Dans la męme rubrique

Fiaram-panjakana nanararao-pahefana Voasazy avy hatrany ilay Tale

23/08/2019

Namoaka taratasy ofisialy fialan-tsiny omaly ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka ny Pr Rakotonirina Julio.

Fiaram-panjakana nanararao-pahefana Voasazy avy hatrany ilay Tale

Hamaky ny tohiny...

Lahatra Andriamahatsangy “Tena ilaina ny tanàn-dehibe vaovao saingy…”

23/08/2019

Tena ilaina ny fisian’ny tetikasa tanàn-dehibe. Ny fahitako azy amin’ny ankapobeny,

Lahatra Andriamahatsangy “Tena ilaina ny tanàn-dehibe vaovao saingy…”

Hamaky ny tohiny...

Tsenan’asam-panjakana Misy zavatra tsy mazava momba ny FER

22/08/2019

Hita tamina gazety mpiseho isan’andro iray omaly alarobia 21 aogositra ny antso tolo-bidy misokatra amina tsenan’asam-panjakana (Appel d’offre ouvert) mitondra ny laharana 003-DRAHTP/SRTP/BOENY/CP18/FER.2019.

Tsenan’asam-panjakana Misy zavatra tsy mazava momba ny FER

Hamaky ny tohiny...

Orinasa JIRAMA Mbola banga ny toeran’ny tale jeneraly

22/08/2019

Mbola banga tanteraka ny toeran’ny tale jeneralin’ny orinasa JIRAMA amin’izao, taorian’ny fanesorana an’Atoa Jaomiary Olivier, tale jeneraly teo aloha, taorian’ny filakenkevitry ny minisitra farany teo.

Orinasa JIRAMA Mbola banga ny toeran’ny tale jeneraly

Hamaky ny tohiny...

Soarano sy Behoririka Nodiovina ny tanĂ na, nakisaka ireo mpivarotra mibahan-dalana

22/08/2019

Araka ny vinan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana eo amin’ny fiarahamonina eto an-drenivohitra, izay “ soa iombonan’ny Malagasy”

Soarano sy Behoririka Nodiovina ny tanĂ na, nakisaka ireo mpivarotra mibahan-dalana

Hamaky ny tohiny...

Fiaraha-miasan’ny CUA sy ny Masoivoho Indianina Hovelomina ny lalana Mahatma Ghandi sy Indira Ghandi

22/08/2019

Nitsidika ara-pomba fifanajana ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely omaly maraina, ny ambasadaoro vaovaon’i Inde monina sy miasa eto amintsika, Atoa Abhay Kumar.

Fiaraha-miasan’ny CUA sy ny Masoivoho Indianina Hovelomina ny lalana Mahatma Ghandi sy Indira Ghandi

Hamaky ny tohiny...

Alain Ramaroson Nivoaka ny fonja

21/08/2019

Nivoaka ny fonjan’Antanimora omaly alatsinainy 20 aogositra tamin’ny 8 ora sy sasany alina Atoa Alain Ramaroson, rehefa notanana teny Antanimora nanomboka ny 3 aogositra 2016

Alain Ramaroson Nivoaka ny fonja

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Malagasy miasa any Liban Nadoboky ny mpampiasa azy any am-ponja i Bako

03/02/2015

Tovovavy iray antsoina hoe Bakonirina na i Bako araka ny fiantson’ireo namany azy no fantatra izao fa voatana am-ponja any Liban any nanomboka tamin’ny volana janoary lasa iny

. Very vola 4 tapitrisa Ariary (2000 dolara) ny mpampiasa azy ka izy no voatondro ho naka ilay vola. Rehefa nataon'ny polisy fanadihadiana izy dia voalaza fa niaiky fa naka ilay vola ary nomeny ny sipany.  Nentin’ny tahotra sa noteren'ny polisy hanaiky ny halatra i Bako fa dia any am-ponja izy izao. Avy eto Antananarivo i Bako ary efa enin-taona niasana tany Liban.  Tokony ho tapitra amin’ity volana febroary 2015 ity ny “contrat”, fifanarahana arak’asa nandehanany tany. Te hizaka zom-pirenen’i Liban ve i Bako dia manambitamby lehilahy amin'ny fanomezam-bola azy ? Ny hany fantatra hatreto aloha dia tsy mbola nandalo fitsarana izy ary ilay sipany nolazainy fa nomena ilay vola toa tsy nisy arakaraka. Ny manampahefana Malagasy moa mangina.

Nangonin’i Jean D.

 


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana