Dans la m麥e rubrique

Groupe Vidy Varotra Hanitatra ny orinasany any Afrika

20/04/2018

Nankalazaina teny amin窶冢y hotely Carlton Anosy tamin窶冢y fomba manetriketrika, izay nafanain窶僮 Bodo sy Rija Ramanantoanina, ny Tambour Gasy ary ny tarika mpanao soradia Dih窶况in ny alarobia 18 aprily lasa teo ny faha 15 taonan窶冢y gazety Vidy Varotra; orinasa Malagasy, manao loha laharana ny foto-kevi-dehibe 4, dia ny asa fanaovan-gazety sy ny haino aman-jery, ny fanabeazana, ny teknolojia vaovaon窶冢y fifandraisana ary ny fisokafana amin窶冢y any ivelany ny 窶廨roupe Vidy Varotra窶.

Groupe Vidy Varotra Hanitatra ny orinasany any Afrika

Hamaky ny tohiny...

Fiaraha-miasa amin窶冢y FAO Tombony ho an窶冢y tontolo ambanivohitra

20/04/2018

Omaly no natao tetsy amin窶冢y Hotel Carlton ny hetsika fampahafantarana sy fanaovan-tsonia ny tahirin-kevitra CPP (Cadre de Programation de Pays) momba ny fiaraha-miasan窶冓 Madagasikara sy ny FAO (sampan-draharahan窶冢y firenena mikambana momba ny sakafo) manomboka ny taona 2018 hatramin窶冢y 2021.

Fiaraha-miasa amin窶冢y FAO Tombony ho an窶冢y tontolo ambanivohitra

Hamaky ny tohiny...

Salon HR TROPHY Hanampy ny tanora mba hanana asa mendrika

20/04/2018

Nosokafana tamim-pomba テエfisialy omaly etsy amin窶冢y garan窶冓 Soarano hifarana anio zoma 20 Aprily ilay Salon HR Trophy andiany karakarain窶冢y World Trade Center sy ny 窶徭yndicat autonome des inspecteurs de travail窶 .

Salon HR TROPHY Hanampy ny tanora mba hanana asa mendrika

Hamaky ny tohiny...

Kaontenera 1000 mihitsoka ao Toamasina Efa mamoaka fofona ireo vary lo

20/04/2018

Nitsidika an窶冓 Toamasina ny alarobia tapak窶兮ndro maraina ny praiminisitra niaraka tamin窶冓reo minisitry ny vola sy teti-bola, ny minisitry ny varotra sy ny fanjifana, ny minisitry ny fitaterana, notronin窶冓reo mpandraharaha sy ny mpitatitra ary ny ekipan窶冢y lehiben窶冢y faritra atsinanana.

Kaontenera 1000 mihitsoka ao Toamasina Efa mamoaka fofona ireo vary lo

Hamaky ny tohiny...

Fanajariana ny tany eny Ampitatafika Antoky ny fampandrosoana ny kaominina

20/04/2018

Nankatoavin`ny Fanjakana Malagasy, araka ny didim-panjakana nivoaka teo anivon`ny Filan-kevitry ny ministra ny alarobia 18 Aprily lasa teo, ny drafitra hanajarian`ny Tany na Plan d`Urbanisme de Dテゥtail (PUDテゥ) ho an`ny lemaka ao amin`ny Kaominina Ampitatafika.

Fanajariana ny tany eny Ampitatafika Antoky ny fampandrosoana ny kaominina

Hamaky ny tohiny...

Ministeran窶冢y asa vaventy Fividianana fiara 窶4x4窶 miisa 25 ve no tena laharampahamehana

20/04/2018

Nanolotra fiara miisa 25 ho an'ny Ministeran'ny Asa Vaventy ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina omaly maraina teny.

Ministeran窶冢y asa vaventy Fividianana fiara 窶4x4窶 miisa 25 ve no tena laharampahamehana

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy ny Katolika Vaky tanteraka ny ady?

19/04/2018

Tsapa ho tratry ny antsojain窶冢y fanjakana Rajaonarimampianina ny fiangonana katolika, raha dinihina ny zava-niseho tato ho ato, izay toa manamafy ny efa nisy tany aloha. Mahatsapa ho tsy mahazo rirany amin窶冓ty fiangonan-dehibe ity angamba ny fanjakana, ka toa miseho ny endrika antsojay na filam-baniny samihafa mivantana na ankolaka.

Fanjakana sy ny Katolika Vaky tanteraka ny ady?

Hamaky ny tohiny...


Actualit駸

Fiahiana ara-tsosialy any Atsimo 35 tapitrisa dolara ho an地y olona 320 000

14/11/2016

Hatramin地y faran段ty taona 2016 ity, olona 320 000 any amin地y faritra Atsimon地y nosy dia any Tsihombe, Beloha, Ambombe, Bekily ary Amboasary no hahazo sy hisitraka ilay fanampiana ara-tsosialy antsoina hoe牌atsin誕nkohonana.

 

 Neken’ny filankevi-pitantanan’ny Banky Iraisam-pirenena ny 10 novambra lasa teo mantsy ny famatsiana ara-bola  mahatratra 35 tapitrisa dolara hahafaha-manatanteraka ity tetikasan’ny governemanta Malagasy amin’ny alalan’ny minisiteran’ny mponina ity.  Ny taona 2015 dia vola mitentina 40 tapitrisa dolara no neken’ny Banky Iraisam-pirenena hampindramina an’i Madagasikara mba hanatsarana ny fiahiana ara-tsosialy ka 4 taona ny faharetan’ny tetikasa saingy izao dia nahazo 35 tapitrisa dolara ary tsy honerana intsony, izay hahafaha-manampy ny olona any Atsimon’ny nosy mandritra ny 18 volana. Mitohy hatrany ny fifandresen-dahatra sy ny fitadiavana fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny mponina tarihin’ny minisitra Onitiana Realy sy ireo mpiara-miombon’antoka ka isan’izany ny Banky Iraisam-pirenena. Vao tsy ela akory izay no nihaona ny minisitra Onitiana Realy sy I Coralie Gevers, Mpandrindra ny asan’ny Banky Iraisam-pirenena eto amintsika ka nilazan’ity farany fa mipetraka ny fitokisan’ny Banky Iraisam-pirenena an’i Madagasikara.


 

Toky R.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana