Dans la męme rubrique

Hafatra

18/09/2019

Ho anareo mpifaninana ho ben'ny tanĂ na anio Antananarivo madio, no tanjona ka tadidio

Hafatra

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

11/09/2019

Dia ahoana ry Jean a ! Tsy laizina mihitsy ianareo ity a! Tena izany no hoe vao lasa mihitsy ve ilay olona dia miverina ny ratsy fanao?

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Mihaingo ambony tsikoko

05/09/2019

Dia ho sanatria ve mihaingo ambony tsikoko foana ? Mody milaza voky nefa farofy sy tena noana. Fihatsaram-belatsihy tsy misy fiafarany no efa mahazatra Takonana lava ny ratsy mba ampisehoana izay tsara

Mihaingo ambony tsikoko

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

29/08/2019

Io indray ianao ry Jean fa mody manao mampalahelo be an ! Sao dia heverinao fa misy hofetsenareo amin’izany ary eo ! Tsy misy io Jean a !

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aiza ianao eee !

27/08/2019

Any ianao izay ry Jean ! Lasa tsy an-kiteniteny. Fa lasa aiza marina ianao e ?

Taratasin’i Jean Aiza ianao eee !

Hamaky ny tohiny...

Tsy avela hilatsaka an-davaka

13/08/2019

Antananarivo , an'ny Malagasy tsy an-kanavaka Renivohitr'i Gasikara, ka tsy azo avela hilatsaka an-davaka Mahasaropiaro antsika ka mila olona mahay mitantana Ben'ny tanĂ na tanora sady tia tanindrazana.

Tsy avela hilatsaka an-davaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

08/08/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Mangingina ny aty fa ny any aminao any izao no tsy haiko.

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Voalavo ! Voalavo !

25/10/2017

Bonjour Jean ! Izany moa ny fomba fifampiarahabana aty amin’itony firenena mbola misy pesta toa anareo itony ?

 Tena efa mampisambadidaka ambony ambany ny firenena mihitsy anie izy izany ry Jean ee ! Voalavo, biby kely tsy misy dikany amin’ny maso mijery ireny ve rangahy no tena mampihotakotaka anareo sy hampihorohoronareo anay isan’andro eto. Isak’izay mandeha izao ka vao mahita ny iray amin’ireny biby ireny tonga dia miantsoantso be hoe Voalavo ! Voalavo ! Manahirana ka ! Ny zavatra miverina ato an-dohako dia ilay fanoharana hoe : “tsy maty voalavo an-kibo” tamin’ny fotoan’androny. Sao dia mba ezahanareo hatao toy izany ara-bakiteny ary izahay ireto ? Tena ny hampisaoty anay mihitsy ary ve no tanjonareo ireto ? Ianareo aloha raha resabe dia tena ho lanitra ny tany ee ! Saingy indrisy moa fa ity revy ity anie tsy maintsy arahana asa raha tiana ny hahatafita amin’ny tanjona ee ! Mahatsiaro an’i Marco be ronono aho izany ry Jean !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana