Dans la mme rubrique

Fanitsiana ny tetibolam-panjakana Vonon-kihaino ny sehatra tsy mainkina ireo parlemantera

11/05/2020

“55%n` ny harinkarena faobe (PIB) dia hiantohan` ny sehatra tsy miankina dia ny ambiny ny sehatra miankina amin` ny fanjakana sy ireosehatra tsy ara-dalàna” araka ny nambaran` ny minisitry ny toekarena sy ny vola.

Fanitsiana ny tetibolam-panjakana Vonon-kihaino ny sehatra tsy mainkina ireo parlemantera

Hamaky ny tohiny...

Amboary tsara !

27/03/2020

Mino aho fa salama tsara ianareo ry jean isany ; tena ady tokoa ity hatrehana eto amin’ny tanana ity e.Na ny manodidina aza tonga dia hita hoe hafahafa be ihany fa tsy tahaka ny mahazatra.Azoko sary an-tsaina fa miasa

Amboary tsara !

Hamaky ny tohiny...

Mangingina a

10/03/2020

Toa mangingina,sa mikotrika zavatra tsy ampoizina? Misy resabe tiana hajanona, sa misy vaovao tiana hovoizina? Tsy hay intsony fa izay angamba ilay politika Tsy ankiteny ny marina fa tsy maintsy be fikafika.

Mangingina a

Hamaky ny tohiny...

Tsy hatao tandrametaka kosa e

06/02/2020

Miraradraraka ny IST na ny tsy fahazoana mivoaka Asa inona no antony fa dia gaga izahay vahoaka ? Sa ho fisorohana ny tsy ahavoa an'ilay areti-mandringana ? Sao hevi-politika, mifono fingampingana ?

Tsy hatao tandrametaka kosa e

Hamaky ny tohiny...

Miandrandra fivoarana

31/01/2020

Fomba fijery samy manana ny azy Fitondrana firenena tsy kilalao na vazivazy Izay tsara nataon'ny teo aloha aoka mba hitohy Ary ireo fomba ratsy kosa , ario , fongaro tsy hisy intsony.

Miandrandra fivoarana

Hamaky ny tohiny...

Hafatra

18/09/2019

Ho anareo mpifaninana ho ben'ny tanàna anio Antananarivo madio, no tanjona ka tadidio

Hafatra

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

11/09/2019

Dia ahoana ry Jean a ! Tsy laizina mihitsy ianareo ity a! Tena izany no hoe vao lasa mihitsy ve ilay olona dia miverina ny ratsy fanao?

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Rehefa any andafy

30/06/2017

Manakory Jean a ! Tadidinareo ve ilay hira hoe “Rehefa any andafy ialahy dia mihanahana, rehefa any andafy ialahy dia ohatry ny gana…” iny ?

Rehefa mandinika ny zava-misy iainantsika hatramin’izao aho dia tena manahy mihitsy hoe mbola mitombina amin’ny ankamaroantsika na dia ianareo ao ambony ao aza iny hira iny. Isika aloha tena hitako diso mankalaza ny any loatra mihitsy e ! Tsy vitan’izay fa mbola tezaina hanonofy ny zava-misy any ihany foana koa ny kilonga eto an-tanàna. Fony ianao narovana tanaty trano fitaratra tetsy Mahasina izao dia mailaka ery ilay zanakao iny nilaza hoe ohatry ny any andafy, hono, ireny e ! Fa rehefa  any angaha ry Jean dia tsy maintsy filamatra daholo na dia hita ho mamboly hantsana amin’ny mpitondra sy ny entina aza a ? Ianareo ve tsy mahita hoe arakaraka ny hanaovanareo an’ireny no vao mainka mandrangitra ny sasany hanao ratsy ? Dadafily aza anie ry Jean nandeha an-tongotra niantsena tamin’ny fotoan’androny nefa ohatra anareo ihany e ! Ilay vazaha alainareo tahaka iny koa izao tsy naninona akory nefa tsy naranty tanaty fitaratra toa anareo.

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana