Fil d'actualités du 23/04/2019

  • 23/04/2019 - 11:30 : FIFORONANA RIVODOZA: Misy rivodoza roa miforona ao amin’ny ranomasimbe indiana. Tamin’ny 09 ora teo, ny Voalohany dia any amin’ny 3660 Km Avaratra Atsinanan’Antsiranana, ny faharoa kosa dia any amin’ny 235 Km Avaratra soamary Avaratra. Atsinanan’Antsiranana. "Dépression Tropicale" ny herin’izy ireo amin’izao fotoana izao ka 55 Km/ora ny rivotra entiny sy tafiotra 75 Km/ora.

  • 23/04/2019 - 11:00 : FITSAPANKEIV-BAHOAKA: Tsy tokony hatambatra ny fitsapankevi-bahoaka sy ny fifidianana depiote, ary misy fanitsakitsahana lalampanorenana ao anatin'io, hoy ny vovonana politika DINIKE, tarihin'i Serge Zafimahova.

  • 23/04/2019 - 10:00 : ANDRAIKIBA ANTSIRABE: Lehilahy vao 23 taona maty natelin'ny rano tao amin'ny Farhin'Andraikiba omaly alatsinain'ny paska, rehefa nilomano tao. Mponina eny amin'ny manodidina ihany izy io.

  • 23/04/2019 - 09:30 : ANDRY RAJOELINA : Hanamarika ny 100 andro nitondrany eny amin'ny Lapan'ny kolontsaina Mahamasina i Andry Rajoelina ny alahady 28 aprily izao.

  • 19/04/2019 - 09:30 : AFERANA BOADEROZY: Dosie 16 no eny am-pelantanan'ny Fitsarana manokana momba ny boaderozy ka minisitra teo aloha miisa roa no voasaringotra amin'ny raharaha boaderozy sarona tany Singapour.

  • 19/04/2019 - 09:00 : CENI: Tompon'andraikitra miisa 20 tany amin'ny ratsa-mangaikan'ny CENI no nesorina noho ny fitanilana ara-politika.

  • 18/04/2019 - 12:30 : MANJAKAMIADANA: Hikatona ny fahafahan'ny daholobe mitsidika rehefa manomboka ny fanamboarana ny Rova, fa ny fiangonana kosa hivoha hatrany.

  • 18/04/2019 - 12:00 : FADINTSERANANA MALAGASY: Voatendry Tale Jeneraly Atoa Lainkana Zafivanona Ernest, araka ny tapaky ny Filankevitry ny minisitra.

  • 18/04/2019 - 11:30 : TAZOMOKA: Ankizy miisa 7 no namoy ny ainy noho ny tazomoka tao amin'ny Kaominina Ampaharimaina Ambohimandrosoa ao amin'ny Distrikan'Amparafaravola.

  • 18/04/2019 - 11:00 : CFM: Hidina ifotony any amin'ny faritra 22 hampahafantatra ny sata mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka amin'ny vahoaka sy ny kandida ny eo anivon'ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy na ny CFM ny 24 aprily ho avy izao.

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190410

Misongadina

Marc Ravalomanana “Nandefitra aho ho fisorohana ny ra mandriaka”

10/04/2019

Tsy mbola afaka miteny firy izao satria tsy tapitra tanteraka ilay 100 andro. Rehefa tapitra dia tena hiteny aho, ary manomboka eo ihany koa ny fampielezan-kevitra ka ho avy aho,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fanjakana manao bemarenina Ho taona fotsy ny eny Ankatso…

10/04/2019

Efa efatra herinandro tsy nisy mpihaino sy mpiraharaha ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra na ny SECES. Mikatso tanteraka ny anjerimanontolon’Antananarivo. Nihamafy ny fampikatsoana ny asa fampianarana omaly satria nikatona ny oniversiten’Ankatso, ENS Ampefiloha, Politeknika Vontovorona.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ben’ny tanàna Atrehana amin’ity taona ity ihany koa

10/04/2019

Efa miha akaiky ny androm-pifidianana solombavambahoaka ny 27 mey ho avy izao ary hiditra amin`ny fampielezan-kevitra afaka andro maromaro isika.

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Haharesy ny kolikoly marina ve ?

10/04/2019

Efa nazava fa nisy hala-bato ny voka-pifidianana filoham-pirenena farany teo, izany hoe nisy kolikoly nivantana na an-kolaka. Ny tatitra savaranonandon’ny Vondrona Eoropeanina izao no nilaza fa nizara vola i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny...

Famelabelarana nataon’ny HCC sy CENI Tsy afa-po ireo vehivavy kandida depiote

10/04/2019

Saika nitovy hevitra avokoa ireo vehivavy kandida ho solombavambahoaka

Hamaky ny tohiny...

Teknisianina, mpandraharaha avy any Betroka Hanova ny tantaran’ny distrika niaviany

10/04/2019

Tena ratsy laza ny distrikan’i Betroka hatramin’izay. Dahalo foana no ao an-tsain’ny rehetra, hoy i Paolo Raholinarivo raha vao mahare ny anaran’ity distrika iray ity,

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Zandary sy polisy Ahiana hihamafy ny ady mangatsiaka

10/04/2019

Taorian` ny tranga niseho tany Maroantsetra ny faran’ny heriandro lasa teo, dia ahiana hiverimberina ny olana raha mbola mitanila ny fandraisana fepetra.

Hamaky ny tohiny...

Ala honko eto Madagasikara Mahatratra 250 000 Ha

10/04/2019

Nanomboka omaly talata 09 aprily tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina ny atrikasa maharitra 3 andro hifanampiana sy hifampizarana traikefa ny amin’ny fikirakirana ireo tarehimarika mahakasika ny ala honko (Mangroves).

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’Ambatondrazaka Olana be ny famoaham-bokatra

10/04/2019

Mampikaikaika ny vahoaka ny fahapotehan’ny lalam-pirenena faha-44 ary sahirana ny tantsaha amin’ny famoaham-bokatra.

Hamaky ny tohiny...

Fanorenana tsy ara-dalàna eny Behoririka Ny kaominina no tokony hanohy ny fandravana, hoy ny ministera

10/04/2019

Nitondra fanamarihana ny avy eo amin'ny minisiteran'ny fanajariana ny tany, ny trano fonenana sy ny asa vaventy mahakasika ny tohin'ilay fandravana ireo fanorenana tsy ara-dalàna teo Behoririka teo anivon` ny tranonskalam-pifandraisany omaly.

Hamaky ny tohiny...

Halatra, hosoka, fisolokiana Vehivavy no maro an’isa manao ny asa ratsy

10/04/2019

Vehivavy no betsaka tamin’ireo mpisoloky tratra hatreto. Lehilahy iray sy vehivavy telo izay mody manofa entana sady manao taratasim-panjakana sandoka no tafiditra tao anatin’ny

Hamaky ny tohiny...

Sport

Fifidianana filohan’ny FMF vaovao Nokianin’ny minisitra ny ekipan’i Atallah Beatrice

10/04/2019

“Raha ny resaka fifidianana izay ho filohan’ny FMF “Federasion’ny Baolina Kitra Malagasy”

Hamaky ny tohiny...

ANS Ampefiloha Nahazo « Cyber » sy « Salle de musculation » vaovao

10/04/2019

47 taona aty aoriana, sambany vao nisy fanavaozana tao amin’ny ANS « Academie Nationale des Sports » etsy Ampefiloha dia ny fampitaovana ny efitranon’ny mpianatra nahitana kidoro miisa 167 sy TV LED ecran plat miisa roa.

Hamaky ny tohiny...

1/8-ndalan’ny lalao « Telma Coupe de Madagascar 2019 » Natrehan’ny solontenan’ireo klioba ny antsapaka natao omaly

10/04/2019

“Raha eo amin’ny lalao 1/4-dalana no mahazatra antsika fanaovana antsapaka amin’ny fanohizana ny fifaninanana “Telma Coupe de Madagascar” isan-taona, hoy ny tale teknikan’ny FMF,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mila mahazaka demokrasia

10/04/2019

Nirarakopana ny valin-kafatra avy amin’ny fitondram-panjakana mahakasika ny dian’ny filoha tany ampitan-dranomasina, izay efa faninefany tao anatin’ny roa volana mahery nitondrana ity firenena ity.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Tambavy mangidy, sakafo matavy Mankarary ny voa…

10/04/2019

Aretina iray tena betsaka mahazo ny Malagasy ankehitriny ny aretin’ny voa. Dimy taona no kely indrindra voa raha 20 taona no ho miakatra no tena betsaka indrindra.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Sahirana ara-bola ny fanjakana Roahina ny mpiasa, mifehy kibo ny ministera

10/04/2019

Noresahina nanomboka teo amin’ny fitsanganan’ny governemanta tao anatin’izao fanjakana Rajoelina izao ny 23 janoary ny mahakasika ny politikan’ny fitsitsiana, antony nampihenana ireo mpikambana ho 22 raha 31 izay tany aloha.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana