Dans la mme rubrique

Rivo Rakotovao Mety ho sahirana atsy ho atsy...

28/10/2020

Berija, Rolly Mercia, Claudine Razaimamonjy, Mbola Rajaonah sy ny maro hafa, tratry ny haza lambo ireo mpiaradia tamin’ny fitondran’ny Hery vaovao ho an’I Madagasikara (HVM), raha ny fahitan'ny mpanara-baovao azy aloha.

Rivo Rakotovao Mety ho sahirana atsy ho atsy...

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Lasa any Eoropa tokoa nijery an-janany

28/10/2020

Niteraka resabe ny fivoahan’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, any Eoropa ankehitriny.

Andry Rajoelina Lasa any Eoropa tokoa nijery an-janany

Hamaky ny tohiny...

Faritra Vakinakatra Hahazo trano iombonana hanodinana ny vatosoa

28/10/2020

“Fotodrafitrasa hahafahan` ny Malagasy miantsehatra ao anatin` ny harena an-kibon` ny tany entina hanodinana vatosoa no atsangana aty Vatofotsy izao” hoy

Faritra Vakinakatra Hahazo trano iombonana hanodinana ny vatosoa

Hamaky ny tohiny...

Betroka Voapetraka ara-pomba ofisialy ireo ben` ny tanàna

28/10/2020

Notontosaina omaly ny fametraha na ara-pomba ofisialy an` ireo ben` ny tanàna ao amin` ny distrikan`i Betroka.

Betroka Voapetraka ara-pomba ofisialy ireo ben` ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

Fifanandrinana politika Iza no tena mahazo tombotsoa ?

26/10/2020

Tsy misy mandeha araka ny tokony ho izy intsony ny raharaham-pirenena, ankehitriny.

Fifanandrinana politika Iza no tena mahazo tombotsoa ?

Hamaky ny tohiny...

Plateau Mahafaly Mangataka ho faritra faha-24

26/10/2020

Raha an-dalana ny fametrahana ny faritra faha-23 amin` ny fizarana ho faritra roa Vatovavy sy Fitovinany dia mitohy hatrany ny fangatahana sasany amin` ny fametrahana faritra faha-24.

Plateau Mahafaly Mangataka ho faritra faha-24

Hamaky ny tohiny...

Hanitra Razafimanantsoa “Nalefa an-tsokosoko any Maorisy ny entan’ny Tiko”

26/10/2020

Misy tamin’ireo fitaovana tao amin’ny ozinin’ny TOP (Tiko Oil Product) sy ny Margarinerie Toamasina re fa lasa any amin’ny nosy Maorisy, hoy ny Depiote Hanitra Razafimanantsoa omaly nandritra ny fandaharana manokana nandeha tamin’ny haino aman-jery.Fitaoana avy any Allemagne izy ireo,

Hanitra Razafimanantsoa “Nalefa an-tsokosoko any Maorisy ny entan’ny Tiko”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Mirediredy indray Rajaonarimampianina “Horakofako herinaratra i Madagasikara”

15/07/2017

Efa nolazaiko taminareo ary nanaovako fanamby goavana ny handrakofana herinaratra ny an-tanàn-dehibe ka hatrany ambanivohitra, ka hanana jiro ny isan-tokantrano,

ary ho afaka hihodina hatrany ny toekarena, hoy i Hery Rajaonarimampianina. Tetikasan’ny filoham-pirenena io ary tsy maintsy hotanterahintsika. Tiako anefa ny manafatra fa tsy vita indray andro ny tetikasa, hoy izy. Olana eran-tany io angovo io, fa ny tenako kosa dia mampanantena anareo fa hovahantsika izany. Miezaka mifampiraharaha amin’ny mpampiasa vola tsy miankina any ivelany aho, ary efa manomboka mody ventiny ny rano nantsakaina, hoy ny fampandriana adrisa sy ny fampanantenana. Ny ankamaroan’ireo tetikasa dia hiantohan’ny volantsika madiodio hatramin’ny 80%. Mila ny fiaraha-miasan’ny sehatra tsy miankiana sy ny fanjakana na 3P anefa isika. Tena tsy mety miova i Hery Rajaonarimampianina amin’ity miteniteny foana mampanantena poak’aty ity. Akaiky tokoa ny fifidianana, ka mandeha indray ny abobo sy ny arira, izay efa zary fihomehezana ho an’ny mpanara-baovao sisa. Niarahan’ny rehetra naheno ny hoe 3 volana dia hovahako ny delestazy tamin’ny 2013 saingy inona no vita teo ? Izao indray dia ny handrakotra herinaratra an’i Madagasikara. Ny an-tratra tsy lavo dia antsoy ihany koa raiben’ialahy, hoy ny fitenenana, ka izay mihitsy no ataony sy ambarany satria ny 15% aza no misitraka herinaratra eto Madagasikara, kanefa io iaraha-mahita io ny tsy fahitany vahaolana. Fahoriana hatrany no iainan’ny valalabemandry ary io iaraha-mahita io indray ny fiakarana 7,5 ka hatramin’ny 15% ny eo amin’ny saran’ny herinaratra, izay hisy fiantraikany amin’ny vidim-piainana.

 


 

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana