Dans la mme rubrique

Fanitsiana ny tetibolam-panjakana Vonon-kihaino ny sehatra tsy mainkina ireo parlemantera

11/05/2020

“55%n` ny harinkarena faobe (PIB) dia hiantohan` ny sehatra tsy miankina dia ny ambiny ny sehatra miankina amin` ny fanjakana sy ireosehatra tsy ara-dalàna” araka ny nambaran` ny minisitry ny toekarena sy ny vola.

Fanitsiana ny tetibolam-panjakana Vonon-kihaino ny sehatra tsy mainkina ireo parlemantera

Hamaky ny tohiny...

Amboary tsara !

27/03/2020

Mino aho fa salama tsara ianareo ry jean isany ; tena ady tokoa ity hatrehana eto amin’ny tanana ity e.Na ny manodidina aza tonga dia hita hoe hafahafa be ihany fa tsy tahaka ny mahazatra.Azoko sary an-tsaina fa miasa

Amboary tsara !

Hamaky ny tohiny...

Mangingina a

10/03/2020

Toa mangingina,sa mikotrika zavatra tsy ampoizina? Misy resabe tiana hajanona, sa misy vaovao tiana hovoizina? Tsy hay intsony fa izay angamba ilay politika Tsy ankiteny ny marina fa tsy maintsy be fikafika.

Mangingina a

Hamaky ny tohiny...

Tsy hatao tandrametaka kosa e

06/02/2020

Miraradraraka ny IST na ny tsy fahazoana mivoaka Asa inona no antony fa dia gaga izahay vahoaka ? Sa ho fisorohana ny tsy ahavoa an'ilay areti-mandringana ? Sao hevi-politika, mifono fingampingana ?

Tsy hatao tandrametaka kosa e

Hamaky ny tohiny...

Miandrandra fivoarana

31/01/2020

Fomba fijery samy manana ny azy Fitondrana firenena tsy kilalao na vazivazy Izay tsara nataon'ny teo aloha aoka mba hitohy Ary ireo fomba ratsy kosa , ario , fongaro tsy hisy intsony.

Miandrandra fivoarana

Hamaky ny tohiny...

Hafatra

18/09/2019

Ho anareo mpifaninana ho ben'ny tanàna anio Antananarivo madio, no tanjona ka tadidio

Hafatra

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

11/09/2019

Dia ahoana ry Jean a ! Tsy laizina mihitsy ianareo ity a! Tena izany no hoe vao lasa mihitsy ve ilay olona dia miverina ny ratsy fanao?

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’I Jean Hisenina indray

27/10/2017

Manao akory ianao Jean ! Dia tena tsy mety leon’ity manao kivalavala ity mihitsy moa izany ianareo an !

 Ohatry ny maha te hanontany mihitsy anie ny zavatra hitan’ny maso hoe fa vao omaly ve ry Jean itony no nitondra sa ahoana ? Na koa hoe mba nivoaka tany amin’ny sekoly sy toeram-piasana taiza ary ry Jean itony nialoha ny nahatongavany teo ? Fa izaho ry Jean tena gaga mihitsy omaly naheno an’i Marco be ronono nilaza tamin’ny mpiara-miasa aminy hoe mitavozavoza fa hay ianareo no tena tiany notenenina kay. Hatramin’izao ve ianareo ry Jean dia tsy mahalala izany foana hoe ny lanonana tahaka an’io hokarakarainareo anio io anie ka ilana taratasy fanasana mihitsy ho mari-panajana fa tsy ataotao fahatany toa an’io fotsiny e ! Sady fanajana ny vahoaka entinao izany no fanajana ny be palitao toa anareo koa. Aleoko aloha tonga dia mampandre anao mialoha hoe hisenina indray anie ianareo raha mbola manohy io fomba fanaonareo io ary dia ho afa-baraka amin’izao tontolo izao mihitsy ee! Efa kivotambotany daholo mantsy ny zavatra rehetra hatrany am-boalohany dia mbola hatao toy izany koa ve ny aty am-pamaranana aty ?

Marco   

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana