Fil d'actualités du 04/06/2020

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

  • 17/05/2020 - 12:40 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Olona iray 57 taona tao Toamasina no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus. Iray tamin'ireo tena natahorana na "formes graves" izy ary nisy tosidrà sady voan'ny diabeta.

Voir plus d'infos...

12/08/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200713

Misongadina

F’angaha tsy voafehy ? Mbola hitombo ny isa, hoy ny Filoha

13/07/2020

Miara-miory amin’ny fianakaviana rehetra namoy ny havana. Nisy loholona, nisy solombavambahoaka, ny lefitry ny solontena maharitry ny UNICEF, dokotera niara-niasa tamin’ny OMS,

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Vokatra Tiko Nitombo isa indray ny botika manokana

13/07/2020

Nisokatra nanomboka ny sabotsy 11 jolay ny M Shop Botika etsy Ampasapito, ampitan'ny gare routière.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ny omaly tsy miova

13/07/2020

Samy niandry izay ho valan-dresaky ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny vahoaka Malagasy omaly hariva.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fanadinam-panjakana Amin` ny 01 septambra ny CEPE…

13/07/2020

Betsaka ny ray aman-dreny sahiran-tsaina ka nila vaovao marim-pototra momba ny tetiandron` ny fanadinana ofisialy ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

DONALD TRUMP SAMBANY NANAO AROTAVA IMASOM-BAHOAKA

13/07/2020

Sambany hatramin’ny nahatafidiran’ny covid-19 tany Etazonia no nanao arotava imasam-bahoaka ny Filoha Amerikanina Donald Trump omaly alahady raha nitsidika ny Hopotalin’ny miaramila tao Washington.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Tsena Anosibe Tery teo am-pisokirana vary ny tanan’ilay zazalahy

13/07/2020

Nanararaotra ny fahanginana sy ny fikatonan’ny tsena mpivarotra PPN aorian’ny mitatao vovonana, araka ny noferan’ny fanjakana amin’izao

Hamaky ny tohiny...

Naina Andriantsitohaina teny Anosibe “Hiala mora ianareo sa kamio no hanala anareo ?”

13/07/2020

Nidina tampoka tsy nisy fampandrenesana nanara-maso ny tsena teny amin’ny Boriborintany faha-4 eto Antananarivo toa ny teny Anosibe ny Ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina.

Hamaky ny tohiny...

Fikambanam-behivavy mahasaky 67 HA Nizara vary ho an’olona an-jatony, tohanan’ny HA.FA.RI …

13/07/2020

Tena mihatra amin’ny hakalana ny fahasahiranan’ny Malagasy amin’izao. Indray mandeha isan’andro sisa ny tokantrano iray no mihinan-kanina raha mahita, vokatry ny fahasahiranana ateraky ny fihibohana.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Coronavirus 684 voa tao anatin’ny roa andro

13/07/2020

Niampy iray ny olona matin’ny valanaretina coronavirus tao anatin’ny 48 ora, ka ny Pasitora Rakotonirina David Filohan’ny FFKM io namoy ny ainy io. 35 ny fitambaran’ireo nodimandry hatramin’izay.

Hamaky ny tohiny...

CTC Village Voara Tsy tokony hitondra zazakely ny olona mankeny

13/07/2020

Misy amin’ireo olona mahatsapa tsy fahasalamana tonga manatona eny amin’ny

Hamaky ny tohiny...

Polisim-pirenena “Tsy izahay no tokony atahorana fa ilay aretina”

13/07/2020

Aza atao any am-paosy ny arotava ka rehefa mahita Polisy vao hapetaka haingana, hoy ny hafatry ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena manoloana ny fihetsik’ireo olom-pirenena miatrika izao COVID 19 izao.

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonina Mbola misy mihevitra ihany fa angano ny Covid 19

13/07/2020

Misy ireo mihevitra fa aretin’ny mpanankarena ity Coronavirus ity, hoy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena ,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana