Dans la męme rubrique

Aferana Boaderozy 27 740 isa Lasa any Singapour ny minisitra Georget

22/05/2019

Lasa any Singapour nanomboka ny 17 mey teo ny minisitry ny tontolo iainana Alexandre Georget, ary hiverina eto ny zoma 24 mey 2019.

Aferana Boaderozy 27 740 isa Lasa any Singapour ny minisitra Georget

Hamaky ny tohiny...

Raharaham-pitsarana Olala Andrasana hivaly rahampitso

22/05/2019

Rahampitso no andrasana hivaly ny raharaham-pitsarana mikasika ilay fitoriana miisa 4 niampangan’ny avy eo anivon’ny olafitry ny

Raharaham-pitsarana Olala Andrasana hivaly rahampitso

Hamaky ny tohiny...

Foiben’ny Antoko HVM Lasan’ny fiangonana FVKFM

22/05/2019

Lasan’ny fiangonana FVKFM ny foiben-toeran’ny antoko HVM tetsy Antanimena, ary efa nohavaozina sy niova loko tanteraka.

Foiben’ny Antoko HVM Lasan’ny fiangonana FVKFM

Hamaky ny tohiny...

Firenena afrikanina mpamokatra solika Hihaona amin` ny volana novambra

22/05/2019

Minisitra miisa 17 avy amin`ireo firenena tena mpamokatra angovo eto Afrika no hihaona mandritra ny hetsika “Herinandron`ny solika” any Cap-Vert ny 4 ka hatramin'ny 8 novambra 2019.

Firenena afrikanina mpamokatra solika Hihaona amin` ny volana novambra

Hamaky ny tohiny...

Fidirana an-tsokosoko an’i Madagasikara Afrikanina 14 voasambotra

21/05/2019

Misy teratany Afrikanina miditra an-tsokosoko amin’ny sisin-tanin’i Madagasikara amin’iny ilany Avaratra Andrefana iny. Miafina any anaty ala izy ireo, ary vehivavy ny ankamaroany. Avy atsy Kaomoro, Kameronina, Guinée,…

Fidirana an-tsokosoko an’i Madagasikara Afrikanina 14 voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Trafikana rongony eto Antananarivo 4,5 kg no tratra tao anaty taksiborosy

21/05/2019

Rongony 4.5kg no tratran’ny barrage_routier an’ny mpitandro ny filaminana teo Tombotsoa, Antsirabe ny 17 mey lasa teo tokony ho tamin’ny 04 ora maraina.

Trafikana rongony eto Antananarivo 4,5 kg no tratra tao anaty taksiborosy

Hamaky ny tohiny...

La grande braderie de Madagascar Hanome vahana ny orinasa Malagasy

21/05/2019

Hetsika iray miezaka manome vahana sy mampahafantatra ireo orinasa malagasy mahavita zavatra tsara ny la grande braderie de Madagascar.

La grande braderie de Madagascar Hanome vahana ny orinasa Malagasy

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Vidim-bary eny an-tsena Misondrotra 50 ariary isan'andro ny iray kapoaka

25/10/2017

Tato anatin'ny herinandro farany, nisongadina ny fisondrotry ny vidim-bary eny an-tsena, ka nampikaikaika ary niteraka resa-be teny anivon'ny fiarahamonina.

 

 Nisondrotra  20 hatramin'ny  50 ariary isan'andro ny vidin'ny iray kapoaka. Omaly hariva, saika manerana ireo mpaninjara, dia  650 ariary  ny iray kapoaka, izany hoe mananika ny  2300 ariary ny iray kilao. Vidiny ankapobeny io fa misy ny vary somary ratsy kalitao, mora kokoa, ary misy ny kalitao avoavo, lafo vidy indrindra. Hiditra amin'ny vanim-potoanan'ny fahavaratra isika, izay fotoana fahalafosan'ny foto-tsakafo, indrindra ny vary. Raha mihazakazaka tahaka izao ny fisondrotry ny vidin'entana, tsy ho latsaky ny  5.000 ariary ny vidin'ny vary iray kilao, raha toa ka tsy misy ny fepetra raisin'ny fanjakana amin'ny alalan'ireo mpandraharaha, mpanafatra vary any ivelany.

Goavana ny fiantraikan'ny fisondrotry ny vidim-bary, ho an'ny tokantrano sokajy antonony sy ny ambanin'izay.

Mihena ny fatram-bary arotsaka am-bilany, ary mihena ihany koa ny lanjan'ny vary vidiana fa ny vidiny anefa tsy mihena. Raha nahavidy vary iray gony, ohatra, ny fianakaviana iray teo aloha dia lasa vary amin'ny kilao sisa no vidiana. Ho an'ny efa mpividy vary lanjaina amin'ny kilao kosa, dia lasa mividy vary amin'ny kapoaka, ary ny mpividy amin'ny kapoaka, lasa tsy misy hatokona…Ny vary betsaka, fa ny vidiny koa…betsaka.

 

Ntsoavina Evariste

Miakatra isan’andro nyvidim-bary eto amintsika

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana