Fil d'actualités du 09/09/2020

  • 09/09/2020 - 00:30 : ANTENIMIERANDOHOLONA:Nandroso ny datin'ny 11 desambra 2020 ny CENI mba hanatanterahana ny fifidianana loholona.Nahena ho 18 moa ny isan'ireo loholona ka ny 16 amin'ireo no fidiana.Mpifidy lehibe no mifidy fa tsy ny vahoaka mivantana.

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

Voir plus d'infos...

30/10/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200817

Misongadina

Fifandonana nahery vaika Dahalo 10 maty, zandary 3 naratra

17/08/2020

Dahalo 10 maty, ary 7 no voasambotry ny zandarimariam-pirenena tany Beteva Ampanihy ao ny faran’ny herinandro teo vokatry ny fifandonana teo amin’ny andaniny sy ny ankilany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Vondrona Eoropeanina Tokony apetraka mazava ny laharampahamehan’ny fanjakana

17/08/2020

Tontosa ny zoma 14 aogositra lasa teo ny fanatrehana ” ny fikaonan-doha politika andiany faha-8 eo amin` i Madagasikara sy ny Vondrona Eoropeanina teny amin` ny lapam-panjakana etsy Ambohitsorohatra.

Hamaky ny tohiny...

Fetison Rakoto Andrianirina “Tena zava-dehibe ny tohana iraisam-pirenena”

17/08/2020

Manohy ny ady amin’ny covid-19 i Madagasikara. Mivoatra hatrany ny valanaretina, kanefa somary mihena ny tranga mitaha ny tamin’ny herinandro lasa, raha jerena amin’ny antontan’isa ofisialy.

Hamaky ny tohiny...

Dany Rakotoson « Mampatahotra fa miha tsy mankato mpitondra ny vahoaka »

17/08/2020

Efa tara ny famahana ny fihibohana saingy hisaorana aloha fa mba efa nisy an’izay, hoy ny mpandraharaha sy mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny...

Vondrona eoropeanina “Mila fanavaozana ny fanaovana fifidianana eto”

17/08/2020

Nisy fifampidinihana teo amin’ny fanjakana Malagasy sy ny vondrona eoropeanina namarana iny herinandro teo iny.

Hamaky ny tohiny...

Antoko Vami “Hanao ahoana indray izany ny lanjan’ny diplaoma 2020 ?”

17/08/2020

Mizotra any amin’ny lalan-dratsy ny firenena, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika, Vahoaka miray na Vami, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Honoré Tsabotokay “Tsara havaozina ny INSTAT”

17/08/2020

Ny Instat mihitsy no tena manao atsirambina adidy ankinina aminy ka tsy mahatanteraka izany, hoy ny depioten’i Vohipeno,

Hamaky ny tohiny...

Filankevitry ny minisitry ny SADC Nodinihana ny fihaonana an-tampony sy ny fanarenana toekarena

17/08/2020

Nandray anjara tamin` ny filankevitry ny minisitry ny SADC tamin` ny alalan` ny “visioconference” i Madagasikara ny 13 aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Fampodiana Malagasy 230 no tonga teny Ivato omaly

17/08/2020

Omaly dia Malagasy avy any Eoropa sy Afrika miisa 230 no nigadona teny amin`ny seranam-paiaramanidina Ivato. Marihana hatrany fa ny minisiteran` ny raharaham-bahiny no manapaka ireo Malagasy hampodiana.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Monseigneur Patrick Chauvet 30%-ny mpiangona no mbola tsy miverina an-deglizy

17/08/2020

Raha ny tombana nataon'ny “Monseigneur” katolika Frantsay, Patrick Chauvet, dia 30%-n'ny mpivavaka no tsy miverina miangona

Hamaky ny tohiny...

Sport

Kitra Eoropeanina – Liga Mieritreritra handao ny Barça i Messi

17/08/2020

Nambaran’ilay mpanao gazety Brezilianina Marcelo Bechler ao amin’ny gazety ara-panatanjahantena malaza Esporte Interativo, izay namoaka ny taona 2017 ny hialan’i Neymar ho an’ny amin’ny PSG

Hamaky ny tohiny...

Edito

Sasatry ny mamono afo…

17/08/2020

Sahirana tanteraka ny fitondram-panjakana ankehitriny eo anatrehan’ny trangan-javatra manala baraka ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fitaterana Hivory ny ATT sy ny mpitatitra ?

17/08/2020

Misy ny loharanom-baovao mivoaka amin’izao fotoana izao, fa hisy fivoriana amin'ny 19 aogositra manomboka amin'ny 9 ora sy sasany ao amin'ny efitrano malalaky ny Cotisse Ambodivona.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Nampiseho ny heriny ireo taxi bisikileta

17/08/2020

Nanao fitokonana teny Anosibe ireo mpitondra bisikileta an-jatony izay mitaky ny hamoahana ireo bisikileta nogiazan’ny mpitandro ny filaminana ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fiatrehana ny fidiran’ny mpianatra Ho mafimafy ny miandry ireo ray aman-dreny

17/08/2020

Mahereza daholo ny Ray aman-dreny rehetra fa hiatrika sahady ny fidiran'ny mpianatra, hoy ny mpandraharaha sady raim-pianakaviana iray. Vola be no ilaina amin'io.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fanadinam-panjakana CEPE Nihena ireo mpiadina hiatrika izany amin’ity taona ity

17/08/2020

Mbola voatazona ny datin’ny 01 septambra fanambarana nataon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina hanatanterahana ny fanadinam-panjakana CEPE manerana ny Nosy amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny...

Antoko Vami “Hanao ahoana indray izany ny lanjan’ny diplaoma 2020 ?”

17/08/2020

Mizotra any amin’ny lalan-dratsy ny firenena, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika, Vahoaka miray na Vami, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran`ny fampianarana ambony Misy tsy mazava ny fomba fitantanana

17/08/2020

Anisan` ireo nisedra olana vokatrin` ny aretina Covid 19 ihany ny mpianatra eto Madagasikara na ireo katikely na koa ireo eny anivon` ny anjerimanontolo. Ho fanampiana ho an` ireto farany dia nisy ny “cotisation”

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Tetezan-dramala Isotry Tratra teo am-panendahana izy roalahy

17/08/2020

Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny kaomisaria Isotry nanao fanamiana sivily omaly Alahady teny an-toerana ihany.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Rafanomezantsoa Jean Nirina Hiala tsy ho filoha mpitantana ny FI.TRA.MA intsony

17/08/2020

Anisan’ny nitana ny sain’ny maro sy niteraka resabe teto amintsika ny faran’ny herinandro teo ny olana nisy teo amin’ireo mpikambana sy mpitantana eo anivon’ny FI.TRA.MA izay niseho tamin’ny haino aman-jery mihitsy. Na izany aza anefa dia niravona sy nilamina ihany izany, raha araka ny fanambarana nataon-dRafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny...

Mpanadio ny lakan-dranon’andriantany 2 volana tsy nandray karama

17/08/2020

80.000 Ar isam-bolana isan’olona no ambany indrindra amin’ny karaman’ireo mpanadio ny lakan-dranon’Andriantany hivarinan’ny rano maloto karamaina orinasa iray izay mpiara-miasa akaiky amin’ny APIPA.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Fividianana fitaovan’ny CCO Ahiana ho nisy kolikoly avo lenta

17/08/2020

Niparitaka tany anaty tambazotran-tserasera nanomboka alin’ny zoma 14 aogositra lasa teo ny faktiora voalaza mahakasika ny fividianana fitaovana informatika ho an'ny ivontoeram-pibaikoana momba ny ady amin'ny Covid 19 na CCO Covid 19.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Tafiakatra 170 ny maty

17/08/2020

Olona miisa 8 no lavon’ny covid-19 teto Madagasikara tao anatin’ny 72ora ka roa avy ny zoma sy sabotsy, ary 4 kosa omaly alahady, ka nampiakatra ny isa hatramin’izay ho 170.

Hamaky ny tohiny...

Famokarana “CVO géllule” Tsisy tohiny intsony roa volana aty aoriana

17/08/2020

Tsy re feo sy tsy re tsaika intsony hatreto ny tohin’ilay ozinina Pharmalagasy nambara fa hamokatra ny fanafody CVO+

Hamaky ny tohiny...

Vanim-potoan’ny fahamehana Afaka manao tolo-barotra mivantana ny CCO

17/08/2020

Tsy tratra antso ny Minisitry ny atitany rehefa saika hanaovana fanadihadiana mahakasika ilay raharaha fividianana fitaovana ho an’ny CCO Covid-19 mitentina 216 tapitrisa ariary,

Hamaky ny tohiny...

Village Voara Andohatapenaka Nihena be ny olona manao fitiliana

17/08/2020

Nihena ireo olona tonga manao fitiliana Covid 19 etsy amin’ny Village Voara Andohatapenaka amin’izao fotoana izao. Raha nahatratra 800 isan’andro izany teo aloha dia efa nihena 300 eo ho eo kosa ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Hopitaly Ambohibao Maherin’ny 40 ireo mararin` ny Covid 19 ao

17/08/2020

nandalo tao aminy Isan` ireo hopitaly mandray ireo mararin` ny Covid 19 ny hopitaly loterana etsy Ambohibao (TPLA).

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus any Fandriana Naresaka ny tao Soanakambana-Vohitrambo

17/08/2020

Nitohy tany amin’ny kaominina ambanivohitra Soanakambana-Vohitrambo ny fanentanana mikasika ny ady sy fanarahana fepetra hanalavirana ny coronavirus sy fanaterana ny bokin’ny mpianatra nataon’ny solombavambahoakan’i Fandriana sy ireo mpiara-miasa aminy tamin’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana