Fil d'actualités du 04/06/2020

  • 04/06/2020 - 17:00 : AFERA BONBONS SUCETTES: Nesorina tamin'ny toerany androany ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rijasoa Andriamanana Josoa noho ilay raharaha mahasaringotra azy dia ilay afera 8,4 miliara malaza ho nividianana "bonbons sucettes". Ny minisitry ny fampianarana ambony no miandraikitra vonjimaika ny toerany.

  • 30/05/2020 - 13:30 : CORONAVIRUS: Niampy iray ny maty nampiakatra ny isa ho 6 eto amintsika. 60 kosa ny tranga androany.

  • 29/05/2020 - 17:00 : RAHARAHA BONBONS SUCETTES: Tsy mbola navoaka tao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ilay vola 8 miliara ariary. Tsy mpangalatra na mpanao ny tsy mety izahay, olon’ny asa aho ary tany amin’ny tany misy dolara no nody aty amin’ny tany mandray Ariary, hoy ny Minisitry ny Fanabeazana Rijasoa Andriamanana.

  • 29/05/2020 - 16:30 : AMBOLOKANDRINA; Lehilahy anankiroa, 27 sy 43 taona no amoy ny ainy nianjeran'ny tany ny maraina teo. Ora maro no nikarohana ny razana.

  • 29/05/2020 - 14:30 : CORONAVIRUS: 42 ny tranga vaovao notaterina androany. Tafiakatra 698 ny voa rehetra hatramin'izay. 529 mbola tsaboina, ka ny 9 ahiana mafy ny ainy.

  • 29/05/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-VAOVAO LEHIBE: Olona 3 no namoy ny ainy tao Toamasina omaly, ka nampiakatra ny isa ho 5 hatramin'izay nidiran'ny covid-19 teto Madagasikara, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

  • 19/05/2020 - 13:25 : COVID-19: Olona 4 vaovao indray no notaterina fa voa androany, ka 2 tany Toamasina, ary 2 teto Antananarivo. 326 ny fitambaran'ny voa hatramin'izay. Nihatsara ilay "forme grave" iray teny Anosiala, ary efa tsy ampiasana "oxygène" intsony.

  • 19/05/2020 - 13:15 : COVID-19: Nohamafisin'ny CCO Covid-19 tamin'ny alalan'ny Pr Vololontiana Hanta ny fahafatesan'ilay Filipianina tao Ambatovy. Tsy notsaboina tamin'ny alalan'ny CVO izy io, hoy ity Profesora ity.

  • 18/05/2020 - 23:00 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Teratany Filipianina iray antsoina hoe Ryan Reyes namoy ny ainy tany Ambatovy androany 18 may. Ny taona 2012 izy no nanomboka niasa tao.

  • 17/05/2020 - 12:40 : VAOVAO LEHIBE-CORONAVIRUS: Olona iray 57 taona tao Toamasina no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus. Iray tamin'ireo tena natahorana na "formes graves" izy ary nisy tosidrà sady voan'ny diabeta.

Voir plus d'infos...

05/06/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200303

Misongadina

Hery sy Voahangy Tsy nisaraka izany !

03/03/2020

Nanaovana resabe hatramin’izay ny fiainana manokan’ny filoham-pirenena teo aloha Hery Rajaonarimampianina sy ny ankohonany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Rinah Rakotomanga “Misy te hahazo fahefana angamba dia manakorontana”

03/03/2020

Namerina indray Rtoa Rinah Rakotomanga talen’ny seraseran’ny fiadidiana ny Repoblika omaly raha nivahiny tao amin’ny Real TV fa

Hamaky ny tohiny...

Jean Ravelonarivo Saika hivadika ho mpanohitra ?

03/03/2020

Anisan’ireo tompon’andraiki-panjakana teo aloha nampanantsoina teny amin’ny birao misahana ny ady amin’ny kolikoly na PAC ny praiminisitra teo aloha,

Hamaky ny tohiny...

Tiako I Madagasikara Mitaky ny fanafoanana ny fifidianana rehetra

03/03/2020

Manaraka akaiky ny fivoaran’ny raharaham-pirenena ny antoko Tiako I Madagasikara ka nanatanteraka fivoriana maika omaly.

Hamaky ny tohiny...

Afera kara-panondro sy lisi-pifidianana Niezaka niaro tena mafy ny CENI

03/03/2020

Somary tsy ampy angamba ny fanazavana. Ny tanjona dia hanentana ny olona hanamarina sao tafiditra ao anatin’izay.

Hamaky ny tohiny...

Rina Randriamasinoro “Tena nohitsakitsahina ny zon’ny vahoaka”

03/03/2020

Naneho ny heviny momba ny raharaham-pifidianana taorian’ny raharaha kara-panondro sy lisi-pifidianana miverin-droa an-tapitrisany

Hamaky ny tohiny...

Antoko PSD Miantso ny HCC hanafoana ny fifidianana

03/03/2020

Tsy azo odian-tsy hita ny fahadisoana goavana tamin’ny fiverimberenan’ny laharana kara-panondro, araka ny tatitra nataon’ny

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mponin’Anosimahavelona “Tsy homenay ny Sinoa ny tanindrazanay”

03/03/2020

Tamin’ny faha Mpanjaka ity no tanànanay, efa an-jatony taona ny raiamandreninay no teto,…

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fiangonana FM FOI Sady manabe no miaro ny tontolo iainana

03/03/2020

Ankoatra ny maha mpitory ny filazantsara sy maha mpivavaka ny fiangonana FM FOI tarihin’ny Apostoly Benjamina dia manolo-tanana ny fanjakana ihany

Hamaky ny tohiny...

Sport

Olan’ny fisotroan-dronono any Frantsa Miantso fitokonana faobe ny sendikalista anio

03/03/2020

Ny sabotsy 28 martsa izao dia nampandre ny praiminisitra Edouard Phillipe fa hampihatra ny and. faha-49 andl faha-3 ao anatin`ny lalàmpanorenana mba hahafahana mandany ilay lalàna momba ny fanavaozana ny fisotroan-dronono any Frantsa.

Hamaky ny tohiny...

Ligue des Champions de l’Uefa Ho mafimafy ireo lalao miverina

03/03/2020

Vita tamin'iny faran'ny herinandron’ny volana febroary lasa teo iny ireo lalao mandroso amin’ny dingan'ny ampahavalon-dalan’ny fiadiana izay ho tompodakan’i Eoropa eo amin'ny taranja baolina kitra na ny “Ligue des Champions de l’Uefa”.

Hamaky ny tohiny...

Atletisma Malagasy Tohin’ny fandaharam-potoana manaraka

03/03/2020

Araka ny tatitra navoakan’ny FMA « Federation Malagasy d’Athletisme »

Hamaky ny tohiny...

Lomano Fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara Etsy amin’ny dobon’ny ANS Ampefiloha indray no fotoana manaraka

03/03/2020

Nifarana tamin’ny alahady 01 martsa 2020 tao amin’ny dobo filomanosan’ny Collège Monfort Saint Gabriel Mahajanga mirefy 25 m « Petit bassin »

Hamaky ny tohiny...

Ligin’ny atletisma 6 any Atsimon’i Madagasikara Hikarakara ny « Meeting d’athletisme Grand Sud à Toliara »

03/03/2020

Hikarakara hetsika « « Meeting d’athletisme Grand Sud à Toliara » hatao ao Toliara renivohitry ny Faritra Atsimo Andrefana amin’ny 14 sy 15 martsa 2020 ho avy izao ny ligim-paritra 6 ny atletisma any amin’ny Faritra Atsimon’ny nosy.

Hamaky ny tohiny...

Taom-pambolen-kazo Faritra Atsinanana sy Alaotra Mangoro Nandray anjara mavitrika ny orinasa Ambatovy

03/03/2020

Nandray anjara mavitrika tamin’ny fanombohana tamin’ny fombam-panjakana ny taom- pambolen-kazo ho an’ny Faritra Atsinanana sy Alaotra Mangoro ny orinasa Ambatovy tamin’ny 19

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Coronavirus

03/03/2020

Miha hita amin`ny fiainan'izao tontolo izao ny voka-dratsiny Manodidina ny 3 000 ireo namoy ny ainy vokatry ny aretina “coronavirus” ka 42 tamin`ireo dia maty omaly.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Fandraharahana sy toekarena Tena ilaina ny fampiofanana arak’asa tsara kalitao

03/03/2020

Fototra ijoroan’ny fampandrosoana ny fampiofanana arak’asa hoy ny Tale Jeneralin’ny Fampiofanana arak’Asa, Jean Luc Ramamonjiarisoa nandritra ny famelabelarana mahakasika ny Tahiry Famatsiam-bola ho Fampiofanana ny mpiasa (FMFP).

Hamaky ny tohiny...

Jono sy harena an-dranomasina Hiara-kiasa i Madagasikara sy ny vondrona Eoropeanina

03/03/2020

Nihaona sy nidinika tamin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Ntsay Christian sy ny Ambasadaoron’ny Vondrona Eoropeanina eto amintsika,

Hamaky ny tohiny...

Mpandraharaha vahiny eto Madagasikara Manjakazaka mampitaraina ny Malagasy

03/03/2020

Mitombo be ankehitriny ny tsena malalaka sy mahakasika ny asa sy ny tetikasa fanamboarana trano eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

CLD anjaran’Avaradrano Fitaovana no hozaraina fa tsy vola

03/03/2020

Fitaovana no hozaraina fa tsy vola ho an’ny CLD anjaran’ny distrikan’Antananarivo Avaradrano, raha araka ny fanazavan’ny solombavambahoaka Gerry Randriambolaina.

Hamaky ny tohiny...

Tranga hafahafa Tovovavy niboridana tratra tao anaty valan’omby

03/03/2020

Tranga hafahafa indray no niseho tao Vinaninkarena, distrikan’Antsirabe faharoa ny alin’ny alahady lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

MPIANATRY NY PETIT NID TSY HITA POPOKA

03/03/2020

Tovolahy kely iray mitondra ny anarana hoe Rakotonindrina Sitraky ny Avo Toavina Cedrick no nambaran’ny fianakaviany fa tsy hita popoka.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Tobim-piantsonana MAKI Arahi-maso akaiky ny fahasalaman’ireo mpandeha

03/03/2020

Mihamafy hatrany ny fanaraha-maso ireo olona mivoaka sy miditra mampiasa ny lalam-pirenena fahenina sy fahefatra ary faharoa amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Famahana ny olan’ny fanabeazana Hiadian-kevitra ao anatin’ny filankevitry ny minisitra

03/03/2020

Nitohy omaly alatsinainy 2 martsa ny dinika nifanaovan’ny fiadidian’ny primatiora tarihin’ny praiminisitra lehiben’ny

Hamaky ny tohiny...

Ankizy ratsy naoty tsy avela hanao fanadinana Hosazian’ny minisitera ireo sekoly tratra

03/03/2020

Niteraka resabe teto amintsika mihitsy ka nanosika ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena handray andraikitra, indrindra fa ho an’ireo sekoly

Hamaky ny tohiny...

AMPARIBE Trano iray kila hotohoton’ny afo

03/03/2020

Nihanahazo vahana tato ho ato ny hain-trano. Trano tafo fanitso iray indray omaly no nirehitra teny Amparibe Antananarivo, tokony ho tamin’ny 3 ora folakandro.

Hamaky ny tohiny...

Zanak’i Fandriana Hifankahita etsy Soanierana

03/03/2020

Aleo tara toy izay tsy misy ! Izay no azo hanambarana ny hetsika fifampiarahabana nahatratra ny taona fanao isan-taona ho an’ny Zanaky ny distrikan’i Fandriana.

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Làlana vao vita eto Antananarivo Ratsy kalitao, feno lavaka sahady

03/03/2020

Tsy ampy herintaona akory dia manomboka simba sahady ireo làlana eto an-drenivohitra. Manomboka misy lavaka, ary miitatra haingana dia haingana ny habeny noho ny rano sy ny antony hafa.

Hamaky ny tohiny...

Fahafatesana hafahafa an-kalamanjana Tovolahy iray nitsirara teny Andravoahangy

03/03/2020

Nisehoana fahafatesana hafahafa indray tetsy Andravoahangy omaly tolakandro, taorian’ilay roa lahy teny Anosibe tamin’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

AMPAHIBE Nahazo fitaovana ny borigady miady amin’ny fakana an-keriny

03/03/2020

Tontosa omaly alatsinainy 3 martsa maraina teny Ampahibe ny fanolorana fitaovana (môtô 10, zodiac 01 sy vedette rapide 02)

Hamaky ny tohiny...

AMBOSITRA Lehilahy 4 tratra niaraka tamin’ny kojakoja famakian-trano

03/03/2020

Lehilahy efatra no voasambotry ny polisy ao amin'ny kaomisarian'Ambositra ny sabotsy 29 febroary sy ny alahady 1 martsa teo noho ny resaka asan-jiolahy.

Hamaky ny tohiny...

HALATRA FINDAY Lehilahy iray no tratra teny 67 ha

03/03/2020

Lehilahy iray 44 taona no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny CSP7 eny 67HA ny alakamisy teo noho ny resaka halatra finday.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana