Fil d'actualités du 04/06/2020

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

  • 17/05/2020 - 12:40 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Olona iray 57 taona tao Toamasina no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus. Iray tamin'ireo tena natahorana na "formes graves" izy ary nisy tosidrà sady voan'ny diabeta.

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200618

Misongadina

Miparitaka be ny Coronavirus Ambanidia, Ampitatafika, Itaosy, Ambodiafotsy, Andohatapenaka

18/06/2020

Tranga vaovao 61 no notaterina omaly, ka nampiakatra ny isa hatrizay ho 1378. Nanao fakana singa miisa 52 ny CICM 5-10 jona lasa teo, ka ny valin’ny fitiliana niara-natao dia 15 tamin’ireo no voamarina fa voa.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Naivo Raholdina « Aleo ny Depiote hanao ny asany »

18/06/2020

Nisy ny fanapenan’ny mpisolovava izay manambady mpitsara ny lalam-pokonolona nampiasana an-taonany maro teny Tsarahonenana ka nametrahan’ny fokonolona fitoriana teny anivon’ny fitsarana Ady Maika sy fitarainana teny anivon’ny Kaominina Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Rina Randriamasinoro « Tsy mifanaraka amin’ny zavamisy io tetibola io… »

18/06/2020

Tena tsisy resaka fisokafana mihitsy ilay vahaolana ara-toekarena. Nisy ny fihaonan’ny Filoha Rajoelina tamin’ny mpandraharaha omaly. Androany ny fihaonana tamin’ny mpandraharaha,

Hamaky ny tohiny...

Praograman’ny fitondram-panjakana Miampy indray ny baraingo

18/06/2020

IEM, Velirano, PGE, IGE.Nahafanina ny vahoaka malagasy na dia ny manavaka an’ireo fotsiny aza hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny...

Fihaonan’ny Filoha sy ny mpandraharaha Hohalefahan’ny fanjakana ny fandoavan-ketra

18/06/2020

Vonona ny fitondrana hanamora ny resaka fananan-tany, tsy hisy intsony ny manjaka tokana eto amin’ny firenena, ary vonona izahay hifanome tànana, hoy ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Antoko Otrikafo Nahoana no mangina ny governemanta ?

18/06/2020

Hiverina hanao fihetsiketsehana manoloana ny masoivohon’i Frantsa rahampitso zoma ny avy eo anivon’ny antoko politika Otrikafo sy ireo mpiara-dia aminy noho ny tsy fahazavan’ny resaka Nosy manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mpanjono vehivavy amin’ny facebook Endahiny sy aolany izay tratrany…

18/06/2020

Tovolahy iray 26 taona no voasambotry ny sampan-draharaha miady amin'ny resaka Cybercriminalité teo anivon'ny Polisim-pirenena teny Ankadikely Ilafy ny 15 jona teo noho ny resaka fanendahana, fandrahonana ho faty amin'ny antsy ary fanolanana

Hamaky ny tohiny...

Anosizato sy Andohatapenaka. Hatsangana amin` ity taona ity ny Fly over ?

18/06/2020

Eo amin’ny lafin’ny asa vaventy sy ny fanajariana ny tany dia maro ny ezaka natao tamin`ny taona 2019.

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’i Fandriana Misokatra amin’ny any Atsimo sy any Vakinankaratra

18/06/2020

Noho ny fepetra noraisin’ny fitondrana farany mikasika ny fiadiana amin’ny tsimokaretina covid-19

Hamaky ny tohiny...

Canal des Pangalanes Eo am-pamaranana ny asa fanajariana

18/06/2020

Ny fambolena eto Madagasikara dia miankina betsaka amin'ny orana latsaka, satria tsy manana fotodrafitrasa hifehezana sy handrindrana ny rano, ka dia manantona ny faritra misy rotsak'orana hatrany ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Mpanjono vehivavy amin’ny facebook Endahiny sy aolany izay tratrany…

18/06/2020

Tovolahy iray 26 taona no voasambotry ny sampan-draharaha miady amin'ny resaka Cybercriminalité teo anivon'ny Polisim-pirenena teny Ankadikely Ilafy ny 15 jona teo noho ny resaka fanendahana,

Hamaky ny tohiny...

Herisetra tany Toamasina Polisy iray no efa hanaovana fanadihadiana

18/06/2020

Tsy mbola nangina ilay raharaha nampitaraina olona maromaro tao Toamasina nisiana polisy nanao herisetra tamin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Fambolen-kazo Hampiasa “drone” hamafazana voa ny fanjakana

18/06/2020

Eo amin’ny sehatry ny tontolo iainana, dia efa nataon` ny fanjakana laharam-pahamehana ny fiarovana ny ala sy ny tontolo iainana ary ireo harena voajanahary toy ny biby sy zava-maniry miavaka izay tsy misy afa tsy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Haino aman-jery Miantso tolo-tanana ny Radio fahazavana

18/06/2020

Manoloana ny hahamehana ara-pahasalamana mandalo eto amin’ny firenena dia nanao antsoavo ireo mpino Kristianina ny eo anivon’ny radion’ny fiangonan’ny Jesoa Kristy eto Madagasikara na ny Radio Fahazavana (88.6 FM).

Hamaky ny tohiny...

Fifandraisan-davitra « Smart village » 50 no hatsangana

18/06/2020

Fitaovana tsy afaka amin` ny besinimaro intsony ny aterineto. Efa tsy afaka miasaraka amin` ny fiainana andavanandron` ny mponina mihitsy izany.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Barean’i Madagasikara Vaovao mikasika an’ireo mpilalao sasantsasany

18/06/2020

Nahazoana vaovao ankehitriny ny mikasika an’ireo mpilalao sasantsany mandrafitra ny Barean’i Madagasikara. Fantatra ary fa i William Gros dia nifindra ao amin’ny klioban’ny FC Fleury Frantsa.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fahanana resaka !

18/06/2020

Tsy krizy ara-pahasalamana fotsiny no eto fa efa miditra lalina amin’ny krizy ara-toekarena, sosialy, ary hatramin’ny demokrasia no tratry ny krizy, hoy ny mpanao politika iray.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Sakana ara-pahasalamana Somary nalefahana ny fepetra eny Ampitatafika

18/06/2020

Efa tsikaritra ho malaladalaka avokoa ny ankamaroan’ireo sakana ara-pahasalamana eto amintsika amin’izao na dia tsy mitsaha-miakatra aza ny isan’ireo olona marary tratry ny coronavirus.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Seha-pihariana lavanila Hatsangana ny “World of vanilla”

18/06/2020

Lohalaharana maneran-tany amin’ny lavanila Madagasikara: voalohany amin’ny fambolena sy amin’ny fanondranana lavanila eran-tany izy nandritry ny taona maro.

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Fanalamanga Mbola ny “DG par interim” no mitantana ao

18/06/2020

Fantatra izao araka ny fanadihadiana natao fa mbola ny Tale Jeneraly vonjimaika

Hamaky ny tohiny...

Seha-pihariana lavanila Hatsangana ny “World of vanilla”

18/06/2020

Lohalaharana maneran-tany amin’ny lavanila Madagasikara: voalohany amin’ny fambolena sy amin’ny fanondranana lavanila eran-tany izy nandritry ny taona maro.

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Fanalamanga Mbola ny “DG par interim” no mitantana ao

18/06/2020

Fantatra izao araka ny fanadihadiana natao fa mbola ny Tale Jeneraly vonjimaika notendrena hatrany no mitantan-draharaha ao amin’ny orinasam-panjakana Fanalamanga ao Moramanga ankehitriny taorian’ny fametram-pialana nataon’ny

Hamaky ny tohiny...

Fitaterana an-dranomasina Natsaraina ny politikam-pirenena ho tombony ara-toekarena

18/06/2020

Efa vita tanteraka ny atrikasa fakan-kevitra farany tamin’ireo mpiantsehatra amin’ny fitaterana an-dranomasina rehetra. Atrikasa izay fankatoavana ny tetikasa momban’ny Politika Nasionalin’ny Fitaterana an-dRanomasina (PNTM) eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Lozam-pifamoivoizana teny Antsahabe Nidoboka am-ponja vonjimaika ilay mpamily

18/06/2020

Taorian'ny lozam-pifamoivoizana niseho tetsy Antsahabe ny sabotsy hariva lasa teo izay naharatrana olona roa sy namoizana ain’olona roaizay tovolahy sy tovovavy

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Rovan’Antananarivo Misy dikany avokoa ny singa rehetra ao

18/06/2020

Miha lalina hatrany ny fanambarana momba ny rovan’Antananarivo izay mbola tsy mety matin’ireo mpisehatra momba ny vakoka lolo efa ho 1 volana izao. Ny taranak’Andrianonitompononitany,

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Ambohitompoina Sarona ireo dahalo mpanadio omby halatra

18/06/2020

Nahazo vaovao avy amin’olona tsara sitrapo ny zandary avy ao amin’ny Poste Avancé Ambohitompoina Antanifotsy Kompania Ambatolampy ny 13 Jona teo fa misy ombilahy roa tsy mazava tazomin’olona ao amin’ny fokontany

Hamaky ny tohiny...

Amboasary Atsimo Mpampianatra iray maty notifirin’ny dahalo

18/06/2020

Mpampianatra iray vao 35 taona monja no maty notifirin’ny jiolahy omaly tao kaominin’i Tsivory any amin’ny distrikan’Amboasary Atsimo. Omaly maraina tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany dia nandeha moto niaraka tamina vehivavy iray,

Hamaky ny tohiny...

Fiarovana sy fanaraha-maso Omby 2400 no nametrahana “puce”

18/06/2020

Fomba iray natao hamantarana manokana ny omby sy ny fihaviany ary hanarahana ny diany ny marika voaraadia na « puce électronique ».

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Belalanda Tokantrano 3000 ho vatsiana herinaratra

18/06/2020

Napetraka omaly ny vato fototr’ilay ivotoerana famokarana herinaratra ao Mangily, kaominina Belalanda, distrikan’i Toliara-II. Tokantrano miisa 3 000 tafo no hisitraka ny herinaratra 400 KW vokarina avy amin’ity toerana ity, raha ny fanazavana.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Governora rehetra Nanavao fepetra iadiana amin’ny COVID 19

18/06/2020

Rehefa avy nivory teto Antananarivo ny Governora rehetra miaraka amin’ny filohan’ny CCO foibe dia tapaka fa sokafana ny fifamezivezena malalaka ho an’ny rehetra ankoatran’ny Faritra Antsinanana sy Analamanga ary ny distrikan’i Moramanga.

Hamaky ny tohiny...

Alakamisy Fenoarivo Voahilikilika ireo voan’ny coronavirus

18/06/2020

Tena misedra olana tanteraka ireo mponina ao Alakamisy Fenoarivo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano amin’izao.

Hamaky ny tohiny...

Vaksiny COVID 19 Tsy terena ny olona hanaovana ny fampiharana

18/06/2020

Niteraka resabe tao anaty tambajotran-tserasera facebook tato ho ato ny fisian’ny resaka mandeha fa terena ireo olona hanaovana ilay andrasana vaksiny iadiana amin’ny aretina COVID 19 izay mbola eo am-pikarakarana. Ho antsika eto

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana