Fil d'actualités du 04/06/2020

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

  • 17/05/2020 - 12:40 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Olona iray 57 taona tao Toamasina no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus. Iray tamin'ireo tena natahorana na "formes graves" izy ary nisy tosidrà sady voan'ny diabeta.

Voir plus d'infos...

03/07/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200617

Misongadina

Mitombo ny isa ho an’Antananarivo Olona 2 matin’ny covid-19 teny Befelatanana

17/06/2020

Olona roa samy notsaboina tao amin’ny Hopitaly Befelatanana no namoy ny ainy nampiakatra ny isan’ny maty hatrizay ho 12, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly. Lehilahy 42 taona sy vehivavy 63 taona izy ireo. Tranga vaovao 27 no notaterina omaly.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fankalazana ny 14 oktobra Mety hampiova zavatra maro

17/06/2020

Naneho ny hafalian’ny antoko politika nisy ny filoham-pirenen’ny repoblika voalohany, Itompokolahy Philbert Tsiranana,

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Tontolon` ny Fitsarana Tribonaly 5 sy fonja 8 no haorina amin` ity taona ity

17/06/2020

Miisa 27 000 amin’izao fotoana izao ny isan’ireo voafonja manerana ny nosy na dia ny fahafaha-mandray nefa dia 11 000 fotsiny. Manarina izany rehetra izany isika, hoy ny praiministra Ntsay nandritra ny tatitra nataony tamin` ireo depiote.

Hamaky ny tohiny...

Famokarana sy fanjifana Nankatoavin’ireo depiote ny Toaka Gasy

17/06/2020

Solombavambahoaka miisa 72 no nandany ny tolo-dalàna laharana faha 03/2019 mikasika ny famokarana sy famarotana ny toaka gasy, natolotry ny Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena Razafitsiandraofa Jean Brunel, ny talata faha 16 jona 2020 folakandro teny amin’ny CCI Ivato.

Hamaky ny tohiny...

Famokarana sy fanjifana Nankatoavin’ireo depiote ny Toaka Gasy

17/06/2020

Solombavambahoaka miisa 72 no nandany ny tolo-dalàna laharana faha 03/2019 mikasika ny famokarana sy famarotana ny toaka gasy, natolotry ny Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena Razafitsiandraofa Jean Brunel, ny talata faha 16 jona 2020 folakandro teny amin’ny CCI Ivato.

Hamaky ny tohiny...

Sekolin’ny Miaramilam-Pirenena Naverina ny fampianarana teknika

17/06/2020

Nosoniavina omaly tetsy amin’ny Etamazaoron’ ny tafika tetsy Andohalo ny fifanarahana ho famerenana indray ny fampianarana teknika eo anivon’ny Sekolin’ny Miaramilam-Pirenena (SEMIPI).

Hamaky ny tohiny...

Namoy mpiara-miasa ny Tia Tanindrazana Nodimandry omaly Rabesomanana Tahiry

17/06/2020

Nodimandry omaly talata 16 jona teo amin’ny faha-58 taonany noho ny tsy fahasalamana sy ny aretina nitaiza azy Rabesomanana Tahiry na “Rabeso”.

Hamaky ny tohiny...

Antoko Monima Nodimandry ny filoha lefitra nasionaly

17/06/2020

Nodimandry tany Antanimora Ambovombe Androy ny alatsinainy 15 jona 2020 teo ny filoha lefitra nasionalin’ny antoko politika Mouvement national pour l’independence de Madagascar na Monima, Rufin Sokaky.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Federasiona Malagasin’ny Baolina Kitra Mbola Arizaka Rabekoto Raoul no filoha

17/06/2020

Na dia mbola tsy miverina amin’ny laoniny aza ny filalaovana sy ny fifaninanana kaontinantaly amin’ny baolina kita aty afrika dia efa samy miketrika ireo klioba sy ekipam-pirenena maro samihafa.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fifehezana miavaka

17/06/2020

Fanina amin’ny famaritana ny atao hoe “voafehy” ankehitriny ny ankamaroan’ny vahoaka Malagasy. Inona marina moa izany no dikan’izy io ho an’ity fitondrana ity?

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Zotran-dalamby FCE Toby fiantsonana 6 no harenina

17/06/2020

Ny taona 1925, tao anaitn` ny fanajjanaantanyy tanteraka, nihevitra ny toekarena eto an-toerana ireo mpanjanaka ka nanamboatra ny zotra lalamby mampitohy an` I Fianarantsoa sy ny faritra Atsinanana, tonga ao Manakara na ny Fianarantsoa Cote Est (FCE).

Hamaky ny tohiny...

Fitaterana an-dranomasina Natsaraina ny politikam-pirenena ho tombony ara-toekarena

17/06/2020

Efa vita tanteraka ny atrikasa fakan-kevitra farany tamin’ireo mpiantsehatra amin’ny fitaterana an-dranomasina rehetra. Atrikasa izay fankatoavana ny tetikasa momban’ny Politika Nasionalin’ny Fitaterana an-dRanomasina (PNTM) eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Tanànan’i Moramanga Mampitaraina ny mponina ilay « Dobon’Ingahy mera »

17/06/2020

Mampitarain’ny mponina ao an-tanànan’i Moramanga Alaotra Mangoro indray ankehitriny ny fahasimban’ny lalana mirefy eo amin’ny 700 metatra mampitohy ny sampanan-dalana avy any Anosibe an’ala mandalo ny toeram-piantsonan’ny zotra Kofimanga sy Kompima hatreny Tanamandroso.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Ofisy Nasionalin’ny Tontolo Iainana Miisa 17 ny fahazoan-dalana nomena ny taona 2020

17/06/2020

Efa miisa 17 ny fahazoan-dalana ara-tontolo iainana navoaka tamin’ity taona 2020 ity araka ny tatitry ny Tale Jeneralin’ny Ofisy Nasionalin’ny Tontolo Iainana (ONE) omaly tetsy Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny...

Indostria sy varotra Omena sehatra bebe kokoa ny distrika

17/06/2020

Nanipika ny ezaka nataony ny governemanta teo amin`ny fiarovana ny mpanjifa indrindra noho ny fisian’ny valanaretina COVID-19.

Hamaky ny tohiny...

Vehivavy mpandraharaha Malagasy Mangataka fanampiana amin’ny fanjakana

17/06/2020

Ny 50 %-n’ireo orinasa Malagasy eto amintsika dia tantanana vehivavy Malagasy avokoa, raha araka ny fanazavan-dRamanantsoa Harilala, izay diso fantatsika loatra amin’ny fikarakarana ilay hetsika tsenabe la grande braderie de Madagascar.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Fanabeazana Ho fantatra tsy ho ela ny datim-panadinana

17/06/2020

Nivoaka tamin’ny fahanginana Atoa Herimanana Razafimahefa, sekretera jeneraly eo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena taorian’ny fidradradran’ny Ray aman-dRenin’ny mpianatra sy ireo sendika maro samihafa mikasika ny tokony hamoahan’ny fanjakana haingana ny daty hanatanterahana ny fanadinam-panjakana toy ny CEPE, ny BEPC….

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Fanafihana grossiste sy cash point Olona 5 no efa voasambotra

17/06/2020

Lehilahy miisa 03 no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny BC4 Anosy ny 13 jona lasa teo teny 67 ha sy Ambatobe noho ny resaka fanafihana mitam-piadiana.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Polisim-pirenena Nahazo fitaovana ny USI sy ny UIR ary ny SAG

17/06/2020

Notoloran’ny ministra fitaovana Notoloran’Andriamatoa Minisitry ny filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police Randrianarison Fanomezantsoa Rodellys fitaovana ho enti-miasa ireo andiany manokana eo anivon’ny Polisim-pirenena (Unité Spécial de la Police Nationale)

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Formule 1 Niangaviana handray fifaninana roa i Shanghai

17/06/2020

Nambaran’ny tompon’andraikitra Sinoa iray, Atoa Xu Bin « directeur de l'administration des sports de Pékin » tao amin’ny haino aman-jery “agence Xinhua, fa nangatahan’ny FOM na “Formula One Management”

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Ejeda Ampanihy Tafakatra 700 ar koa ny kapoakan’ny vary fotsy

17/06/2020

Tsy mitsahatra miakatra miakatra hatrany ny vidim-piainana any Ejeda distrikan’Ampanihy Faritra Atsimo Andrefana raha ny fitarainan’ny mponina any

Hamaky ny tohiny...

Fanodinkodinana 20 tapitrisa tamina banky Fito mianadahy no voasambotra

17/06/2020

Olona miisa fito mianadahy ka vehivavy ny roa no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny kaomisaria boriborintany voalohany etsy Analakely noho ny resaka fanodinkodinana vola mitentina 20.000.000 Ariary tao amina banky iray teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Fitsarana tany Fianarantsoa Mbola tsy tonga indray ilay voapanga ho nanolan-jaza

17/06/2020

Nandeha omaly ny fitsaràna ny raharaha fanolanan-jaza naha voapanga Chef zap rehefa nakarina tao amin'ny fampanoavana na « Cour d'appel », ao Fianarantsoa. Raha ny vaovao voaray dia tsy tonga indray na ny voampanga na ny mpisolo vava azy.

Hamaky ny tohiny...

Rano fisotro madio Distrika 30 telopolo mahery hahazo fampitaovana

17/06/2020

Mampanahy tokoa ny lafin` ny rano eto amintsika satria tsy misitraka rano fisotro madio ny 75%n` ny Malagasy. Raha ny tatitra avy amin` ny Water Aid, Malagasy 16 tapitrisa no tsy misitraka izany.

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe Efa nisy tafaverina ireo nanao vary tany Ambato

17/06/2020

Fantatra izao, araka ny vaovao voaray avy any an-toerana, fa efa nisy tafaverina any Antsirabe Vakinankaratra ireo olona nikarama nanao vary tany Ambatondrazaka Alaotra Mangoro ka fiara mpitatitra niisa 4 aloha hatreto no tonga nitondra azy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Faktiora midangana sy sesilan’ny Jirama Tsy nifanarahan’ny Filankevi-pitantanana

17/06/2020

Hivory eny Ambohimanambola ny filankevi-pitantanan’ny Jirama anio alarobia 17 jona 2020.

Hamaky ny tohiny...

Covid 19

Olona misy hafanana Alefa manao test PCR avy hatrany

17/06/2020

Zary lasa matahotra manatona tobim-pitsaboana avokoa ny ankamaroan’ny marary hatramin’ny nisian’ny tsimok’aretina coronavirus teto amintsika. Rehefa tena marary anefa tsy maintsy mandeha ihany,

Hamaky ny tohiny...

Faritra Analanjirofo “Matahotra be ny COVID 19 ny mponina”

17/06/2020

Napetraky ny prefen’ny faritr’Analanjirofo ho lehiben’ity faritra ity ny tenako, hoy ny lehiben’ny faritra Analanjirofo vaovao mpisolo toerana, Mama Desy.

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Tena betsaka ny tsirambina ao Toamasina

17/06/2020

I Toamasina no be olona voan’ny coronavirus eto Madagasikara. Hatramin’ny voafonja dia iny efa notaterina iny fa 41 no voa, ny mpiasan’ny fahasalamana dia nambaran’ireo fikambanan’ny Paramed fa efa 48 no lasibatra,…

Hamaky ny tohiny...

Krizy vokatry ny covid 19 Hanampy ny orinasa ny banky BNI

17/06/2020

Tafiditra lalina anaty krizy avokoa ny ankamaroan’ny orinasa Malagasy ankehitriny vokatry ny fiparitahan’ny tsimok’aretina COVID 19. Ankoatra ireo efa nikatona dia tsy vitsy ireo mitsipozipozy antony nanosika ny CCIA

Hamaky ny tohiny...

Repoblikan’i Tchad Tsy noraisina ho fomba fitsaboana nasionaly ny CVO

17/06/2020

Nambaran’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka Tchadianina » Mahamoud Youssouf Khayal nanoloana ny solombavambahoaka ao Tchad fa vao naharay Covidorganics 19 500 i Tchad.

Hamaky ny tohiny...

Masoivoho sinoa Nanolotra arotava 5000 isa

17/06/2020

Nanolotra arotava 5000 isa ny Ambasadaoro sinoa eto Madagasikara tarihin-dRtoa Xiang Xiaorong. Tamin’ny alalan’ny “visioncoférence”

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny COVID 19 Nanome 20 tapitrisa Ar ny Airtel

17/06/2020

Ady iarahan’ny rehetra mifandrimbona ny ady hatao amin’ny COVID 19. Izay tsy mahay sobika mahay fatram-bary ho fitsinjovana ny mpiray Tanindrazana. Tonga nanolotra ny anjarany teny amin’ny CCO COVID 19 eny Ivato ny orinasam-pifandraisana Airtel,

Hamaky ny tohiny...

Depiote Fidèle Razara Pierre Tsy mbola resy lahatra amin’ny CVO ny TIM

17/06/2020

Tao amin’ny haino aman-jery tsy miankina tantany no nanambaran’ny depiote sady mpitondra tenin’ny antokom-politika misy azy,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana