Dans la męme rubrique

Lavarangana nianjera teny Isotry Olona 7 no tototra tao ambany “beton”

23/10/2020

Nitrangana toe-javatra nampalahelo tetsy Isotry ampitan’ny BMH omaly maraina tokony ho tamin’ny 10 ora. Lavarangana amina trano lehibe iray miorina eny an-toerana no nihotsaka tampoka ka nifatratra tamin’ireo mpivarotra kitapo teo akaiky izay tsy nanampo na inona na inona.

Lavarangana nianjera teny Isotry Olona 7 no tototra tao ambany “beton”

Hamaky ny tohiny...

40 taona nigadrana tao Nosy lava Hody any amin’ny fianakaviany i Samuel Rakotoarivelo

23/10/2020

Tanteraka ara-bakiteny amin-dRakotoarivelo Samuel ilay hira ventesina any am-piangonana hoe : « Afaka aho, afaka ny gadrako…

40 taona nigadrana tao Nosy lava Hody any amin’ny fianakaviany i Samuel Rakotoarivelo

Hamaky ny tohiny...

Alfred Randriamanampisoa “Hahazo isa 10 amin’ny novambra no tanjona”

23/10/2020

Hahazo isa 10 amin’ny novambra no tanjona, hoy ny filohan’ny komity mpanatanteraka eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra, Alfred Randriamanampisoa.

Alfred Randriamanampisoa “Hahazo isa 10 amin’ny novambra no tanjona”

Hamaky ny tohiny...

Ady amin` ny kolikoly Hamafisina ny fandraisana fitorohana

23/10/2020

Nanatevim-pahalalahana tamin`ny alalan` ny atrikasa fiofanana amin`ny fomba mampahomby ny ady amin`ny kolikoly ny rantsan`ny tetikasa “Ho tantsoroka hahazoam-bokatra” ho an`ny seham-panjakana any amin`ny faritra (PAPSP).

Ady amin` ny kolikoly Hamafisina ny fandraisana fitorohana

Hamaky ny tohiny...

Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola Nanome rà maimaimpoana ireo mpiara-miasa

23/10/2020

« Izay manome rà, manome Aina ». Nanatanteraka izany an-tsitrapo ireo tompon’andraikitra ambony maro sy ny mpiara-miasa isan-karazany eo anivon’ny Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola.

Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola Nanome rà maimaimpoana ireo mpiara-miasa

Hamaky ny tohiny...

Fivadiham-pitokisana Tratra ilay tompona agence de voyage namitaka

22/10/2020

Lehilahy tompona agence de voyage mampiasa fiara Grand Starex miisa dimy no nivadika tamin’ireo olona nivarotany izany. Namidiny avokoa mantsy ireo fiarany ireo ny volana desambra 2019 ka mitentina 50.000.000 Ariary ny vidin’ny iray tamin’izany.

Fivadiham-pitokisana Tratra ilay tompona agence de voyage namitaka

Hamaky ny tohiny...

JIRAMA sy ny oniversiten’Antananarivo Hiara-kiasa hanara-maso ny fanjifana tsy ara-dalàna

22/10/2020

Hiara-kiasa manomboka izao ny orinasa JIRAMA sy ny oniversité-n’Antananarivo.

JIRAMA sy ny oniversiten’Antananarivo Hiara-kiasa hanara-maso ny fanjifana tsy ara-dalàna

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Fanodinana ny fakon’Andralanitra Eo am-piketrehana azy ny kaominina

21/12/2016

Nidina nijery ifotony ny olana sedrain’ireo fianakaviana miisa 300 mivelona ao amin’ny toby fanariana fako eny Andralanitra ny Ben’ny Tanŕnan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana omaly notronin’ny tale jeneralin’ny SAMVA sy ny solontenan’ny Mompera Pedro.

Noho ny hamaroan’ny fitarainan’ireo mponina eny an-toerana no anton’izany toy ny fofona,  ny setroka  izay miteraka tsy fahasalamana, indrindra fa ny ranom-potaka sy ny petsapetsa rehefa avy ny orana. Fantatra tamin’izany fa ireo fianakaviana mivelona  amin’ny fakon’Andralanitra amin’izao fotoana izao ihany  no mandoro ny fako mba itrandrahany ireo vy sy fitaovana maro ao an-toerana ary zezika azo havadika ho vola. Noho izany dia tsy maintsy handray fanapahan-kevitra ny roa tonta hisorohana izany toy ny  tsy fahafahan’ireo olona  mandoro sy mitrandraka ny fako miditra ao Andralanitra intsony izay hamoahan’ny kaominina  didim-pitondrana mihitsy . Mbola hisy ny asa manara-penitra amin’ny fanodinana ny fako hotanterahina eto Antananarivo Renivohitra hoy ny Ben’ny tànana saingy mbola eo an-dalam-pikarakarana izany izy ireo ankehitriny. Na izany aza dia nomarihiny fa hisy ny vahaolana  mikasika  ny asa fitadiavana  sahanin’ireo  olona mpitrandraka sy mpandoro fako ao Andralanitra ireo izay tsy maintsy hoesorina eny an-toerana.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana