Dans la mme rubrique

Andry Herizo Rakotozafy Nodimandry omaly

20/09/2018

Nodimandry omaly alarobia 19 septambra i Andry Herizo Rakotozafy, mpiara-miasa akaiky amin’ny praiminisitra Ntsay Christian, avy eo voatendry ho talen’ny kabinetra ny fiandohan’ny volana jona.

Andry Herizo Rakotozafy Nodimandry omaly

Hamaky ny tohiny...

Voasambotra tamin’ny raharaha praiminisitra Vonon-kiaro azy ny Me Olala

20/09/2018

Rehefa nahare ny vaovao nilaza aho, hoy ny mpisolovava Willy Razafinjatovo na Olala,

Voasambotra tamin’ny raharaha praiminisitra Vonon-kiaro azy ny Me Olala

Hamaky ny tohiny...

Mpamokatra fanamiana kandida amin’ny fifidianana Maina ny tsena hatreto aloha

20/09/2018

Tamin’ny 5 taona lasa, hoy ny mpamokatra fanamiana kandida amin’ny fifidianana iray na irony mpanao T Shirt irony, iray volana mialoha ny fampielezan-kevitra dia efa saika tototry ny famandrihana T Shirt izahay.

Mpamokatra fanamiana kandida amin’ny fifidianana Maina ny tsena hatreto aloha

Hamaky ny tohiny...

FANDOROANA NY FIARAN’NY PRAIMINISITRA Olona iray no natolotra ny fampanoavana omaly

20/09/2018

Olona iray no efa voasambotra ary natolotra ny fampanoavana omaly alarobia 19 septambra nandritra ilay raharaha fandorana fiara mpialoha lalana ny praiminisitra Ntsay Christian teny Ivandry ny herinandro lasa teo.

FANDOROANA NY FIARAN’NY PRAIMINISITRA Olona iray no natolotra ny fampanoavana omaly

Hamaky ny tohiny...

Tolagnaro Nisy namaky ny biraon’ny CISCO

20/09/2018

Nisy namaky ny biraon’ny Cisco-n'i Tolagnaro ny faran'ny herinandro teo iny.Very ireo fitaovana ampiasaina toy ny solosaina boky sy kahie....

Tolagnaro Nisy namaky ny biraon’ny CISCO

Hamaky ny tohiny...

Misaona indray ny asa fanaovan-gazety Malagasy Nodimandry omaly i Christophe Haja

20/09/2018

Misaona indray ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety eto amintsika. Namoy ny ainy omaly maraina teny amin’ny hôpitaly HJRA Ampefiloha teo amin’ny faha-44 taonany ny namana Rasolonomenjanahary Christophe Haja,

Misaona indray ny asa fanaovan-gazety Malagasy Nodimandry omaly i Christophe Haja

Hamaky ny tohiny...

Me Willy Razafinjatovo « Diso ireo mpiambina ny praiminisitra ! »

19/09/2018

Ny kortezin’ny filoham-pirenena, ny fiara mpamonjy voina, ny fiara mpitondra marary, fiara mpitondra razana.

Me Willy Razafinjatovo « Diso ireo mpiambina ny praiminisitra ! »

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Varotra korotam-by na “brocanteur” Mameno tanteraka ny lalam-baovao eny Manarintsoa Isotry

29/11/2017

Lasa nihamaro dia maro nihoatra ny teo aloha ireo varotra korotam-by isan-karazany sy ny varotra piesina fiara efa niasa na ilay antsoin’ny maro hoe entana “brocanteur” eny amin’ny lalana vao namboarina mba hialana amin’ny fitohanan’ny fifamoivoizana eny amin’iny faritra iny.

Lasa nitombo be koa ny mpivarotra azy ireny ka zary nofinofy sisa ny hoe handeha fiara milamina miala ny amboteazy avy eo amin’ny lalana manomboka ety am-pitan’ny  “La Réunion kely” mihazo ny tetezan’i Bekiraro iny fa niverina amin’ny fahatereny taloha indray. Taratry ny gaboraraka ataon’ny olona sy ny fahantrana mianjady amin’ny vahoaka ankehitriny avokoa no mahatonga izany.

 

Ntsoavina Evariste

 


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana