Tsindrio eto raha haneho fitarainana

Mpitandro filaminana/Zandarmaria/Polisy

Miaramila mitaky vola

tamin'ny , navoaka ny 2016-02-22

Ny Ministry ny Foloalin-dahy no anaovana antso.

Misy tompon'andraikitra miaramila iray eto Mandabe manao fanaparam-pahefana tsy an-drariny tahaka ny fakana vola be, ny fitondrana omby tsy misy passeport .Mitaky ny hamerenana ireo vola sy omby ny fokonolona.

Marihina fa isany miray tetika aminy ny tompon'andraikitra iray ao amin'ny Kaominina eto aminay


<< hiverina >>

Copyright 2009 Tia Tanindrazana