Dans la m麥e rubrique

Famoriam-bahoaka eny Analakely Alefa handoto ny hetsika ireo 窶徃ros bras窶

20/04/2018

Mafampana ny toe-draharaha, ary miandry izay hiseho rahampitso eny anoloan窶冢y Lapan窶冢y tanテna Analakely, hisian窶冢y famoriam-bahoakan窶冢y depiote mpanohitra ny rehetra. Malaza fa kotrehina hokorontanina izany, ary efa mandeha ny fanangonana vatan-dehilahy na 窶徃ros bras窶 handrava sy handoto ny hetsika.

Famoriam-bahoaka eny Analakely Alefa handoto ny hetsika ireo 窶徃ros bras窶

Hamaky ny tohiny...

Guy Maxime Ralaiseheno 窶廣oka tsy ho sakanana ny hetsiky ny depiote窶

20/04/2018

Aza sakantsakanana amin窶冢y famoriam-bahoaka hanaovany tatitra mikasika ny zava-misy eto amin窶冢y firenena ny solombavambahoaka na iza izy na iza hoy Rahaiseheno Guy Maxime, mpanao pテエlitika, omaly. Hiantohan窶冢y lalampanorenana sy ny lalana mifehy ny olom-boafidy, indrindra ny lalana mifehy ny antoko mantsy ny fanaovan窶冢y solombavambahoaka izany hoy izy.

Guy Maxime Ralaiseheno 窶廣oka tsy ho sakanana ny hetsiky ny depiote窶

Hamaky ny tohiny...

Antoko politika ABA Miainga amin窶冢y fianakaviana ny fampandrosoana

20/04/2018

Omaly no nampahafantarina tamin窶冢y fomba ofisialy tetsy amin窶冢y foibeny Antsahabe ny fitsanganan窶冢y Antoko politika ABA (Antokom-Bahoaka Malagasy).

Antoko politika ABA Miainga amin窶冢y fianakaviana ny fampandrosoana

Hamaky ny tohiny...

Depiote mpanohitra Nihaona tamin窶冢y Amerikanina sy Frantsay

20/04/2018

Mandeha ny rahom-bava avy amin窶冢y fitondram-panjakana momba ny hanakanana ny famoriam-bahoaka hataon窶冢y depiote TIM, MAPAR, MMM, aryny tsy miankina hanao tatitra amin窶冢y vahoaka eny anoloan窶冢y Lapan窶冢y Tanテna Analakely rahampitso sabotsy.

Depiote mpanohitra Nihaona tamin窶冢y Amerikanina sy Frantsay

Hamaky ny tohiny...

Ravalomanana sy Rajoelina Hany mbola misongadina

20/04/2018

Ny filohan窶冢y antoko Tiako i Madagasikara, Marc Ravalomanana, izay efa nanambara tamin窶冢y fomba ofisialy ny filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena sy ny filoha nasionalin窶冢y vondrona politika MAPAR, Andry Rajoelina, hatreto no hita hany mbola misongadina amin窶冢y fihetsiketsehana maneho ny fahavononany hiatrika fifidianana na dia mbola tsy nanambara ny filatsahany aza moa itsy farany.

Ravalomanana sy Rajoelina Hany mbola misongadina

Hamaky ny tohiny...

Miaramila misotro ronono Tsy maintsy hanohana kandida

20/04/2018

Efa 10 taona mahery izao no nitakian窶冓reo miaramila misotro ronono ny zo tokony nisitrahany nanomboka ny tetezamita no nankaty, raha ny fanazavan窶冢y filoha nasionalin窶冢y fikambanan窶冓zy ireo, Jean Solo Randrianasimanana.

Miaramila misotro ronono Tsy maintsy hanohana kandida

Hamaky ny tohiny...

Mpanao politika Malagasy Donton窶冢y fitiavan-tseza

20/04/2018

Tsy azo iadian-kevitra, fa ny mpanao politika no tena mpamotika ity firenentsika ity. Ny vahoaka etsy andaniny, toa nohabadoina sy nampahantraina hatrany, ka tsy mahalala izay tokony hataony intsony.

Mpanao politika Malagasy Donton窶冢y fitiavan-tseza

Hamaky ny tohiny...


Politique

Lehiben地y Faritra Alaotra Mangoro Hapetraka ofisialy amin地y alatsinainy izao

09/12/2016

Hotanterahina amin地y alatsinainy 12 desambra ho avy izao ny lanonana hametrahana amin地y toerany ny lehiben地y faritra Alaotra Mangoro vaovao, Ranarisoa Desir.


 Filankevitry ny minisitra tamin'ny 18 novambra 2016 no nanendrena azy ho lehiben’ny Faritra Alaotra Mangoro. Ny 2 desambra izy no nandray ofisialy ny asa maha lehiben’ny Faritra azy taorian’ny fifamindram-pitantanana teo aminy sy dokotera Raminoarison Honoré, nodimbiasiny toerana. Mila mifanome tanana ny rehetra ary koa miara-mientana ny daholobe, hoy Ranarisoa Desiré amin'ny fampandrosoana ny Faritra Alaotra Mangoro.

Jean D.


 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana