Dans la męme rubrique

Iray volan`ny famotsoran-keloka Mila fehezina ny fitazonana ny basy

19/09/2018

Nanomboka omaly talata 18 septambra ny iray volan`ny famotsoran-keloka mba ahafahana mampanaran-dalĂ na ny fitazonana ny basy sy ny famerenana tsy misy arakaraka izay eo am-pelatanan`ny manana.

Iray volan`ny famotsoran-keloka Mila fehezina ny fitazonana ny basy

Hamaky ny tohiny...

Mpitandro ny filaminana Misy romoromo ny polisy sy miaramila..

18/09/2018

Miha mangatsiaka ny fifandraisana eo amin’ny miaramila sy ny polisy taorian’ny nahafaty ny olon’ny Capsat tetsy Anosibe.

Mpitandro ny filaminana Misy romoromo ny polisy sy miaramila..

Hamaky ny tohiny...

Foloalindahy Malagasy Tsy voahaja tsara intsony ny fitsipi-pifehezana

17/09/2018

Efa tsy voahaja intsony ny fitsipi-pifehezana ao amin’ny foloalindahy, raha tarafina amin’ny zava-misy amin’izao fotoana.

Foloalindahy Malagasy Tsy voahaja tsara intsony ny fitsipi-pifehezana

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana mpanao « mobile money » Zanaka mpitandro ny filaminana ny iray tamin’ireo jiolahy

13/09/2018

Ela nitoratorahana ireto tovolahy roa mpanao fanafihana mitam-piadiana ireo tranoheva mpivarotra fahana sy mpanao “mobile money” ka voasambotra ihany.

Fanafihana mpanao « mobile money » Zanaka mpitandro ny filaminana ny iray tamin’ireo jiolahy

Hamaky ny tohiny...

Finafihana mitam-basy Voasambotra ilay jiolahy mpamerin-keloka

11/09/2018

Nifamaliana ny tifi-basy tao amin’ny zanabohitra Tanambao Fokontany Ambohimasina, Kaominina ambonivohitra Ambatondrazaka omaly.

Finafihana mitam-basy Voasambotra ilay jiolahy mpamerin-keloka

Hamaky ny tohiny...

Dahalo ambony latabatra Hatao hazalambo mialoha ny fifidianana

06/09/2018

Nampahafantatra ny vokatry ny fivorian-dry zareo avy eo anivon’ny zandarimariam-pirenena mikasika ny paikady hampisy fifidianana tony eto amintsika omaly ireto mpitandro ny filaminana ireto.

Fandriampahalemana

Toamasina Nanakiana mafy ny zandary ny Procureur

29/11/2017

Aoka tsy ny fitsarana irery no hosoram-potaka na kianina momba ny raharaha fitoraham-bato tao Brickaville ka namotsorana ny olona roa (lahy sy vavy) noho ny tsy fahampian’ny vesatra hiampangana azy ireo. Ireto olona ireto no nambara fa atidoha mpaniraka ny mpitora-bato.

Ny famotsorana ireo olona ireo no nampitroatra ny mpitatitra ka nahatonga azy ireo hanapa-kevitra ny hitokona anio alarobia. Niantso mpanao gazety omaly talata Atoa Lauret Rajaona Thierry, lehiben’ny fampanoavana (Procureur)  ao amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina ka nanamafy fa nampijalian’ny zandary ireo olona nitora-bato ka noterena nanondro ny atidoha, izany hoe mety niteniteny anarana fotsiny satria natahotra fa tsy tena nilaza ny marina. Naseho ny mpanao gazety tao Toamasina omaly ny mpitora-bato 3 lahy izay efa migadra vonjimaika ao Toamasina ka nitantara ny fampijaliana nataon’ny zandary azy ireo nandritra ny fanadihadiana. Miaro tena ny fitsarana ao Toamasina ary manamafy fa tokony hisy fanadihadiana vaovao atao momba an’ity raharaha fitoraham-bato taksibrosy ao Brickaville ity. Nanao ny asanay izahay, hoy ny lehiben’ny fampanoavana ary tokony hanao tsara ny asan’izy ireo ihany koa ny zandary.

RTT

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana