsy ho an-dRajoelina

Hamaky ny tohiny...

Lalàna VBG Neken’ny HCC

14/01/2020

Nankatoavin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny lalàna miady amin’ny herisetra mianjady amin’ny maha lahy na ny maha vavy.

Lalàna VBG Neken’ny HCC

Hamaky ny tohiny...

Angovo azo avy amin’ny rivotra Tamin’ny 2012 no hatao, tsy hita popoka hatramin’izao

13/01/2020

Fito taona lasa izay, izany hoe ny 11 janoary 2012 no nanambara ampahibemaso nandritra ny lanonana fifampiarahabana tamin’ireo

Angovo azo avy amin’ny rivotra Tamin’ny 2012 no hatao, tsy hita popoka hatramin’izao

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran`ny tontolo iainana Mihenjan-droa ny tady eo amin`ny minisitra sy ny mpiasa

13/01/2020

Tanjona napetraky ny fitondram-panjakana ny handrakofana ala indray eto Madagasikara.

Minisiteran`ny tontolo iainana Mihenjan-droa ny tady eo amin`ny minisitra sy ny mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Haino aman-jerim-panjakana Miha mangotraka ny raharaha

13/01/2020

Naparitaka haingana dia haingana tamin’ny tambajotran-tserasera omaly ny resaka nentina nilazana fa misy mikononkona fikomiana ao amin’ny haino aman-jerim-panjakana TVM sy RNM izay manome ny ORTM.

Haino aman-jerim-panjakana Miha mangotraka ny raharaha

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Torolalana ho an’ny mpianatry ny Lisea Misokatra ny tranonkala “Madabooky”

01/12/2017

Tranonkala iray natao ho an'ny mpianatry ny Lisea manerana an'i Madagasikara ny “Madabooky”, izay novokarin’ny tanora Malagasy mpianatry ny IST (Institut Supérieur de Technologie) tamin’ny alalan’i Venceslas Louis Tsira sy ny namany avy amin’ny oniversite Politeknika Vontovorona. www.madabooky.com, m.madabooky.com, Madabooky.

apk,  Madabooky.apk ny rohy hahafahana mahazo sy misitraka azy ireo, ary azo ampidirina amin’ny finday. Ahitana ny mombamomba ireo taranja rehetra ity tranonkala ity sady azo hanaovana ireny "discussion instantanée" na resadresaka sy adihevitra miaro fanamarihana ireny. Misy ireo laza adina bakalorea efa taloha ihany koa. Amin'izao ankatoky ny fisian'ny fifaninanana hidirana amin'ny taona voalohany eny amin’ny anjerimanontolo izao (DEGS, AGRO, POLYTECHNIQUE, ENI,...) dia ahitana ireny laza adina efa nandeha ireny koa ao. Sady manoro lalana hanohy fianarana any amin'ny anjerimanontolo izy ity, ka misy ny fanazavana ireny lalàm-piofanana ireny miampy fampahafantarana ireo oniversite sy ny lalam-piofanana. Ny fampianarana izay ao anatiny dia natao amin'ny teny mifangaro (Frantsay-Malagasy) mba hahazoan'ny tsirairay avy ny tiana holazaina amin'ilay lesona, ary azon'ny tsirairay atao ny mifampizara ireo karazana antontan-kevitra mety ilaina. Tahaka ny miditra amin'ireny tambajotra ara-tsosialy toy ny « facebook ireny » ny miditra amin’izy ity, izany hoe manao fisoratana anarana aloha.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana