Dans la męme rubrique

Dian’i Didier Ratsiraka tany Rosia Misy ifandraisany amin’ny “Iles Eparses” ?

18/07/2018

Mifoha indray ny fitakiana ny “Iles Eparses” ary tsy vao ela no nisy kandidà ho filoham-pirenena iray nametraka fitoriana mitaky ny hamerenana ireo nosy Malagasy ireo an`i Madagasikara teny amin`ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana.

Dian’i Didier Ratsiraka tany Rosia Misy ifandraisany amin’ny “Iles Eparses” ?

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao Olana lehibe ho an’ny fitondrana

18/07/2018

Tsikaritra ho tena olana lehibe ho an’ny fitodrana Rajaonarimampianina i Rivo Rakotovao, filohan’ny antenimierandoholona sady Filoha nasionalin’ny HVM, sokajiana ho laharana faharoa eto amin’ny firenena.

Rivo Rakotovao Olana lehibe ho an’ny fitondrana

Hamaky ny tohiny...

CENI Madagascar Zava-dehibe ny famolavolana sarintany

18/07/2018

Hifarana anio ny atrikasa fampiofanana niarahan`ny sampandraharahan`ny Firenena Mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD) sy ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (PNUD) mahakasika ny fanangonam-baovao amin`ny famolavolana ny voka-pifidianana. Atoa

CENI Madagascar Zava-dehibe ny famolavolana sarintany

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filoham-pirenena Misy kandida tiana hailika mafy

17/07/2018

Nivoaka iny ny fepetra henjana takiana amin’ireo kandida filoha sy ny fampitandreman’ny filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) Jean Eric Rakotoarisoa, izay tsikaritra fa Ravalomanana no mety kendrena hofinganina amin’io.

Fifidianana filoham-pirenena Misy kandida tiana hailika mafy

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra sy mpitolona Ady sarotra aravona

17/07/2018

Efa nazava hatrany am-boalohany, raha mijery ny kabarin’ny praiminisitra vaovao, Ntsay Christian, hatramin’ny nandraisany fahefana fa tsy hamaha ny olan’ireo sendika marobe “mitolona” etsy sy eroa mihitsy akory no iraka nampanaovina azy fa ny hahatanteraka fifidianana.

Mpitondra sy mpitolona Ady sarotra aravona

Hamaky ny tohiny...

Fanimbazimbana ny HCC Sinema sy fambolena gidragidra ?

17/07/2018

Tsy rony tsy ventiny teo, dia raikitra ny karazana fanenjehana ny Filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC Jean Eric Rakotoarisoa sy io andrim-panjakana tantaniny io, voizin’ny gazety sy haino aman-jery mpanohana fitondrana amin’izao fotoana.

Fanimbazimbana ny HCC Sinema sy fambolena gidragidra ?

Hamaky ny tohiny...

Justice et Paix sy KMF/KNOE Hitambatra hanara-maso akaiky ny fifidianana

17/07/2018

Omaly alatsinainy 16 jolay no natao tetsy amin’ny Episcopat Antanimena ny fanaovan-tsonia fifanarahana fiaraha-miasa amin’ny KMF/KNOE sy ny Komisiona Episkopaly JUSTICE ET PAIX (JEP).

Justice et Paix sy KMF/KNOE Hitambatra hanara-maso akaiky ny fifidianana

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fandraisana ny frankofonia Hanao asa fanadiovana ny Faritra Analamanga

12/11/2016

Hanentana ny mponina sy hanao asa fanadiovana goavana eto an-drenivohitra ny Faritra Analamanga tarihin-dRakotonanahary Ndranto hanomboka anio sabotsy ho fandraisana am-pilaminana ny frankofonia izay hotanterahina eto amintsika ny 21 ka hatramin’ny 27 novambra ho avy izao.

 

 Hiarahany amin’ireo distrika enina misy  ny hetsika ka  any amin’ny Boriborintany fahenina misy an’Ambohimanarina no hisantarany izany anio maraina, hihazo ny digy hipaka hatrany amin’ny Boriborintany voalohany. Ankoatra izay dia ho hentitra ihany koa izy ireo amin’ny fitandroana ny fandriampahalemana. Hisy mantsy ny fananganana ny vaomieran’ny fandriampahalemana eny ifotony izay ahitana olona folo isam-pokontany. Hozaraina badge sy telefaonina tsirairay izy ireo ny alatsinainy ho avy izao hahafahana mifandray aminy. Nomarihin’ny lehiben’ny Faritra Analamanga Rakotonanahary Ndranto moa fa tsy amin’izao fandraisana ny frankofonia izao ihany no hanaovana ny asa fanadiovana fa mila mandray ny andraikiny ny tsirairay.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana