Dans la męme rubrique

Moramora ihany ee !

08/02/2019

Miarahaba anao aho ry Jean ! Tena arahabaina ianao satria mbola velon’aina. Raha ny vitanao hatreto mantsy dia tokony tsy ho tratry ny famindram-po tahaka izao

Moramora ihany ee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Izay ve no lasopiny ?

06/02/2019

Eny ary ry Jean ! Tsy hitako izay holazaina anao na veloma na hoe mandrapihaona aloha amin’izao fa dia arahabaina aloha fa nahavita fotoam-piasana.

Taratasin’i Jean Izay ve no lasopiny ?

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Matoky anao izahay

28/01/2019

Mbola hotohizako ihany ny fiarahabana anao ry Jean dieny tsaroako a ! Soa ihany fa tadidiko.

Taratasin’i Jean Matoky anao izahay

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tairo amin’izay ary ee !

25/01/2019

Efa ao daholo izany izao ny akama rehetra ry Jean ka atomboy amin’izay ary ity revy ity aa ! Miandry anao ny vahoaka ee !

Taratasin’i Jean Tairo amin’izay ary ee !

Hamaky ny tohiny...

Resa-drano e

23/01/2019

Dibo-drano, velirano, tondra-drano Avaradrano, afovoan-tany, atsimondrano Asa lahy na tena toetr'andro sa tsodrano ? Fa dia hatrany an-tokantrano aza tapaka ny rano.

Resa-drano e

Hamaky ny tohiny...

ILAY VAHINY MAMPIHOMEHY

19/01/2019

I Sarika ve no vahinin`ise Amin`ity velirano goavana be ? Sa hoe maro dia maro ireo olo-nantsoina Fa izy no namana tsy hay hadinoina ?

ILAY VAHINY MAMPIHOMEHY

Hamaky ny tohiny...

Mba tsy ho toky fitaka anie …

17/01/2019

Ny olom-banona tsy vonona Ny olom-bonona tsy vanona Mila olomanga ny firenena Mba hitantana ireo harena.

Mba tsy ho toky fitaka anie …

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Bodongerona

29/11/2017

Miarahaba Jean a ! Ataoko kosa angamba fa efa afaka tsara ny makafoka taorian’ny revy be nataonareo tany andrefana iny a ! Fa dia tena nahavita tokoa aloha ianareo a ! Ahoana ny fandehany tany ?

resaka plisy plisy ve sa iza no sponsa niantoka ny lany rehetra ? Aza hitako ka ny volan’ny madinika indray no mbola nandrimbinanareo nanaovana ny revinareo a ! Mba manana fotoana handinihan-tena ihany ve ianareo fa dia toa mitrifana tahaka ny soavaly tapa-kofehy mihitsy. Ny olona efa tena leo. Aza falifaly amin’ny hoe nahazo olona be niaraka nihazakazaka sy nirevy niaraka taminareo fa efa ohatran’izany ny olona amin’izao e ! Mandrapaka izay hitany aloha satria efa mafy ny fiainana. Tsy efa hoe nanao sôndazy kely moa ianao dia toa hoe laharana faha-4, hono ? Hitanao amin’izany fa taraiky ianao, dia mbola manao bodongerona ihany. Ny nataon-dry Jean kely tamin’ny 2009 aza tsy tafarina dia ianao indray no hamboly krizy eto ! Ireo ekipanao ireo manao ny ataony daholo any ambadika any, asa koa izay efa vitan’ny fianakavianao. Tsy tara raha mihemotra dia diniho ihany sao taraiky e !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana