Fil d'actualités du 09/09/2020

  • 09/09/2020 - 00:30 : ANTENIMIERANDOHOLONA:Nandroso ny datin'ny 11 desambra 2020 ny CENI mba hanatanterahana ny fifidianana loholona.Nahena ho 18 moa ny isan'ireo loholona ka ny 16 amin'ireo no fidiana.Mpifidy lehibe no mifidy fa tsy ny vahoaka mivantana.

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

Voir plus d'infos...

26/10/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20201005

Misongadina

Andry Rajoelina “Ho foanantsika ny kere...”

05/10/2020

Vao nahare tatitra fa misy kere ady dia tsy nampaniraka olona fa ny tenako mihitsy no nidina taty, hoy ny Filoha Rajoelina tany Atsimon’ny Nosy ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Velirano hafa kely « Tsy hanao politika intsony raha tsy vita ny RN13 »

05/10/2020

Tamin’ny taona 1974 vao teraka aho no vita tara farany ny RN13 mankany Tolagnaro-Amboasary, hoy ny Filoha Rajoelina omaly. Tsy maintsy atomboka amin’ny taona ho avy raha ela indrindra ny fanamboarana ny RN13, ary raha tsy vita dia tsy manao politika intsony aho, hoy ny velirano nipatrapatraka.

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina tao Tsihombe Nirarakompana indray ny fampanantenana

05/10/2020

Ho avadika sentetika ny kianja filalaovam-baolina. Hahazo fampitaovana anio dieny anio ihany ny mpianatra tsirairay ato amin’ny EPP Tsihombe.

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana firenena Valifaty politika no mibahan-toerana

05/10/2020

Mihorohoro ireo mpanao afera manana dosie nandritra ny fitondrana HVM. Tonga amin`ny sy ny harona ny fitondrana TGV.

Hamaky ny tohiny...

Hetsiky ny D 73 tamin’ny 2018 Efa adino ireo fitakiana samihafa ?

05/10/2020

22 volana no lasa ka nitantanan` ny Filoha Rajoelina an`i Madagasikara. Serasera sy ny sandry aloha no tena tena nibahana teto amin` ny firenena. Ohatra ireny fanagadrana mpandraharaha ireny, fisehoana matetika amin` ny haino aman-jery ataon` ireo tompon’andraikitra, fampatsiahivana ireo lalàna efa nisy…

Hamaky ny tohiny...

Antoko politika TGV Tsy sahy mandeha irery intsony

05/10/2020

Isan’ny mampametra-panontaniana ankehitriny ny tsy nahenoana loatra intsony izany antoko politika Tanora Malagasy vonona na TGV izany, indrindra, tamin’ny fandraisana anjara tamin’ireo fifidianana nifanesy teto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Fanarenana ifotony Mila hafainganina ny fametrahana azy

05/10/2020

Mila arenina sy alamina aloha ny firenena vao miroso amina karazana paikadim-pampandrosoana samihafa ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Ambositra Mbola tsy voatsara ny 60%-n’ireo voafonja

05/10/2020

Velon-taraina fatratra ireo voafonja ao amin’ny fonjaben’Ambositra amin’izao. Diso tery loatra mantsy ny trano hipetrahan’izy ireo no sady efa antitra ihany koa. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia mbola tsy voatsara ny 60%-n’izy ireo hatreto nefa ireo voasazy vaovao miditra ihany.

Hamaky ny tohiny...

14 oktobra Tsy mahazo mifety indray

05/10/2020

Tsy hisy ny fety aman-danonana Tsy misy ny fety aman-danonana amin’ny 14 oktobra saika hanonerana ny 26 jona tsy nahafahana nankalaza ny faha-60 taona nahazoana ny fahaleovantena, satria mbola miatrika ady isika hoy ny filoham-pirenena Rajoelina, dia ny Coronavirus sy ny Kere izany.

Hamaky ny tohiny...

Fiatrehana ny rivodoza Nanolotra kamiao iray ho an’ny BNGRC ny CRS

05/10/2020

Nanolotra kamiao iray ho an’ny biraom-pirenena misahana ny fitantanana ny loza sy tandindon-doza eto Madagasikara na ny BNGRC ny CRS Madagascar ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny...

Lehilahy hita faty teny Alasora Misy ifandraisany amin’ilay moto nihosin-dra

05/10/2020

Ny 02 oktobra 2020 lasa teo nandritra ny fanatanterahan’ny polisy ny asa mahazatra azy amin’ny andavanandro dia nahatsikaritra lehilahy iray nanosika moto marika « yamaha JOG PRO » avy any Alasora izy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Herisetra sy fandratran’olona Roalahy voasambotra tao Morondava

05/10/2020

Nitarangana herisetra miaraka nampiasana zava-maranitra nandratrana olona tao Morondava, andro vitsy lasa izay Lehilahy iray 45 taona no lasibatra tamin’izany ka nanokatra fanadihadiana ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Zon` ny olombelona Sadasada ny fiarovana azy

05/10/2020

Fanaparam-pahefana, fanitsakitsahana ny zon'ny mpiasa, tsy fandriampahalemana,…

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Antso fiarahamonina Kristianina “Tsy fitantanana io atao eto io”

05/10/2020

“Tsena mampiray aina sy mampisy firaisan’aina”, izay indray no boky faha efatra navoakan-drizareo avy eo anivon’ny fikambanana Antso Fiarahamonina Kristianina na AFK ary nosoratan’ny filoha mpanorina azy, Ricky Andriamparany.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Fampivondronana ny Barea Hahazo sehatra ny mpilalao vaovao

05/10/2020

Na eo amin’ny lohalaharana, na afovoany hatrany amin’ny vodilaharana dia samy ahitana ireo mpilalao zokiny tsy ho afaka ny hamonjy ny fampivondronana voalohany sy faharoa ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra avokoa izany hatreto aloha.

Hamaky ny tohiny...

Nicolas Dupuis Nisaotra manokana ny filohan’ny CAF

05/10/2020

Foana tamin'ny minitra farany ny lalao izay saika nihaonan-tsika tamin'i Ghana nohon'ny antony tsy dia avy tamintsika loatra, hoy ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra, Nicolas Dupuis.

Hamaky ny tohiny...

Fanatanjahantena iraisam-pirenena Voafidy ho filohan’ny CIGEPS i Rosa Rakotozafy

05/10/2020

Lany ho filohan’ny CIGEPS na ny komity iombonana momba ny fanabeazana ara-batana sy fanatanjahantena eo anivon’ny Unesco na CIGEPS I Rosa Rakotozafy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mba tsy ho balarora manara-penitra

05/10/2020

Valala tsy an-tànana tsy hatolo-jaza, hoy ny ohabolana nolovaina tamin’ny fahendren’ny Ntaolo.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Faritra maro mitoka-monina Olana tsy mety voavaha ny fanamboaran-dalana

05/10/2020

Ny lalana no avokavoky ny toekarena amina firenena iray. Raha ny eto Madagasikara dia saika simba avokoa ireo lalana mampifandray isaky ny faritra.

Hamaky ny tohiny...

Andonaka RN7 Zaza 10 taona maty voahitsaky ny kamiao

05/10/2020

Sarety tarihin’omby nitondra lehilahy iray sy ny zanany lahy, 10 taona, no nohosen’ny kamiao iray tao anaty tetezana tao Mahasoa Nord, Kaominina Andonaka,

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Fitsaboana nentim-paharazana Nitsangana ny TASA Company

05/10/2020

Fantatra eo amin’ny tontolon’ny Fitsaboana netim-paharazana Atoa Rakotondranaivo Jean Pierre !

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Karaman’ny mpampianatra FRAM Ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena no handoa azy

05/10/2020

Tsy misy mandoa sara-pisoratana anarana intsony ireo mpianatra manovo fahalalana eny anivon’ireo sekolim-panjakana rehetra manerana ny Nosy manomboka amin’ity taom-pianarana vaovao ity.

Hamaky ny tohiny...

Fianarana aorian` ny bakalorea Azo fantarina mialoha ireo lalam-piofanana misy

05/10/2020

Mba tsy ho very fotoana ireo mpianatra sy ny ray aman-dreny amin’ny fifidianana lalam-piofanana aorian’ny Bakalorea dia namoaka ireo sampam-piofanana sy lalam-piofanana samihafa ny Maison de la Communication des Universités (MCU). Efa azo

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Ambatomiady Antanifotsy Tratra ilay tovolahy nangalatra moto

05/10/2020

Tovolahy iray vao 21 taona monja monina ao Antambohomena Kaominina Ambatomiady distrikan’Antanifotsy no nangalatra moto marika Fosti ny volana febroary lasa teo tany Ambohitompoina kaominina iray ao amin’ny distrikan’ Antanifotsy ihany.

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana mpivarotra Fahana Telma 1.000 isa no tratra tany amin’ireo jiolahy

05/10/2020

Jiolahy miisa efatra no vaoasambotry ny polisy miasa ao amin'ny UIR Tolagnaro ao Besonjo 30 septambra 2020 lasa.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Ho mafy ny ady Mbola hidangana ny vidim-piainana…

05/10/2020

Miteraka fatiantoka amin` ny kitapom-bolam-panjakana ireo fepetra samihafa noraisina izay mampikatso ny toekarena ankapobeny eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fatin-jazakely hita etsy sy eroa Vokatry ny tsy fisian’ny fanabeazana ara-pananahana

05/10/2020

Fatin-jazakely maromaro no hita nisy nanary teto amintsika tamin’iny herinandro nivalona iny izay samy tamina toerana samihafa avokoa. Naneho ny heviny mahakasika izany Atoa Jeruville Andriamasinirina, manam-pahaizana manokana momba ny resaka fananahana

Hamaky ny tohiny...

Fahazoana rano fisotro madio Mampiasa teknolojia avo lenta ny Ericsson, Telenor, Wayout

05/10/2020

Olona 3 amin’ny 10 no tsy misitraka rano fisotro madio sy antoka, araka ny fanadihadian’ny ONU.

Hamaky ny tohiny...

Sambava Nitokona ny mpivarotra

05/10/2020

Raikitra ny diabe sy sy feno horakoraka nilaza ny tao am-pony ary filanjàna sora-baventy nataon` ireo mpivarotra ao Ambodisatrana Manainga Zipo - Sambava ny faran`ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Boriborintany faha-4 Olona 800 nozaraina kopia maimaimpoana

05/10/2020

Mbola maro ireo olona tsy manana kopia mari-pahaterahana eto amintsika. Lohalaharana amin’ireny ny ankizy madinika izay efa tokony handia ny varavaran-tsekoly.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Fahamehana ara-pahasalamana Afaka mivezivezy amin’ny alina amin’izay

05/10/2020

Tapitra ary tsy misy intsony ny tsy fahafahana mivezivezy amin’ny alina na « couvre feu » manomboka anio alatsinainy 5 septambra manerana ny Nosy, hoy ny Filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Mihazakazaka ny famokarana Iza marina no hividy ny CVO + ?

05/10/2020

Mamokatra CVO+ 22 500 gélules isa-minitra, 1 350 000 isan’ora, 32 400 000 isan’andro ny orinasa Pharmalagasy.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19 Madagasikara Tafiakatra 10 ireo tranga avy any ivelany

05/10/2020

Miisa 65 ny trangana coronavirus teto Madagasikara tao anatin’ny 48 ora. 36 ny sabotsy teo, azo tamin’ny fitiliana 480, manome taham-pahavoazana 7,50%.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana