Dans la męme rubrique

Vidy Varotra

20/04/2018

Dimy ambin'ny folo taona katroka No nahaterahan'ny vondrona Vidy Varotra Nahitana ny tena tsara sy ireo nananosarotra Isaorana ilay Nahary noho ny fitantanany maharitra

Vidy Varotra

Hamaky ny tohiny...

Miha mivadika horera

16/04/2018

Manao ahoana ianao ry Jean ! Izahay mbola salama ihany aloha hatreto ee ! Manahy mafy aho ry Jean fa hiha ratsy dia ratsy ity tantara ity kno!! Lasa saina be aho fa miha mivadika horera andro aman’alina ity ianareo.

Miha mivadika horera

Hamaky ny tohiny...

Mbola tsy tampina ?

14/04/2018

Maanakory indray ary ianao ry Jean aa ! inona no malaza? Mbola tsy tampina ihany ve ny daomy ee! Sa odiana fanina dia karatra indray no hanohizana azy ee!

Mbola tsy tampina ?

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy vita intsony izany !

13/04/2018

Dia ahoana rangahy ity ? Inona indray ity vaovao aelinao ity le ! Koa raha izany voalazanao izany anie izany no fehezina dia midika hoe tsy vita intsony izany ny fampandrosoana ry Jean ee ! Ka efa tsy ho vita 1 andro sy ao anatin’ny fotoana fohy dia rahoviana ary ?

Taratasin’i Jean Tsy vita intsony izany !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Revy an-jambany

09/04/2018

Eny ary ry Jean ! Izay manan-tsofina enti-mihaino, hono… hainareo izany ny tohiny e e ! Ianareo mantsy nilaza ho tena mpankato io teny io tokoa hatrany am-piandohana.

Taratasin’i Jean Revy an-jambany

Hamaky ny tohiny...

Oadray re marina

06/04/2018

Oadray 're ry solombavambahoaka malagasy Nanjakan'ny kolikoly, nandray vola taratasy Dia tena namidinareo ve ny hoavin'ilay firenena ? Tezitra aminareo ny vahoaka, depiote tia tena.

Oadray re marina

Hamaky ny tohiny...

Latsao ihany izahay e !

04/04/2018

Eny ho aho ry Jean ! Ataonareo inona tokoa moa 50 tapitrisa ariary fa ianareo toa hoe efa miliardera daholo e ? Dia arahabaina indray aloha ianareo fa tonga amin’ny tanjona irina koa !

Latsao ihany izahay e !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Sao dia tokony hanao hatsikana ?

03/05/2017

Sao dia any amin’ny tontolon’ny hatsikana ry Jean no mety aminareo a ! Asa raha tsapanareo fa rehefa tantaraina anie ilay zavatra ataonareo dia toy mampihomehy irery mihitsy indraindray e !


Tsy maintsy sorena ihany anefa ny tena rehefa tena mahatsapa hoe heverinareo ho donendrina sy mitelina fotsiny izay lalitra fahananareo anay. Dia inona izao no dikan’izay fankasitrahanareo ny Raiamandreny miteny nefa tsy hotanterahinareo na oviana akory ny zava-dazainy ? Firy taona izay ianareo miteny fa tsy mety ny ataonareo kanefa dia mbola tohizanareo ihany ? Izany hoe mahafalifaly ny olona kosa aloha ilay fihetsika kidaladala ataonareo matetika e ! Manapaka ny tsinainy mihitsy aza indraindray ka zaranareo aza izy verivery dia amin’ireny dia tsy tsaroany intsony ny fampijabahana ataonareo aminy. Sambatra ihany rangahy izahay manana mpitarika mahatsikaiky toa anareo a !

Marco

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana