Dans la męme rubrique

Depiote Brunelle Tsy mifankahazo amin’ny mpitondra intsony ?

30/10/2020

Niteraka resa-be ny tsy fahazoan` ny depiote voafidy tao Ikongo, Brunelle Razafitsiandraofa, izay lany tamin` ny alalan` vondrona IRD, miteny sy miseho amin` ny haino aman-jerim-panjakana (RNM/TVM).

Depiote Brunelle Tsy mifankahazo amin’ny mpitondra intsony ?

Hamaky ny tohiny...

Hetsika atao any Fianarantsoa Tsy noraisin’ny prefe ny delegasionin’ny TIM

30/10/2020

Tsy noraisin’ny prefen’i Fianarantsoa omaly ireo delegasionina hampahafantatra ny tatitra ataon’ny depiote mpanohitra ny fitondrana ao amin’ny Magro Fianarantsoa rahampitso sabotsy.

Hetsika atao any Fianarantsoa Tsy noraisin’ny prefe ny delegasionin’ny TIM

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Hamerina ny fitokisan` ny olom-pirenena aminy

30/10/2020

Nanatanteraka atrikasa fampiofanana ireo filoham-baomiera maharitra sy filohan’ny vondrona parlemantera eo anivon` ny Antenimieram-pirenena mandritry ny hateloana tany Antsirabe niarahana tamin` ny Fondation Friedrich Ebert Stiftung (FES) .

Antenimieram-pirenena Hamerina ny fitokisan` ny olom-pirenena aminy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana loholona Mandeha sahady ny fampielezan-kevitra

30/10/2020

Raha mbola amin` ny 18 novambra izao no voafaritra ny daty hanombohana ny fampielezan-kevitra ho amin` ny fifidianana izay ho loholona amin`ny 11 desambra izao saingy efa misy sahady no tsy mahandry tantana.

Fifidianana loholona Mandeha sahady ny fampielezan-kevitra

Hamaky ny tohiny...

Antoko Natiora “Fotoana tokony hahafahan’ny Malagasy mivoatra izao”

30/10/2020

Izao no fotoana tokony hahafahan’ny Malagasy mivoatra sy miseho, hoy ny antoko politika Natiora, tarihin’ny filohany Mihari-Ni-Rencho.

Antoko Natiora “Fotoana tokony hahafahan’ny Malagasy mivoatra izao”

Hamaky ny tohiny...

Tsy ampy fahalalana ny Malagasy Vao mainka koa manabado ny mpitondra

30/10/2020

Mihevitra ny Malagasy ho bado ny mpitondra eto amintsika. Porofon’izany, ohatra, ny filazan’izy ireo zavatra izay iaraha-mahalala izao fa tsy mitombina. Manamora ny fanambakana ataon’ny mpitondra ihany koa ny fari-pahalalan’ny Malagasy.

Tsy ampy fahalalana ny Malagasy Vao mainka koa manabado ny mpitondra

Hamaky ny tohiny...

Solombavambahoaka Hanao tamberin`andraikitra misimisy kokoa

30/10/2020

Nihaona tamin’ny Birao Maharitry ny Antenimieram-pirenena izay notarihin’ny Filohany Razanamahasoa Christine ny Fikambanan’ny fiarahamonim-pirenena sy ireo rafitra maro samihafa, omaly.

Solombavambahoaka Hanao tamberin`andraikitra misimisy kokoa

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rajoelina sy ny MAPAR Voa tamin'ny kely foana

19/12/2016

Nirehareha fatratra ny fanjakana tetezamita fa nahavita niasa na tsy nisy famatsiam-bola avy any ivelany aza. Satria betsaka ny tahirim-bola vahiny tamin’ny andron’i Marc Ravalomanana izay efa nahatratra hatrany amin’ny 2 miliara dolara, ka namatam-bonona ny mpanongam-panjakana.

 Nisy ihany koa ny volabe 100 tapitrisa dolara avy amin’ilay orinasa Wisco nitrandraka vy tany Soalala lasan’ny HAT tamin’izany. Ny tetikasa lehibe tahaka ny SE/CNLS Sida sy ny ONN nahazoana vola an-tapitrisany dolara dia lasan’izy ireo avokoa. Manginy fotsiny ny aferana boaderozy sy ny famarotana tanindrazana natomboky ny tetezamita, izay mbola mitohy mandrak’ankehitriny. Izany no nireharehana tao anatin’ny 5 taona, fa hoe afaka niasa na dia fambotriana sy fanaovana tantely afa-drakotra aza no natao. Lasa mpanefoefo avokoa izy ireo saingy tsy nisy nahavita nanangana orinasa ahafahana manome asa ny malagasy tahaka izao ataon’i Marc Ravalomanana amin’ny alalan'ny orinasa tiko AAA izao. I Marc Ravalomanana anefa sady avy sesitany 6 taona, nopotehina ny fananany rehetra, nohenjehina tamina fitsarana mitanila, nogadraina fa tsy nihemotra ary nanao politika mba hanavotany ny fireneny sady manome ary mbola hanome asa ny olona. Ny fitondrana HVM notohanan'ny Mapar tamin'ny fifidianana 2013 moa dia io manenjika sy managadra misesy ny olony io ankehitriny.

Toky R.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana