Fil d'actualités du 22/05/2019

  • 22/05/2019 - 13:35 : ANDRY RAJOELINA: Taorian'i Maroantsetra, dia migadona any Antalaha amin'izao fotoana izao i Andry Rajoelina. Ora-mikija any an-toerana.

  • 22/05/2019 - 12:30 : FIAINAM-PIRENENA: Tsy tokony miandry fitoriana ny HCC eo anatrehan'ny fihetsiky ny Filoha manao fampielezan-kevitra ankolaka, fa tonga dia mandray andraikitra manao "constat", hoy i Toavina Ralambomahay.

  • 22/05/2019 - 12:00 : HERY RAKOTOMANANA: Afaka mitory izay tsy afa-po tamin'ny fihetsiky ny filoham-pirenena manoloana ny fidinany teny Mahavoky-Besarety, hoy ny Filohan'ny CENI Hery Rakotomanana.

  • 22/05/2019 - 11:30 : ONIVERSITEN'ANTANANARIVO: Hotanterahina eny amin'ny Esplanade Ankatso rahampitso 23 mey ny fanolorana amin'ny fomba ofisialy ny Filoha vaovao Pr Mamy Ravelomanana.

  • 22/05/2019 - 11:00 : FIARAMANIDIN’NY TAFIKA: Higadona anio ilay fiaramanidina Kaza 235 hampiasain’ny tafika Malagasy hampandriana fahalemana eto Madagasikara. Hatao anio ny fandraisana io fitaovana io.

  • 22/05/2019 - 10:30 : TRAFIKANA SOKATRA: Hivoaka androany any Toliara ny didim-pitsarana ireo olona 3 voarohirohy tamina trafikana sokatra 10012 sarona ny aprily 2018. Efa namoahana didy higadra 6 taona sy onitra 100 tapitrisa avy izy ireo, saingy nampiakatra tany amin'ny fitsarana ambony.

  • 20/05/2019 - 12:00 : BAOLINA KITRA: Hifandona amin'ny ekipam-pirenen'i Kenya ao amin'ny kianha Robert Bobin de Bondo any Frantsa ny Barean'i Madagasikara ny 07 jona izao, aorian'ny lalao fitsapana amin'i Luxembourg ny 2 jona

  • 20/05/2019 - 11:30 : VAHINY MIDITRA AN-TSOKOSOKO: Misy teratany Afrikanina avy any Kamoro, Kameroninq Guinée miditra an-tsokosoko any amin'ny morontsiraka avaratra andrefan'ny Nosy ary misitrika any anaty àla. 14 no voasambotra hatreto.

  • 20/05/2019 - 11:00 : ZAZA VERY: Zazavavikely 8 taona antsoiina hoe Arimanana Rantoniaina no tsy hita teny Ivandry hatry ny omaly ary mbola tsy hita hatramin'izao.

  • 16/05/2019 - 13:00 : FIFIDIANANA: Namoaka toromarika sy tondrozotra mahakasika ny dingana samihafa tokony hatao amin'ny resaka fifanolanana ara-pifidianana ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC.

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190221

Misongadina

Raharaha Mbola R sy Eddy M Hiitatra ny fanenjehana

21/02/2019

Raha nambara fa nanao kolikoly ny olona iray, dia tsy maintsy misy mpiara-miasa aminy tao. Hiitatra ny raharaha Mbola Rajaonah raha tena mandeha tokoa ny famotorana satria tsy misy olona iray hahavita afera samirery izany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Antenimieram-pirenana Sanatria ho lasa lapan’ny vola ve ?

21/02/2019

Tsy azo ihodivirana ny hirosoana amin’ny fifidianana solombavambahoaka, izay efa voafaritra mazava fa ny 27 mey ho avy izao no hanatanterahana azy.

Hamaky ny tohiny...

ARENA Ivandry Adino ireo sahirana, ny be palitao sisa tafiditra ao

21/02/2019

“Adinony ianao fa fitaka ny toky …”, hoy ilay hiran’ny mpanakanto iray izay.

Hamaky ny tohiny...

Razafimanantoanina Mamitiana Ben’ny tanàna vonona ho solombavambahoaka

21/02/2019

« Ho kandidà solombavambahoaka ny tenako amin’izao fifidianana izao ho mariky ny fampandraisana andraikitra ny tanora amin’ny fitantanan-draharaha sy fampandrosoam-pirenena mifanaraka amin’ny tarigetran’ny fitondrana ankehitriny »,

Hamaky ny tohiny...

Sport

Boxe Chinoise eto Madagasikara Mikarakara hetsika iraisam-pirenena

21/02/2019

Taorian’ny nitsanganan’ny « Commission Malagasy de Boxe Chinoise » tantanin’ny filohany, Ratsimbazafy Tantely ny volana jolay 2018, izay rafitra ao anatin’ny Federasion’ny Ady totohondry

Hamaky ny tohiny...

Tsipy kanetibe « Doublette Mixte 2019 » Fantatra avokoa ireo ekipa 16 hiatrika ny Grande Finale

21/02/2019

Taorian’ireo dingana roa notanterahana tetsy amin’ny “boulodrôme Cbt” tetsy Mahamasina ny 26-27 janoary 2019 sy ny 16-17 febroary 2019 lasa teo dia fantatra avokoa ireo ekipa 16 hiatrika ny “Grande Finale”

Hamaky ny tohiny...

Ligin’ny baolina kitra Amoron’i Mania Tompondaka ny Jofama Fc

21/02/2019

Tontosa tamin’ny alahady 17 febroary 2019 tao amin’ny kianjan’Akorombe Ambositra, nasian’ny ligy fanamboarana goavana, ny lalao famaranana ny fiadiana ny tompondakan'ny ligy Amoron'i Mania eo amin’ny taranja baolina kitra.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Edito Tsy hita fototra

21/02/2019

Hiditra amin’ny volana faharoa ankehitriny ny fitondrana Rajoelina. Amin’ny ankapobeny dia zava-droa loha sahady farafahakeliny no fanamby tsy tanterak’izao fitondrana izao.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Arcade sy Araben’ny Fahaleovantena Analakely Fiara miisa 18 tsy nanara-dalàna nesorina

21/02/2019

Taorian’ny fampitandremana nomen’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) afak’omaly an’ireo mpivarotra isan-karazany mampiasa iny Arcade sy ny Araben’ny fahaleovantena Analakely sy ny manodidina iny, toy ireo fiara maty,

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Fifehezana ny aretina kitrotro Tsy maintsy miara-miasa ny fanjakana sy ny vahoaka

21/02/2019

Tsy miankina intsony amin’ny fitondram-panjakana na ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka no hahafahana mifehy sy manafoana ny aretina kitrotro eto amintsika fa miankina amin’ny fandraisan’andraikitry ny tsirairay avy.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Fampandrosoana an`i Madagasikara “Laharam-pahamehana ny fanabeazana sy ny fahasalamam-bahoaka”

21/02/2019

Nijoro ara-dalàna ny volana desambra 2018 teo ny fikambanana Tsiorintsoa, ahitana sehatra samihafa miasa ho an`ny toekarena sy ny sosialy.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

CB vaovao any Tsaratanana Nofofoin’ny jiolahy sahady ny ainy

21/02/2019

Vao notendrena ho CB na « Chef de Brigade » ao Tsaratanana, ny CP, Chef de poste avancé tao Sarobaratra.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

v Tany nisy naka an-keriny Hanao ampamoaka i Jean Nirina HAFARI

21/02/2019

Be loatra ireo tanim-bahoaka misy maka sy manodinkodina eto amintsika. Anisan’izany ny kianja filalaovam-baolina etsy Anosizato sy ny lalam-pirenena I am-pitan’ny biraon’ny HAFARI Malagasy izay nisy namefy ka làlana kely feno loto sy lasa fieren’ny jiolahy sisa no ampiasain’ny mponina ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Asa fanandevozana Betsaka ireo mbola miaina aminy eto amintsika

21/02/2019

Betsaka ireo olona mbola miaina anaty asa fanandevozana eto amintsika. Ireo olona sahirana amin’ny ankapobeny no tena mahita faisana, toy ireo ankizy miasa an-trano tsy afa-mianatra intsony noho ny fahasahiranan’ireo ray aman-dreniny…

Hamaky ny tohiny...

Fahazotoana, haranitan-tsaina Miankina amin’ny sakafo hanina sy ny fanabeazana azo

21/02/2019

Tranga maro samihafa no hita eny anivon’ny fiarahamonina eny. Misy ireo olona efa tena mpanam-bola sy manana fiainana mety no mbola tsy mitsahatra ny miezaka hatrany.

Hamaky ny tohiny...

Ora-mikija sy rano miakatra Traboina ny any Atsimon’ny Nosy

21/02/2019

Faly sahirana ny mponina any Atsimo Andrefan’ny Nosy noho ny oram-be tsy nifankahitana nateraky ny haratsian’ny toetr’andro vokatry ny tangoron-drahona matevina.

Hamaky ny tohiny...

Traboina Ambanin’Ampamarinana Nialan’ny fitondrana ny fitsaboana ireo Marary

21/02/2019

Very fanahy mbola velona ! Nimenomenona ireo traboina napetraka eny Andohatapenaka, nalaza fotsiny tany am-boalohan’ny loza ireo mpitondra, hoy izy ireo, fa nanjavona ny fandraisan-tanana amin’ny fitsaboana.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Masoivoho Malagasy any ivelany Maherin`ny 50 tapitrisa ariary no mampody ny iray

21/02/2019

Masoivoho 9 sy solontena maharitra ao anatin`ny kaomisionina ara-toekarena Malagasy eo amin`ny sehatra iraisam-pirenena ihany koa no nampiatoana tamin`ny asany, araka ny didim-panjakana nivoaka tamin`ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 13 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Banky eto Madagasikara Lafo loatra ny zana-bola alainy

21/02/2019

Tsikaritra tato ho ato ny fitsanganan’ny banky, indrindra ireo lehibe (primaire), manerana ny faritra Analamanga, eny fa manerana an’i Madagasikara mihitsy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana