Tsindrio eto raha haneho fitarainana

Fananan-tany

Mitady Kolikoly

tamin'ny 2016-02-01, navoaka ny 2016-02-25

Tompoko, Zava-misy ao amin'ny sampan-draharahan'ny fananan-tany ao Avaradrano no hifampizarako androany, izay nangatahana "Certificat de situation juridique", izay efa napetraka ny faran'ny volana Novambra 2015; ary efa voaloa ny sarany: 2.000AR isaky ny Certificat.15 andro aty aoriana, mbola tsy vita, nandalo ny faran'ny volana Janoary 2016 teo, fa mbola tsy vita ihany hono, fa tsy ao ny Boky.Misy olona milaza fa mahavita ny taratasy amin'ny sarany 25.000AR, saingy tsy fantatra, na mpisoloko, na mpiasa ao..ka mba hitarainana sy hifampizarana. Misaotra anareo mialoha


<< hiverina >>

Copyright 2009 Tia Tanindrazana