Dans la mme rubrique

Lalampihariana Hazo Aleo ho lo toy izay ho an-kavana

23/10/2020

Nohamafisina nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 21 oktobra 2020 fa “zo atao ny mivarotra sy mampiasa ireo tahirin-kazo tsotra entina handaminana ny sehatra miasa amin’ny hazo tsotra.

Lalampihariana Hazo Aleo ho lo toy izay ho an-kavana

Hamaky ny tohiny...

Faritra Menabe Mampidi-bola betsaka ny fanondranana lamàtra

23/10/2020

Miantraika any amin’ny varotra ivelan’i Madagasikara ny fisian’ny valanaretina Coronavirus. Anisan’ny voakasik’izany ny sehatry ny jono, satria tsy afaka miondrana ny hazandrano toy ny drakaka,

Faritra Menabe Mampidi-bola betsaka ny fanondranana lamàtra

Hamaky ny tohiny...

Fitrandrahana harena an-kibon` ny tany Misedra olana tao anaty folo taona

23/10/2020

Fianakaviana 2 tapitrisa no mivelona amin`ny fitrandrahana harena an-kibon`ny tany eto Madagasikara.

Fitrandrahana harena an-kibon` ny tany Misedra olana tao anaty folo taona

Hamaky ny tohiny...

Tetibolam-panjakana 2021 Hiompana amin`ny drafitra marolafy vonjimaika

21/10/2020

Nitafa fohy tamin` ny mpanao gazety omaly ny minisitry ny toekarena sy ny vola, Richard Randriamandranto, omaly. Mahakasika ny tetibolan` ny

Tetibolam-panjakana 2021 Hiompana amin`ny drafitra marolafy vonjimaika

Hamaky ny tohiny...

Ministera sy sendikan’ny indostria Nifanaiky hanandratra ny vita Malagasy

21/10/2020

Nisy omaly ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa teo anivon’ny ministeran’ny indostria sy ny sendikan’ny indostria eto Madagasikara.

Ministera sy sendikan’ny indostria Nifanaiky hanandratra ny vita Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Dany Rakotoson “Hatahorana ny vola baoritra raha…”

21/10/2020

Rehefa jerena dia Antananarivo ihany no manao arotava fa vao mivoaka fotsiny na etsy Imerintsiatosika sy Ambohimangakely aza, hoy ny kandida ho loholona sady mpandraharaha, Dany Rakotoson, dia efa tsy manao ny ankamaroan’ny olona.

Dany Rakotoson “Hatahorana ny vola baoritra raha…”

Hamaky ny tohiny...

FMI - Madagasikara Hiroso amin`ny fandaharanasa vaovao ato ho ato

21/10/2020

Miha-mafy ny fiaraha-miasa eo amin` i Madagasikara sy ny tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI).

FMI - Madagasikara Hiroso amin`ny fandaharanasa vaovao ato ho ato

Hamaky ny tohiny...


Toekarena

Fanafarana vary 200 000 taonina Vonona ireo mpandraharaha

30/06/2017

Mitohy foana ny fanafarana vary avy any ivelany hamenoana ny tsy ampy amin’ny vokatra anatiny satria tsy ampy ny famokarana eto an-toerana vokatry haintany sy loza voajanahary, raha ny fanazavan’ny minisiteran’ny varotra sy ny fanjifana.

  Mba jerena kosa ny hahatongavan’ny vary ara-potoana sy mandritry ny taona ary amin’ny vidiny mirary sy tsy dia miovaova tonga eny amin’ny mpanjifa, raha ny nambaran’ny minisitra Tazafy Armand. Misy ny fiantsoana ireo mpandraharaha izay vonona hamatsy vary amin’ny vidiny mirary ary haparitaka manerana ny faritra sy ny distrika, ka vary eo amin’ny 200 000 taonina avy any Inde eo no hafarana ho an’ity taona 2017 ity ary hiitatra amin’ny 2018. Manodidina ny 390 dolara ny taonina tonga ao Toamasina, ka vonona ireo mpandraharaha ary nifanaraka tamin’ny fanjakana, izay nosoloin’ny minisiteran’ny varotra tena. Be dia be io vary io ka tsy miara-tonga fa arakaraka ny kaomandin’ny mpandraharaha. Tanjona ihany koa ny fanampiana an’ireo mpandraharaha ary misy ny fifanarahana mivantana amin’izy ireo miainga amin’ny mpanafatra, mpaninjara ary ny mpivarotra madinika satria izay no antoka iray hahatonga ny vidim-bary tsy hiakatra satria mihena ny fanelanelanana. Mpanamora ihany ny fanjakana fa ny fifanarahana ara-barotra dia anjaran’ny mpandraharaha no mifandamina toy ny amin’ny fanapariahana ny vary. Mikasika ny mety ho fanitrihana ny vary kosa dia manana trano fitehirizan’entana ary tsy maintsy mahazo alalana avy amin’ny minisiteran’ny varotra ny mpandraharaha mahazo ny tsena amin’io vary io ary ho hentitra ny fanaraha-maso.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana