Dans la mme rubrique

Jean Eric Rakotoarisoa “Tsy azo ahemotra ny fifidianana”

25/09/2018

Tsy maintsy hajaina ny daty napetraky ny lalàmpanorenana, hoy ny filohan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) omaly,

Jean Eric Rakotoarisoa “Tsy azo ahemotra ny fifidianana”

Hamaky ny tohiny...

Volom-boasary milaza ho mpandresy sahady Mahafaly ny mpivoy adim-poko, hoy ny Fitoniana Tour

25/09/2018

Vonona hiatrika fifidianana izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana Fitoniana Tour tamin’ny alalan’ny filohany, Sambahita.

Volom-boasary milaza ho mpandresy sahady Mahafaly ny mpivoy adim-poko, hoy ny Fitoniana Tour

Hamaky ny tohiny...

Diso amin’ny lisi-pifidianana Noho ny olana ara-pitaovana ?

25/09/2018

Nandritra ny atrikasa nanaovana tombana tamin`ireo ezaka efa vita mahakasika ny fikarakarana fifidianana dia nilaza ny OIF fa vita soa aman-tsara ny fanisana sy fanaraha-maso na “audit” fa ara-dalàna izany.

Diso amin’ny lisi-pifidianana Noho ny olana ara-pitaovana ?

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana OHT Manohana an`i Mahafaly Olivier

25/09/2018

Hanohana ny kandidà Solonandrasana Mahafaly Olivier, izay mitondra ny laharana 22, ny fikambanana Olon`ny Hasin`ny Tany (OHT) mandritra ny safidim-bahoaka ny 07 novambra ho avy izao.

Fikambanana OHT Manohana an`i Mahafaly Olivier

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana OHT Hanampy tosika an`I Mahafaly Olivier

25/09/2018

Hanohana ny kandidà Mahafaly Olivier, izay mitondra ny laharana 22, ny fikambanana Olon`ny Hasin`ny Tany (OHT) mandritra ny safidim-bahoaka ny 07 Novambra ho avy izao..

Fikambanana OHT Hanampy tosika an`I Mahafaly Olivier

Hamaky ny tohiny...

Tetezamitan-dRajoelina Tena namotika firenena

25/09/2018

Misy amin’izao fotoana ny totoafon-tserasera ezahana atao mba hampisongadinana indray ireo olona namotika ny firenena, noho ny fanonganam-panjakana natao teto ka nitarika ny fijoroan’ny fitondrana tetezamita (2009-2013).

Tetezamitan-dRajoelina Tena namotika firenena

Hamaky ny tohiny...

Ravalomanana ho filoha Manetsika ny Malagasy maneran-tany

25/09/2018

Manetsika ny mpomba azy sy ireo mpanohana azy na ny eto an-toerana na ny any ivelany ny kandida laharana faha-25 Marc Ravalomanana.

Ravalomanana ho filoha Manetsika ny Malagasy maneran-tany

Hamaky ny tohiny...


Politique

Depiote Horace sy ny TIM Boriborintany faha-6 Mikarakara Fifaninana Fonenanana Madio

04/11/2017

Ho fanohanana ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo-Renivohitra Ramatoa Lalao Ravalomanana amin’ny ady amin’ny Pesta ary fanamafisana ny tanjona

  Fonenanana Madio Milamina antoky ny Fampandrosoana dia hikarakara fifaninana nampitondraina ny lohahevitra hoe : « Fonenana madio mba ho fampivoarana sy fampandrosoana ny tanàna » ny depiote Rasoanoromalala Horace avy amin’ny Antoko TIM eto amin’ny Boriborintany faha VI miaraka amin’ireo mpikambana ao amin’ity antoko ity eny amin’ny Boriborintany faha-6 mazava loatra. Tsy ferana ny mpifaninana fa malalaka hoan’ireo Tokantrano miisa 18.322 ao anatin’ny 31 Fokontany izay vonona handray anjara. Ho santarina amin’ny fizarana fitaovana entina manadio tanàna izany ny sabotsy heriny  11 novambra 2017 izao ho an’ireo izay tapakevitra hifaninana, ka ambara fa mbola mitohy araka izany ny fisoratana anarana ao amin’ny Birao mpiara miasa amin’ny depiote Horace. Ny olomboafidy avy amin’ny Antoko Tiako I Madagasikara dia mitana mandrakariva ilay tenin’ny Filoha Marc Ravalomanana  : “Ny mahasoa ny vahoaka aloha va ny mahafinaritra azy no hatao”.

Ntsoavina Evariste

 


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana