Fil d'actualités du 19/02/2020

  • 19/02/2020 - 08:30 : RAHARAHA TAHISY: Hiakatra fampanoavana anio ny raharaha nahafaty ity tovovavy vao 22 taona ity. Hohenoina avokoa ireo voakasika.

  • 19/02/2020 - 08:00 : ANKADIMBAHOAKA: Nitrangana haintrano lehibe teny an-toerana androany vao maraina.

  • 10/02/2020 - 17:30 : ITAOSY CITE: Mpanafika "Cash point" voahidy ao anatin'ny toerana notafihiny amin'izao fotoana izao. Andrasana ny tohiny.

  • 29/01/2020 - 12:00 : GOVERNEMANTA: Anio tolakandro no hampahafantarina eny amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha ny governemanta amin'ny endriny vaovao, taorian'ny fanovana rehefa avy nanao tombana ny Filoham-pirenena.

  • 14/01/2020 - 09:00 : GREVY: Manao fitokonana ary avy namoaka ny mpianatra tao amin'ny Lisea Analamahitsy ny mpianatry ny sekoly teknika LTP Alarobia amin'izao fotoana izao.

  • 07/01/2020 - 15:00 : FITANTERANA:Nanatanteraka fiarabana ireo Ray aman-dReny (Minisitra,SG, ary ny PCA ny ATT) tetsy amin'ny ministeran'ny fitanterana Anosy (MTTM)ireo solotena vitsivitsy avy ao amin'ny ATT notarihin'ny tale jeneraly ny Jeneraly Reribaka Jeannot noho ny fahatratrarana ny taona 2020.

  • 07/01/2020 - 14:00 : LOZAM-PIFAMOIVIZANA:Fiarabe iray tapaka isatra indray no nandona telo mianaka tetsy Ivato ny maraina teo,vokany:maty ireo Ray aman-dReny tsy hataorana kosa ilay zaza.

  • 07/01/2020 - 11:30 : SOAVINANDRIANA ITASY:Raikitra ny ady tany eo amin'ny tantsaha sy ny ministra teo aloha George Ruphin,manao antso avo ireo vahoaka iharan'ny tsindry azo lena,hiakatra fitsarana ny 22 Janoary ho avy izao ny raharaha.

  • 07/01/2020 - 11:00 : ANTSOHIHY:Ho tanterahina rahampitso 08 janoary ny lanona famindram-pibaikoana ao amin'ny tobimpileovana sofia . Lieutenant col Haja Rakotonirina no komandin'ny vondron-tobimpileovana vaovao ao amin'ny faritra sofia izay hisolo an'i Lieutenant col Poely Florent izay komandin'ny fileovana sofia taloha .Hanomboka amin'ny 09 ora maraina ny lanona eo amin'ny "rond point" mba hahitan'ny be sy ny maro ny lanona sy hafantarana fa miova ny fibaikoana ao amin'ny vondron-tobimpileovana sofia .

  • 07/01/2020 - 10:45 : FANAMBARANA AVY AMIN'NY GOVERNEMANTA:Hisy ny fanadihadiana mikasika ny savorovoro fizarana "panier garnie"mitentina 65 000Ar ho an'ireo mpiasam-panjakana anivon'ny Ministeran'ny fanabezam-pirenena.Andray andraikiny noho izany ny IGE(Inspection Générale de l'Etat) mba hafatarana izay tompon'andraikitra nahatonga ny savorovoro.

Voir plus d'infos...

21/02/2020

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20200113

Misongadina

Fanenjehana mpanao gazety Nanaovan’ny polisy bemidina i Harifidy R

13/01/2020

“Tamin`ny 5 ora maraina dia nisy drindrangilo be ny fampanenoana “sonnerie” tao am-bahavahady.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Antoko Tia Tanindrazana Nahazo ben`ny tanàna dimy

13/01/2020

Sambany ny antoko Tia Tanindrazana no nisedra safidim-bahoaka tamin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Manamboninahitra Tokony ho modely amin’ny fitiavan-tanindrazana, hoy ny Filoha

13/01/2020

Niara-nankalaza ny andron’ny manamboniahitra omaly 12 janoary niaraka tamin’ireo manamboninahitra eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika ny filoha Andry Rajoelina,

Hamaky ny tohiny...

Antoko Politika UNDD Maika ny fampidinana ny vidim-piainana

13/01/2020

Nifampiarahaba tamin’ny fahatrarana ny taona 2020 ny tetsy amin’ny Villa Elisabeth Ivandry ny antoko politika UNDD omaly alahady.

Hamaky ny tohiny...

Mpanao politika sy ny mpanao gazety Hifandona amin’ny lalao baolina kitra

13/01/2020

Hotanterahina ny 26 janoary ho avy izao indray eny amin’ny kianjan’ny Elgeco plus eny amin’ny By-pass ilay lalao ara-pirahalahiana sy hanehoana ny firaisankina eo amin’ny samy mpanao gazety sy ny mpanao politika.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ambalavao atsimo Vonona hiasa miaraka amin’ny rehetra ny Ben’ny tanana

13/01/2020

Mbola lany ho Ben’ny tanànan’ny kaominina Ambalavao atsimo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano hatrany Razanamahefa

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Angovo azo avy amin’ny rivotra Tamin’ny 2012 no hatao, tsy hita popoka hatramin’izao

13/01/2020

Fito taona lasa izay, izany hoe ny 11 janoary 2012 no nanambara ampahibemaso nandritra ny lanonana fifampiarahabana tamin’ireo

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran`ny tontolo iainana Mihenjan-droa ny tady eo amin`ny minisitra sy ny mpiasa

13/01/2020

Tanjona napetraky ny fitondram-panjakana ny handrakofana ala indray eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Haino aman-jerim-panjakana Miha mangotraka ny raharaha

13/01/2020

Naparitaka haingana dia haingana tamin’ny tambajotran-tserasera omaly ny resaka nentina nilazana fa misy mikononkona fikomiana ao amin’ny haino aman-jerim-panjakana TVM sy RNM izay manome ny ORTM.

Hamaky ny tohiny...

Seranam-piaramanidin’i Nosy be Mifoha indray ny raharaha 2004

13/01/2020

Anisan’ny fitaratra ho an’i Madagasikara i Nosy be ary anton’izay dia noho ny hatsaran’ireo mponina sy ny fotodrafitrasa ary ny zava-misy

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Pasteur Ralison Gilbert Mankalaza ny faha-25 taona nitandremany

13/01/2020

« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa tsy izay natao, dia Jesoa Kristy »I Kor3 :11. Io andinin-tsoratra Masina io no nentina

Hamaky ny tohiny...

Sport

Rugby RFAM Nandresy ny XV Centre Ambohimanarina indray

13/01/2020

Tontosa teny amin’ny kianjan’Alarobia tamin’ny sabotsy 11 janoary 2020 teo ny lalao ara-pirahalahiana amin’ny taranja rugby à XV nifanandrinan’ny RFAM “Rugby Force Anosizato Miray”

Hamaky ny tohiny...

Rugby teny amin’ny kianjan’ny ANS Ny Fta, Rczami, Rcva ary ny Jra no tafita amin’ny manasa-dalana

13/01/2020

Nahazoam-bokatra ny lalao rugby à XV lalao 1/4-dalana sokajy D-2 notontosaina tetsy amin’ny kianjan’ny Ans Ampefiloha omaly alahady

Hamaky ny tohiny...

Supercoupe d’Espagne 2019-2020 Lavon’ny Real Madrid ny Atletico Madrid

13/01/2020

Tontosa tao amin’ny kianja Stade Roi-Abdallah de Djeddah any Arabie Saoudite ny lalao « Supercoupe d'Espagne de football 2019-2020 » andiany faha-36

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tsy Antananarivo irery no Madagasikara

13/01/2020

Tsy Antananarivo irery no Madagasikara. Marina tokoa ! Mipetraka ny fanontaniana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Taksibrosy - Fasan’ny karana Tsy hafindra eny Ambohimangakely indray aloha

13/01/2020

Nihemotra tamin’ny fanapahan-kevitra efa noraisiny indray ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety sy ny

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana Haverina sy hohatsaraina ny “PR”

13/01/2020

Nivory tsy ara-potoana ireo lehiben'ny kaomisarian’ny Polisy omaly alahady takarika mahakasika ny famerenana ny “Police de la Route” na ny PR.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Sehatra fanabeazana Mila arahi-maso akaiky

13/01/2020

Ny sehatra fampianarana no kitro ifaharan’ny fampandrosoana. Rehefa miakatra ny fari-pahaizan’ny olona dia tokony hiakatra manaraka izay ihany koa ny faripananany.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Rovan`i Manjakamiadana “Hohajaina ny fe-potoana hamitana ny asa ”

13/01/2020

“Tsy maintsy ho vita mialoha ny 26 jona 2020 ny rovan`i Manjakamiadana.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Betroka sy ny manodidina Fiarahamonina ifotony tsy voafehy no mahatonga ny korontan-dava

13/01/2020

Laharam-pahamehana ao Betroka ary efa nodradradradrako hatramin’ny taona 2007 fony aho tsy ben’ny tanàna fa tsy handroso

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Fikambanana Andrimaso Miantso fihaonana hamahana ny tsy fandriampahalemana

13/01/2020

Nitondran’ny fikambanana miady amin’ny kolikoly sy tsy fandriampahalemana, Andrimaso, vavolombelona mihitsy ny sabotsy teo teto Antananarivo hanazavana mikasika ny tsy

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

MBOLA NIFETY IHANY

13/01/2020

Na dia efa nilaza aza ny fanjakana fa tsy hisy ny fetin'ny fankalazana ny fifampiarahabana nahatratra ny taona, misy amin'ny sampan-draraharaha ao amin'ny fitondrana maro ihany no manao fety.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Fambolen-kazo faobe Tsy maintsy atao andro alahady ve ?

13/01/2020

Andro alahady ilay 19 janoary, hanombohana ofisialy ny taom-pambolen-kazo hatao eny Tampoketsa.

Hamaky ny tohiny...

Lalam-pirenena faha-5 sy faha-44 « Tsy mbola nanomboka izany ny asa ! »

13/01/2020

Namita iraka nijery ifotony ny lalana nolazaina fa efa vita tany amin’ny RN5 sy RN44 ny RMDM,

Hamaky ny tohiny...

Fananan-tany Taratasy takiana sy vola no fototry ny olana

13/01/2020

Ny tany ifandovana dia misy fa ny fanoratana azy no sarotra. Izay no azo hamaritana ny olan’ny fananan-tany amin’ny ankapobeny eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Kaominin’i Ranomafana Risitorna ao Ambatovy no ivelomany

13/01/2020

Nangetaheta fampandrosoana efa hatramin’ny 4 taona lasa nitondrako voalohany azy ny kaominina ambanivohitr’i

Hamaky ny tohiny...

Herinaratra avy amin’ny tara-masoandro Hanomboka afaka enim-bolana ny asa

13/01/2020

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny orinasa JIRAMA sy ny kaompania SATAREM avy any Soisa,

Hamaky ny tohiny...

CALL CENTER Mikarama 500.000 Ar isam-bolana ny tanora iray

13/01/2020

Asa tena miroborobo ary mamelona tanora maro eto amintsika ny “Call Center” ankehitriny. Manoro hevitra ireo mpanjifa teratany

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Taona 2019 Tena betsaka ireo matin’ny lozam-pifamoivoizana

13/01/2020

Betsaka lavitra ny maty tamin’ny lozam-pifamoivoizana raha mitaha amin’ny fanafihan-jiolahy, hoy ny Jeneraly Richard Ravalomanana, Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Mpanao KIDNAPPING Natolotra ny fitsarana ny 5, maty voatifitra ny 1

13/01/2020

Nitambotsotra torana nifamonjena novelomina ny zanak’ilay voarohirohy ho mpanao kidnapping raha ny nahita rainy nanapi-maso halain’ny mpanao gazety sary.

Hamaky ny tohiny...

Foyer de Vie Andrainarivo Nahazo fanomezana avy amin’ny tarika Ny Ainga ireo zokiolona

13/01/2020

Nosafidin’ny mpanakanto sy ny mpankafy eto Antananarivo tao amin’ny Tarika Ny Ainga ny fitaizana zokiolona teny

Hamaky ny tohiny...

Fahasahirana sa fitsoahana andraikitra ? Zaza 9 volana narian-dreniny tany an-tsena

13/01/2020

Efa tena ratsy ve ny olona sa noho ny fahasahiranana fa dia misy ray aman-dreny tena mahafoy zanaka.Voasambotry ny zandary tao

Hamaky ny tohiny...

Taona 2019 Tena betsaka ireo matin’ny lozam-pifamoivoizana

13/01/2020

Betsaka lavitra ny maty tamin’ny lozam-pifamoivoizana raha mitaha amin’ny fanafihan-jiolahy,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana