Fil d'actualités du 28/03/2020

  • 28/03/2020 - 14:15 : MADAGASCAR COVID-19: Nisy olona 2 vaovao indray voamarina fa voa, ka ny iray Malagasy 43 taona tsy avy any ivelany fa nifampikasoka tamin'izy ireny. Ny faharoa dia Italianina 66 taona tonga tamin'ny sidin'ny Ethiopian Airlines ny 17 martsa.

  • 28/03/2020 - 13:45 : HAINO AMAN-JERY: Haino aman-jery maromaro no nandefasan'ny Minisiteran'ny sarasera "Lettre de mise en demeure" noho ny tsy fandefasana manontolo ny fandaharana momba ny Covid-19, ka hakatona ao anatin'ny 24ora raha tsy manaja ny fepetra, hoy i Lalatiana Rakotondrazafy. Isan'ny nanaovana izany ny Real TV/FM, Radio Balisama, Loharanovelona ho an'ny eto Analamanga, hoy io Minisitra io.

  • 28/03/2020 - 12:00 : COVID-19: Anatin’y dingana mampatohy sy mahafohy ny tsimok’aretina covid-19 isika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao ka tokony hamafisina ny fahamailoana sy ny fitandremana.

  • 28/03/2020 - 11:30 : COVID-19: Maherin'ny 250 000 no maty maneran-tany. 9134 ny any Italie, raha toa ka 4858 ny any Espagne. Ireo firenena roa ireo no be maty indrindra.

  • 28/03/2020 - 11:00 : ANTANANARIVO: Hisy ny fanadiovana faobe sy fandrarahana ranom-panafody anio manomboka amin'ny 12ora.

  • 27/03/2020 - 18:00 : ANTONTAN'ISA: Niampy roa indray ireo olona voamarina fa mitondra ny tsimok'aretina Coronavirus eto amintsika, izay mampiakatra ny isa ho 26 amin'izao fotoana izao. Mpandeha avy any ivelany ireo roa vaovao ireo.

  • 27/03/2020 - 14:30 : FIFAMEZIVEZENA: Hohenjanina ny fifampifehezana rehefa navela hahatsapa tena ny vahoaka saingy tsy nahavita. Ho hentitra ny fisavana, ary havoaka ny mpitandro filaminana, raha ny fanambaran'ny Minisitry ny atitany Tianarivelo Razafimahefa.

  • 27/03/2020 - 14:00 : CORONAVIRUS-ANTONTAN'ISA FARANY: Nahitana tranga vaovao indray androany manome ny isa ho 24. Olona tsy avy any ivelany mivantana io, fa nifampikasoka tamin'izy ireo.

  • 27/03/2020 - 11:00 : MAHAZO: 2000Ar no hivarotan'ny mpivarotratra mandehandeha ny tampim-bava iray vita amin'ny lamba.

  • 27/03/2020 - 10:30 : BANKY IRAISAM-PIRENENA: Nankatoavina ny fampindramam-bola "prêt-programme" mitentina 100 tapitrisa dolara ho an'i Madagasikara, izay haompana amin'ny fampivoarana ny maha olona sy sosialy, ny fahasalamana, ny fampianarana,...

Voir plus d'infos...

28/03/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200224

Misongadina

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

24/02/2020

Marary mafy i Tabera Randriamanantsoa amin’izao fotoana izao, raha ny fampahafantarana sy ny antso avo ataon’ny fianakaviany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Tandrevaka nahafaty an’i Alain Boutre Tsy hamelanay ireo mpitsabo, hoy ireo mpanakanto

24/02/2020

Nanao fanambarana ny sabotsy teo ny solontenan’ireo mpanakanto, nahitana an’i Mamy Gotso, notronin’i Tsiliva,

Hamaky ny tohiny...

RADO RAMPARAOELINA Tokony hatao mangaraharaha ny fitantanana ny CLD

24/02/2020

Ny 80 %-n’ny vola azo avy amin’ny CLD ho an’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano dia fantatra fa haompana amin’ny resaka fanabeazana avokoa hahafahana mampihena ny tahan’ireo ankizy tsy tafiditra an-tsekoly.

Hamaky ny tohiny...

Fihainoana ny hetahetam-bahoaka Hatsangana ny birao isam-bohitra any Arivonimamo

24/02/2020

Hanangana birao isam-bohitra ny ben’ny tanànan’Arivonimamo mba handraisana ny hetahetan’ireo vahoaka eny anivon’ny fokontany.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Îles Eparses Tena ho sarotra ny raharaha

24/02/2020

Nambaran’ny gazety Frantsay Le Monde fa nampitombo ny fanampiany an’i Madagasikara i Lafrantsa, saingy tsy hamerina velively ny Iles Eparses.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

24/02/2020

Nitsidika ny kaominina Maroalomainty sy Maroalompoty, distrikan’Ambovombe sy kaominina Sampona, distrikan'Amboasary Atsimo,

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Baiboly Masina Katolika An-dalana ny fanatsarana

24/02/2020

Tanatin’ny herinandro ary nifarana ny sabotsy teo ny famerenana ny fijerena ny dikan-tenin’ny Baiboly Katolika.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Coupe Arabe U20 2020 Tapitra ny dian’ny Barea

24/02/2020

Nifarana omaly alahady 23 febroary tany amin’ny kianja Faisal Bin Fahad any Arabie Saoudite ny dian’ny Barea U20 miatrika ny fifaninanana “Coupe Arabe U 20 2020” eo amin’ny sehatry ny baolina kitra.

Hamaky ny tohiny...

Orange Pro-League andro faha-13 Nomontsanin’ny Jet Mada 9-1 tao an-jaridainany ny Club M

24/02/2020

Tanteraka tamin’ny an-tsakany sy an-davany avokoa ireo lalao rehetra tafiditra amin’ny andro faha-13 eo amin’ny fifaninanana baolina kitra “Orange Pro-League Malagasy”

Hamaky ny tohiny...

Volley-ball - Championnat des Clubs de la Cavb Zône 7 Tompondaka lefitra ny STEF’AUTO sy GNVB

24/02/2020

Nifarana tamin’ny sabotsy 22 febroary 2020 tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahanena Mahamasina ny fifaninanana Volley-ball 26e

Hamaky ny tohiny...

Rugby Commission Section Tanà-ville Tsy tontosa ny famaranana sokajy D-2

24/02/2020

Tsy tontosa ny lalao famaranana sokajy D-2 hoan’ny Commission STVR “Section Tanà-Ville Rugby” saika notanterahina tetsy amin’ny

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tratry ny ady an-kafetsena?

24/02/2020

Tsy hita be ihany ny raharaham-pirenentsika amin’izao fotoana izao. Toa mba misy tsirim-panantenana ihany satria misy ny fampanantenana volabe, raha tsy hilaza afatsy ny an’ny Frantsay.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Lalam-pirenena RN1 Bis Kamiao roa tra-tehaka nitondra hazo voarara

24/02/2020

Kamiao roa no saron’ny zandary tamin’ny lalam-pirenena voalohany Bis (RN1 bis) nitondra hazo voarara ny alin’ny 18 febroary 2020.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Fitaterana an’habakabaka Vita ny 90%-n’ny asa eny Ivato

24/02/2020

Nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny seranam-piaramanidina vaovao eny Ivato ny minisitry ny fitaterana sy ny fizahantany ary ny famantarana ny toetrandro

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

VAROTRA SY FANJIFANA

24/02/2020

Nandainga avokoa ny fandajàna marobe izay nanaovana fitsirihana tampoka tao amin’ny tsena Bazary-Kely ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny...

VAROTRA SY FANJIFANA

24/02/2020

Nandainga avokoa ny fandajàna marobe izay nanaovana fitsirihana tampoka tao amin’ny tsena Bazary-Kely ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Coronavirus Manomboka betsaka ny sitrana any Sina

24/02/2020

Manomboka mihasitrana ny olona any Sina manoloana ny coronavirus. Efa tafakatra eo amin’ny 1800 ny isan’ny olona sitrana ka nivoaka ny hopitaly.

Hamaky ny tohiny...

Orinasa misehatra amin’ny voatabia any Nizeria Mahatratra 20 tapitrisa dolara ny fampiasam-bola

24/02/2020

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Fibodoana tanin`olona any Toliara Tompon’andraikitra tamin`ny FAT voarohirohy

24/02/2020

Miverina indray ilay raharaha hala-tany izay mahavoarohirohy tompon’andraikitra ambony iray tamin`ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny...

ENTONA FANDREHITRA Niaka-bidy hatrany amin’ny 11 %

24/02/2020

Misy fiantraikany amin’ny toekarena eran-tany ny fiparitahan’ilay otrik’aretina coronavirus any Sina.

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana mitam-piadiana Nandriaka ny ra, lasa ny vola 14 tapitrisa Ar

24/02/2020

Nandriaka ny ra teny Malaza Andoharanofotsy. Vola hakana entana moa no nalainy.

Hamaky ny tohiny...

Vary 106 taonina nodorana sy nalevina Nisy nangady sy nivarotra indray

24/02/2020

Ahiana hitera-doza any amin’ny distrikan’i Vohémar ilay vary efa lany daty ana orinasa iray tany Antsanimalo nalevina tao anaty lavaka ary nodorana.

Hamaky ny tohiny...

ZAIMAIKA ANALAKELY Nihotsaka ny tafo

24/02/2020

Nihotsaka, entana maro no simba Nihotsaka ny tafon-tranon’ny zaimaika, toerana fivarotana sakafo masaka etsy Analakely.

Hamaky ny tohiny...

VEHIVAVY MANANA FAHASEMBANANA Mbola ailiky ny fiarahamonina hatrany

24/02/2020

Maro amin’ireo vehivavy manana fahasembanana no mbola ailiky ny fiarahamonina hatreto, indrindra fa eo amin’ny resaka asa.

Hamaky ny tohiny...

Jeneraly Ravalomanana mivady Nanome mari-pankasitrahana ireo zanaka zandary mendrika

24/02/2020

Notoloran’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena Jeneraly Richard Ravalomanana mivady mari-pakasitrahana ireo zanaka zandary mendrika tamin’ireo fanadinana ara-panjakàna

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Vola ho an’ny tany an-dalam-pandrosoana Manjaka ny fanodinkodinana, hoy ny Banky Iraisam-pirenena

24/02/2020

Rariny raha mbola matroka hatrany ny tarehimarika ara-toekaren’ireo firenena mahantra sy an-dalam-pandrosoana tahaka an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Herisetra amin’ny fikirakirana internet Ny 84%-n’ny tanora Malagasy no efa lasibatra

24/02/2020

Ny 84%-n’ireo tanora mampiasa internet nanaovan’ny fikambanana ONG Youth First fanadihadiana dia nanambara fa efa niharan’ny herisetra avokoa.

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

24/02/2020

Nanao fivoriam-be ny vahoaka tao amin’ny kaominina Ambatolahy, any amin’ny faritra Ihorombe ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

24/02/2020

Mibosesika any an-tanànan’ny mpifanila vodirindrina aminy ny rano maloto avy amin’ny tanàna lehibe iray ahitana tranobe misy rihana maromaro ahofa eny Ambodivoanjo-Ivandry.

Hamaky ny tohiny...

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

24/02/2020

Zazalahy 10 taona no nokasain'ny tovolahy 16 taona ho alaina an-keriny saingy tratran'ny fokonolona tao Belazalaza, fkt Dar-Es-Salam Cr Djamandjar dist Nosy be Hell-ville, ny alin'ny 21 febroary 2020.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana