Fil d'actualités du 18/02/2019

  • 18/02/2019 - 19:00 : LOZA MAHATSIRAVINA: Olona miisa 2 no voafaokan'ny fiara teny Marais Masay tokony ho tamin'ny 6ora hariva teo, ka ny iray maty tsy tra-drano ary ny iray naratra mafy.

  • 18/02/2019 - 12:00 : TOETR'ANDRO: Misy andian-drahona matevina ao amin’ny lakandranon’i Mozambika izay mitondra orana betsaka sy rivotra mahery mety hahatratra 45 Km/ora ary mety hihoatra ny 60Km/ora indraindray any amin’ny faritra Melaky, Menabe, Atsimo Andrefana ary Androy.

  • 18/02/2019 - 11:30 : FONJAN'I TSIROANOMANDIDY: Mitsahatra ao anatin'ny fotoana tsy voafetra ny fahafaha-mamangy ao amin'ny fonjan'i Tsiroanomandidy taorian'ny fahavakian'ny fonja omaly alahady.

  • 18/02/2019 - 11:00 : ERIC FOU'HEHY: Tsy mbola nodidiana izy satria mbola mila vola 75 000Euros ny fanatanterahana izany.

  • 18/02/2019 - 10:30 : SMM: Ny mpitsara Clément Jaona no voafidy ho filohan'ny Sendikan'ny Mpitsara eto Madagasikara na ny SMM.

  • 18/02/2019 - 10:00 : ANDOTIANA: Higadona an-tanindrazana ny zoma 22 febroary ny nofo mangatsiakan'ity tovovavy Malagasy 23 taona nanjavona iray volana teo ho eo tany Frantsa ary hita faty ity, ka ny fanjakana no hiantoka manontolo ny lany.

  • 18/02/2019 - 09:30 : HERINANDRON'NY ANGOVO: Eny amin'ny Hôtel PANORAMA, manomboka androany faha-18 hatramin'ny zoma faha-22 febroary ny fanamarihana izany.

  • 18/02/2019 - 09:30 : MAROTSOPOY ANJOZOROBE: Olona 4 no efa matin'ny dahalo tao antin'ny fanafihana nisesy ary basy 4 no very ankoatran'ny omby maro.

  • 16/02/2019 - 20:00 : TSIROANOMANDIDY:Vaky ny tolakandro tokony tamin'ny 4 ora teo ny fonjan'ny Tsiroanomandidy. Raha ny vaovao voaray vonjimaika hatreto dia voafonja am-polony no tafatsoaka. Ny roa tamin'ireo gadra ireo kosa efa voasambotra.

  • 15/02/2019 - 11:00 : MOPERA VOATIFITRA: Nodimandry androany maraina i Mopera Nicolas isan'ireo voatifitra teny Mahitsy nandritra ny fanafihan-jiolahy tamin'ny herinandro ambony.

Voir plus d'infos...

18/02/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190128

Misongadina

Ravalomanana sy ny K25 Ho avy masiaka amin’ny fifidianana

28/01/2019

Vita ny zoma 25 janoary teo ny fifampiarahabana noho ny fahatrarana ny taona 2019 ho an’ny TIM.K25. Tsy mijanona hatreo anefa ny asan’ny K25 fa hitohy ny fandraisana anjara amin’ny fiainam-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Politique

AKFM-Fanavaozana Mivonona amin’ny fifidianana rehetra

28/01/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny antoko AKFM-Fanavaozana. Araka ny fanapahan’ny antoko mialoha ny fifidianana,

Hamaky ny tohiny...

Fanitsiana sy fikitihana lalàna Hangataka fahefana amin’ireo antenimiera ny filoha

28/01/2019

Hiatriaka fivoriana tsy ara-potoana ireo antenimiera roa tonta araka ny fampiantsoana, tamin’ny alalan’ny didim-panjakana navoaka teo anivon’ny filankevitry ny minisitra notarihan’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, sy ny praiminisitra, Ntsay Christian, ny alakamisy lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina “Miandry ny velirano natao ny vahoaka”

28/01/2019

Tsy misy olon’ny HVM amin’ny ankapobeny ao anatin’ny governemanta vaovao.

Hamaky ny tohiny...

Jean Ignace Randrianirina « Misy dikany ny tenin’ny vondrona eoropeanina. »

28/01/2019

Samy manana ny fomba fijeriny ny firafitry ny governemanta Ntsay ankehitriny ireo mpanao politika.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Matoky anao izahay

28/01/2019

Mbola hotohizako ihany ny fiarahabana anao ry Jean dieny tsaroako a ! Soa ihany fa tadidiko.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fiaran’ny minisitra sy ny ekipany Tsy mahazo manao hitsin-dalana intsony

28/01/2019

Ny zoma lasa teo dia niatrika ny fihaonana lehibe voalohany teo amin’ny governemanta sy ny mpikambana ao aminy na ny filankevitry ny minisitra.

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny fitsarana Miandrandra ady amin’ny kolikoly tena izy ny rehetra

28/01/2019

Efa nisahana andraikitra maro teo anivon’ny fitsarana malagasy ny mpitsara vaovao, Jacques Randrianasolo, hoy ny mpahay lalàna Imbiky Herilaza.

Hamaky ny tohiny...

Fanamboarana ny Rova Hijapy ny vitan-dRavalomanana Rajoelina

28/01/2019

Nisy fotoam-pivavahana niombonan’ireo lohandohan’ny mpisorona eto amin’ny firenena notarihin’i Andry Rajoelina teny Anatirova omaly alahady 27 janoary.

Hamaky ny tohiny...

Tsaho naely momba ny rano fisotro Nisavorovoro ny tao Toamasina

28/01/2019

Hafalian’ny hafa tokoa ny fahorian’ny sasany raha ny zava-nisy tao Toamasina omaly alahady tamin’ny fanelezana tsaho tamin’ny fiantsoana tamin’ny finday,

Hamaky ny tohiny...

Raharaha zaza tsy hita Ireo ankizy sy tanora mitsoaka no tena betsaka

28/01/2019

Betsaka ireo ankizy sy tanora voaresaka nanaovana antso avo tamin’ny tambajotran-tserasera facebook tato ho ato fa tsy hita.

Hamaky ny tohiny...

Voahangy Rajaonarimampianina Efa miadam-pinaritra any andafy ?

28/01/2019

Anisan’ny nizaka kiana maro teto amin’ny firenena Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina vadin’ny filoham-pirenena teo aloha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Z’T MAMOR Hiasa ho an’i Mahitsy RN 4 indray

28/01/2019

Tao anatin’ny fivoriana nataon’ny Z’T MAMOR “Zanaky ny Teraky ny Manendy eny Moriandro Anosivola Mahitsy”natao teny amin’ny tranompokonolon’i Mahitsy omaly alahady 27 janoary 2019 no nanambaran’ny filohany, Me Maminiaina Jhonny Rakotondranaly,

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Lalana mihotsaka eny Anjanahary Ahiana hitera-doza

28/01/2019

Maro ny lalana mihotsaka eto an-drenivohitra ankehitriny noho ny fahalemen’ny tany vokatry ny rotsak’orana. Nahitana izany ny teny Betongolo, Anjanahary II S mialoha ny hidinana an’i Masikara manakaiky trano efa somary antitra.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Fandraharahana ara-toekarena Ilaina ny traikefan’ny vahiny

28/01/2019

Hiditra amin’ny edisiona fahefatra amin’ny hetsika ASIA-ENJOY indray ny mpikarakara, dia ny agence Première Ligne, amin’ny 30 martsa ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Tontolon’ny fampianarana Mety ajanona ny fampiharana ny PSE

28/01/2019

Mbola baraingo tanteraka ny firosoana mankany amin’ny fanatanterahana ilay rafi-panabeazana PSE eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

NANAMBITAMBY NY FIANGONANA

28/01/2019

Na dia nanamafy aza fa tsy hanafangaro ny fivavahana sy ny fitantanana ny firenena ny filoha Andry Rajoelina dia mbola nanambitamby ny fiangonana ihany ka nanatrika fotoampivavahana.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Rano maloto eny Itaosy Cité Efa nosoloin’ny JIRAMA avokoa ireo fantsona

28/01/2019

Rano maloto eny Itaosy Cité Efa nosoloin’ny JIRAMA avokoa ireo fantsona

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Teknolojia vaovao Tena mbola tara i Madagasikara

28/01/2019

Tsy azo ihodivirana intsony ny fironana anatin’ny tontolon’ny informatika sy ny teknolojia vaovao.

Hamaky ny tohiny...

Fondation MohamedVI des Oulema Africains Tafatsangana eto Madagasikara ny rantsany

28/01/2019

Hanampy ireo manampahaizana tafatsangana amim-pomba ofisialy eto amintsika ny “Association Fondation Mohamed VI des Oulema Africains” izay manana ny foibeny ao Antsirabe, tantanan’Atoa Farok Nomenjanahary Justin.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana