Fil d'actualités du 25/06/2019

  • 25/06/2019 - 12:00 : FESTIVAL DES BALEINES:Ho tanterahina ao Sainte-Marie ny andian'ny faha 4 ho an'ny "festival des baleines" izay vinavinaina ho tanterahina ny 11 katramin'ny faha 14 jolay hoavy izao.

  • 25/06/2019 - 11:30 : FETIM-PIRENENA:Anio tolakandro no fantatra fa higadona etsy amin'ny seranam-piaramanidina Ivato ny filohan'ny Rwandais Paul Kagame.

  • 25/06/2019 - 11:00 : MATSO:Nanampan-kevitra ny fanjakana fa ampitoviana daholo ny famindran'ireo tafika mandray anjara amin'ny matso izay atao etsy amin'ny kianjabe ny Mahamasina rahampitso faha 26 Jona.

  • 25/06/2019 - 10:30 : CAN 2019:Manomantena fatratra ny Barea ihaona amin'ny Burundi ny Alakamisy faha 27 Jona ho avy izao.

  • 25/06/2019 - 10:00 : CYBERCRIMINALITE:Tovolahy iray MD fa nanalabaraka minisitra tao anaty tambazotra serasera "facebook".

  • 25/06/2019 - 09:30 : ASARAMANITRA:Anomboka anio ny fankalazana ny faha 59 nahazoana ny fahaleovan-tena ka hisy ny afomanga izay hatao etsy Anosy anio ariva.

  • 25/06/2019 - 09:00 : SABOTSY-NAMEHANA:Mpanao biriky iray no nisy namono teny Sabotsy Namehana io maraina io.

  • 24/06/2019 - 15:45 : 67HA:lehilahy iray nitondra moto no notifirin'ny jiolahy tetsy 67ha io atoandro io.

  • 24/06/2019 - 15:45 : FETIM-PIRENENA:mpitandron'ny filaminana miisa telo arivo no andray anjara mandritra ny Matso izay ho tanterahana etsy Mahamasina ny faha 26 jona ho avy izao.

  • 24/06/2019 - 15:15 : FAHASALAMANA :Nanolotra fitaovana ho an'ny minisiteran'ny fahasalamana ny filoham-pirenena androany.

Voir plus d'infos...

25/06/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190321

Misongadina

JIRAMA Antalaha Nodoran’ny olona leon’ny delestazy

21/03/2019

Nodoran’ny olona ny Biraon’ny Jirama ao Antalaha omaly noho ny tsy fahafalian’ireo mpanjifa noho ny delestazy mampikolay azy, ka hotohoton’ny afo tanteraka.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Afera maloton’ny 2009-2014 Hodiana fanina fotsiny ve ?

21/03/2019

Aferana boaderozy, trafikana harem-pirenena, aferana tanim-panjakana,… dia isan’ny tena nanamarika ny fanjakana tetezamita.

Hamaky ny tohiny...

Ramanjakamiadana Hery Jacques Kandidan’ny TIM ao Betioky Atsimo

21/03/2019

Ramanjakamiadana Hery Jacques no kandidan'ny Antoko Tiako I Madagasikara na ny TIM ao Betioky Atsimo.

Hamaky ny tohiny...

Ravalo sy ny kandida TIM Mandresy no toromarika

21/03/2019

Tsy mipetra-potsiny fa tena manomana sy miketrika mafy ny hibatana fandresana amin’ny fifidianana solombavambahoaka hatao ny 27 mey ho avy izao ny Antoko Tiako i Madagasikara (TIM).

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana Rajoelina Lasa fampiesonana ilay velirano

21/03/2019

Ny an’ny teo aloha no mody hetsiketsehana, dia tahaka ny hoe haingam-piasa, kanefa ny fitohizan’ny fitantanan-draharaham-panjakana no ezahin’ny fanjakana Rajoelina takonana amin’ny hoe : «fanatanterahana ny velirano ».

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana Solombavambahoaka 2019 Mitaky fifidianana madio sy mangarahara ireo kandida

21/03/2019

Indray andro taorian’ny nivoahan’ny lisitra ofisialy an’ireo kandida nekena fa nahafeno fepetra firotsahan-kofidiana ho

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fanavakavaham-bolon-koditra Mbola tena manjaka eny anivon’ny fiaraha-monina

21/03/2019

Mbola hita sy manjaka eny anivon’ny fiaraha-monina Malagasy ny fanavakavaham-bolon-koditra ka tsy vitsy ireo mitondra takaitra vokatr’izany.

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra Malagasy tany Sina Tsy nahazo diplaoma, tsy afaka mitady asa

21/03/2019

Mafy ny mahazo ireo mpianatra Malagasy nandrato fianarana tany Sina. Raha araka ny vaovao voaray mantsy dia tsy nomen’ireo oniversite lehibe nianaran’izy ireo tany an-toerana ny diplaomany noho ny tsy fahaloavan’ny fitondram-panjakana ny trosa 30 volana, vatsim-pianarana tokony omeny ireo oniversite lehibe any an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Barea sy Sénégal sy ny fifanintsanana CAN 2019 Manana ny heviny ny mpitia baolina kitra Malagasy

21/03/2019

Ho tanterahina any amin’ny kianja Lat Dior any Thiès Sénégal amin’ny sabotsy 23 martsa 2019 ho avy izao amin’ny 10 ora alina eto Madagasikara ny lalao

Hamaky ny tohiny...

Kitram-pirahalahiana iraisam-pirenena Voatanan’ny Uscafoot Analamanga ady sahala ny Mahorais

21/03/2019

Voatanan’ny ekipan’ny Uscafoot Analamanga ady sahala 1 - 1 ny ekipam-pirenena Mahorais tamin’ny lalaom-pirahalahiana iraisam-pirenena nifanaovan’izy ireo tetsy

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mila mailo dieny izao

21/03/2019

Tamin’ireny andro ireny nisy nofy nolokoana, nisy nofo nokoloana, nisy mofo notsakoina dia nilamina ny tany, hoy ny poeta iray izay. Miha mafy hatrany tokoa ny fiainana ary tsy misy izay tsy mitaraina momba izany ny olombelona rehetra eto ambonin’ny tany.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

La Grande Braderie Mankalaza ny faha 20 taonany

21/03/2019

Hotanterahina ny 27 ka hatramin’ny 30 martsa izao indray ny hetsika la grande braderie de Madagascar andiany voalohany amin’ity taona 2019 ity.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Antananarivo- fandriampahalemana Mifarimbona manidy lalana ny mpitandro filaminana

21/03/2019

Manara-maso tanteraka ireo lalana miditra, indrindra mivoaka ny Renivohitra ireo mpitandro filaminana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

BILETA TOKANA

21/03/2019

Ahitana karazany telo ny bileta tokana ho ampiasaina amin’ny fifidianana solombavambahoaka hoy ny Ceni. Na atao A 3 na A4 na A5 ny bileta tokana izay ho atonta manomboka amin’ny 26 marsa izao.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Fanesorana ireo mpiasa ECD Sahirana ara-bola ny fanjakana ?

21/03/2019

Taorian` ny baiko nomen` ny Filoham-pirenena, nandritra ny filan-kevitry ny ministra, 27 febroary lasa teo, dia tsy hisy intsony ny fandraisana ireo mpiasa ao anatin` ny fifanarahan` asa « Emploi de Courte Durée » na ECD.

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra ho dokotera ao amin’ny CHU-JRA Mampitaraina ny mana-marary

21/03/2019

Tovolahy iray vao erotrerony no voadonan’ny fiara ny alatsinainy 11 martsa 2019 teo, tao Farango Analamahitsy. Naiditra tetsy amin’ny CHU-JRA Befelatanana izy io. Voalazan’ny fianakaviana fa ny tandrevak’ireo mpianatra ho dokotera no antony nampodimandry ity naratra ity ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny...

Zaza mivadi-tongotra Tsy fantatra ny anton’ny 80 %-n’ireo tranga misy

21/03/2019

Zaza iray amin’ny 500 isa vao teraka no fantatra fa mivadi-tongotra eto Madagasikara. Hatreto dia mbola tsy fantatra ny 80 %-n’ny mety ho mahatonga izany raha vokatry ny aretina mandritra ny fotoana hitondran’ny Renim-pianakaviana iray vohoka kosa ny 20 % ambiny.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Fisotroan-toaka Efa lasa fomba amam-panaon’ny Malagasy

21/03/2019

Mifamatotra amin’ny fomba amam-panao sy kolontsaina ary ny andavanandrom-piainan’ny Malagasy na an-kafaliana na an-karatsiana ny toaka amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny...

Orinasa afaka haba ao Antsirabe Mpiasa 4 000 mety ho very asa

21/03/2019

Orinasa afaka haba iray miodina ao Antsirabe no ahiana hikatona noho ny resaka tsy fifanarahana tamin` ny tompon-trano nofainy (contrat de bail). Ny taona 2007 no nanao taratasim-pifanarahana fa hanofa ny trano niasany ny orinasa afaka haba iray ary haharitra 9 taona izany.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana