Fil d'actualités du 09/09/2020

  • 09/09/2020 - 00:30 : ANTENIMIERANDOHOLONA:Nandroso ny datin'ny 11 desambra 2020 ny CENI mba hanatanterahana ny fifidianana loholona.Nahena ho 18 moa ny isan'ireo loholona ka ny 16 amin'ireo no fidiana.Mpifidy lehibe no mifidy fa tsy ny vahoaka mivantana.

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

Voir plus d'infos...

26/10/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200907

Misongadina

Fidiran’ny mpianatra Misafidy izay daty tiany ny sekoly tsy miankina

07/09/2020

Efa miditra avokoa ny ankamaroan’ny sekoly tsy miankina, dia ireo manaraka ny fandaharam-pianarana Frantsay sy Anglisy.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Tany misy ny orinasa ALMA Hisy fananganan-javatra ataon’ny CUA

07/09/2020

Namoaka ampahibemaso tao amin’ny tambajotran-tserasera ny fihaonana tamin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo ny tolakandron’ny sabotsy lasa teo ny Mpanolontsaina Monisipaly avy amin’ny Komba Rtoa Hilda Hasinjo Ravelonahana.

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina “Tsy hanalava ny fotoam-piasako izany aho”

07/09/2020

Tsy manana eritreritra hanalava ny fe-potoana iasako aho, fa ny imasoako dia fanatanterahana fotodrafitrasa, hoy i Andry Rajoelina Filoham-pirenena omaly eo anatrehan’ny fihazakazahana nampivory ny parlemantera handany ny didy hitsivolana noraisiny.

Hamaky ny tohiny...

Hetra manara-penitra Hakan’ny CUA 1500 Ar/m² ny fandokoana trano

07/09/2020

Ny pitsopitsony sy fombafomba ahazoana ny fankatoavan’ny Prefektioran ’ Antananarivo sisa andrasana, dia hihantra ny teti-bola nasiam-panitsian’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Famotehana ny mpandraharaha Malagasy Manaratsy endrika ny filoham-pirenena

07/09/2020

Naman’ny kofona tanteraka ankehitriny ireo mpandraharaha Malagasy, raha mijery ny fanapahan-kevitra noraisin’izy ireo tao anatin’izay 5 volana sy tapany izay.

Hamaky ny tohiny...

Famerenana ny “Iles Eparses” Tsy vitan’ny hafanam-po fotsiny

07/09/2020

Nivoaka iny ny fanapahan-kevitra noraisin` ny loholona Frantsay fa mitsipaka ny famerenana tanteraka ireo nosy miparitaka na « Iles Eparses ». Mazava ny azy fa an` ny frantsay ireo nosy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Polisy teny Isoraka Nahatifitra tsy nahy ny namany ilay polisy

07/09/2020

Polisy mpiana-draharaha iray miasa ao kaomisarian’ny polisin’ny boriborintany fahaefatra isotry no nahatifitra tsy nahy ny namany sivily iray teo amin’ny lohany ka nahafaty ity farany, ny harivan'ny sabotsy05 septambra teo teny Isoraka.

Hamaky ny tohiny...

Famoahana vonjimaika an-dRavelonanosy Nanao antso avo ireo zanany 5 mianadahy

07/09/2020

Efa-bolana katroka izao no nitazonana an-dRavelonanosy Bruno any am-ponja hoy ireo zanany 5 mianadahy.

Hamaky ny tohiny...

« Ericsson Innovation Awards 2020 » Hisokatra ho an’ny tanora maneran-tany

07/09/2020

Misokatra ny fifaninana lehibe : « Ericsson Innovation Awards » na « EIA 2020 » karakarain’ny orinasa Ericsson.

Hamaky ny tohiny...

Rafitry ny fonja Malagasy Mila vahaolana maika

07/09/2020

Nanao antso ireo fiarahamonim-pirenena misehatra amin’ny fampiroboroboana sy fiarovana ny zon’olombelona eto Madagasikara fa maika ny fanavaozana ny rafitry ny fonja eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

ANDASIBE Nisokatra tamin’ny sabotsy ny valan-javaboahary

07/09/2020

Nisokatra tamim-pomba ofisialy nanomboka ny sabotsy teo ny valan-javaboarahin’i Mantadia ao Andasibe any amin’ny lalam-pirenena faharoa taorian’ny 5 volana nikatonany vokatry ny fiparitahan’ny valan’aretina coronavirus teto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fianakaviana Ravalomanana Vita batisa ny zafikely fahaefatra

07/09/2020

Nahazo fahasoavana ny fianankaviana Ravalomanana. Tontosa teny amin’ny FJKM Imerikasinina omaly alahady 06 septambra 2020 ny batisan’I Timoty

Hamaky ny tohiny...

Zo tsy azo henjehina Mila mahaleotena ilay vaomiera

07/09/2020

Efa niroso tamin` ny fananganana ny vaomiera hisahana ny fanesorana ny zo tsy azo henjehina an` ireo solombavambahoaka na “commission de levée parlementaire” ny teo anivon` ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Voavy Paulin Mbola mitsoridriaka tsara

07/09/2020

Resin-dry Voavy Paulin sy ny Ekipany ao amin’ny El Makasa, klioba divizionina voalohany eo amin’ny taranja baolina kitra ao Egipta, tamin’ny isa mavesatra 4 noho 1 ny ekipan’ny Ismaily, izay isan’ireo ekipa goavana ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Qatar Stars League Laharana faha 6 vonjimaika ry Amada

07/09/2020

Taorian’ny fihaonana tamin’ny Al Arabi, eo amin’ny amboaran’i Qatar ho an’ny divizionina voalohany eo amin’ny taranja baolina kitra dia mitoetra eo amin’ny laharana faha 6 vonjimaika eo amin’ity fifaninanam-pirenena Qatari ity ilay irakiraka afovoany Malagasy, Ibrahim Amada,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mpamosavy malemy ?

07/09/2020

Nanamarika iny faran’ny herinandro ny hetsiky ny tantsaha tany Vakinankaratra naneho ny alahelony momba ny fikatonan’ny orinasa mpandray vokatra sy ny dian’ny Filoham-pirenena nihazo iny ilany antsinana sy avaratry ny Nosy iny.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Tsy nanao aroloha Mpitondra moto70 indray no tratran’ny polisy

07/09/2020

Nifanesy tato ho ato ny lozam-pifamoivoizana ateraky ny moto teto an-drenivohitra sy ny manodidina. Roa isan’andro izany raha kely.

Hamaky ny tohiny...

Zotra Nasionaly Hisokatra ny RN 1, RN 4, RN 7…

07/09/2020

Mitohy ny fisokafan’ny zotra Antananarivo-Toamasina, manomboka misokatra amin’ny zoma 11 septambra ny zotra Antananarivo-Toliara (RN 7) sy izay lalovany rehetra satria efa voafehy ny valanaretina, hoy ny Filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Zaza manana toe-batana diabetika 3 tapitrisa isan-taona ny fitsaboana

07/09/2020

Mafy ny mahazo ireo Ray aman-dReny manan-janaka manana toe-batana diabetika.

Hamaky ny tohiny...

Hopitaly HJRA Nanome ra maimaimpoana ireo mpino Silamo

07/09/2020

Mbola tsy miverina amin’ny laoniny hatreto ny isan’ireo mpanome ra tonga manatona an-tsitrapo etsy amin’ny foibe nasionaly misahana ny famindrana ra etsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Vokatra eto Madagasikara Ny vahiny indray no mahazo tombony

07/09/2020

Manankarena i Madagasikara na harena voajanahary na harena an-kibon` ny tany. Maro ihany koa ireo vokatra hafa toy ny ny jirofo,ny kafe, ny lavanila…

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Madagasikara Miloko politika ny fanabeazana…

07/09/2020

Isan’ny nitsikerana ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, ny endriky ny vola 10.000 ariary ho lokon’ny antoko politikany. Toy izany koa ny nanjo ny filoha teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, tamin’ny vola 20.000 ariary.

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra tany Sina Nody maina an-tanindrazana

07/09/2020

Voatery nody an-tanindrazana ny 90%n` ny mpianatra Malagasy nandranto fianarana tany Sina.

Hamaky ny tohiny...

Avaradrano 78,46 % ny taham-pahafahana CEPE

07/09/2020

Nivoaka omaly alahady maraina ny voka-panadinana CEPE ho an’ny fari-piadidiam-pampianarana Avaradrano, taorian’ny fankatoavana nataon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Alasora Efa mpamerin-keloka ilay mpamaky trano tratra

07/09/2020

Ny 03 septambra lasa teo dia lehilahy iray no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny CSP Alasora teny amin’ny fari-piadidiany noho ny halatra mitam-piadiana.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Vakinankaratra Tezitra amin’ny fanjakana ny tantsaha

07/09/2020

Fihetsika hafa kely nitondra hafatra no nentin’ireo tantsaha mpiompy mpamokatra ronona tany Vakinankaratra naneho ny alahelony ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

JIRAMA Mandroso ny asa fanoloana ireo fantsona tranainy

07/09/2020

Mandroso ny asa fanoloana ireo fantson-dranon’ny JIRAMA tranainy sy manary rano eny amin’ny Fokontany Anjanahary II O, izay fiaraha-miasan'ny JIRAMA sy ny orinasa Afrika Tatsimo TRG International.

Hamaky ny tohiny...

Bongatsara ` Mbola tsy nisy ny fizarana fanampiana

07/09/2020

Tapitra anio (TTF : ny sabotsy teo) ny fizarana ny fanampiana ny vahoaka izay nianjadian'ny fihibohana nandritra izay telo volana izay, hoy ny filohan’ny fikambanana Tanora mandray andraikitra, Tsiry Andriamihantasoa.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Fanalefahana ireo fepetra Misokatra ny Fiangonana, Restaurant, Bar, Karaoke,…

07/09/2020

Tsy maintsy manao arovaorona ny rehetra rehefa mivoaka ny trano. Mitohy ny sazy ho an’izay tsy manao izany.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Tafiakatra 200 ny maty

07/09/2020

Miisa 2 ny olona lavon’ny coronavirus nandritra iny faran’ny herinandro iny, ka ny iray teto Analamanga ny sabotsy teo, ary iray hafa kosa tany amin’ny Faritra Antsinanana omaly alahady, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Tonga ny fanampiana avy any Egypte

07/09/2020

Notsenaina sy noraisina omaly 06 septambra teny amin’ny Seranam-piaramanidina Ivato ny anjara fanampiana ho an’i Madagasikara avy amin’ny Governemanta Ejiptianina tarihin’ny Filohan’ny Abdel Fattah EL Sisi.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana