Fil d'actualités du 12/12/2019

  • 12/12/2019 - 15:10 : FANATANJAHATENA:Lavon'ny Afrika Atsimo tamin'ny "tire au but"ny Barea Madagasikara sokajy U20 teo amin'ny lalao fiadiana ny manasadalan'ny COSAFA.

  • 12/12/2019 - 14:30 : AMPASIMBAZIMBA-KAOMININA IBITY: Noraisim-potsiny tao an-tranony, taorian'ny fampitam-baovao avy amin'olon-tsotra, ireo dahalo roa niaraka tamin'ny basy vita gasy ny odigasy marobe.

  • 12/12/2019 - 14:00 : TOE-KARENA:Ny fianakaviamben'ny Tahirimbolam-panjakana malagasy dia faly miarahaba an' Andriamatoa RANJALAHY Ihajambolatiana voatendry ho Tale Jeneralin'ny Tahirimbolam-panjakana vaovao, araky ny tolo-kevitry ny Minisitry ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola nandritry ny Filankevitry ny Minisitra omaly 11 desambra 2019.

  • 12/12/2019 - 13:45 : FANATANJAHATENA:Mitarika 2-0 isaika malagasy amin'izao fotoana izao eo amin'ny lalao baolina kitra COSAFA U20.

  • 12/12/2019 - 11:30 : FANAMBARANA:Manoloana ny feo miparitaka mahakasika ny fiakaran’ny vidin’entana (poketra, kiraro, kilalao, …) izay voalaza fa noho ny fiakaran’ny haban-tseranana, dia mitondra izao fanamarihana manaraka izao ny Foibem-pitantanan’ny Fadintseranana : • Ny tahan’ny haban-tseranana dia voafaritra amin’ny alalan’ny Lalana mifehy ny tetibolam-panjakana irery ihany. • Ny Fadintseranana dia tsy mikitikita taha anelanelan’ny taona ary tsy niova ny taha ny 01 january 2019 no nakaty. • Ny fiovanan’ny vidin’entana dia tsy miankina amin’ny Fadintseranana kanefa kosa maro ireo antony mety hahatonga izany toy ny fiakaran’ny vidin’ny entana any amin’ny mpamokatra na ny tombony alain’ny mpanafatra entana.

  • 12/12/2019 - 11:00 : FANATANJAHATENA:Anio no hiatrika ny lalao manasa-dalana ny Barea cosafa U20 izay ihaona amin'ny bafana bafana,azoi lazaina ho lalao miverina ity lalao ity.

  • 12/12/2019 - 10:30 : POLITIKA:Hisy ny dinika iharahin'ny solombavambahoaka sy ny praiminisitra Christian Ntsay anio etsy Tsimbazaza.

  • 12/12/2019 - 10:00 : TOE-KARENA:Araka ny volavolan-kevitra naroson'ny minisitry ny fanajarina ny tany dia nolaniana nandritra ny filan-kevitry ny minisitra ny filazana ny filan'ny fanjakana ny toerana manemotra ny "voie rapide"mampitohy ny lalam-pirenena faharoa sy seranatsambon'ny Toamasina.

  • 12/12/2019 - 09:30 : TSARA HO FANTATRA:Mitsingerina anio ny taona nahaterahan'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana,feno 70 taona anio ny tenany.Izahay eto amin'ny Tia Tanindrazana dia miarahaba manokana anao Atoa filoha.

  • 12/12/2019 - 09:00 : JIRAMA:Fatampahan-jiro hoan'ny anio:Ampanotokana - Ambatomaro-Cité des assureurs Itaosy -Ivato - Antanetibe - Ambohiminono. Manomboka amin'ny 09 ora maraina ka hatramin'ny 5 ora ariva.

Voir plus d'infos...

06/12/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20190107

Misongadina

Tolon’ny 13 mey Nahery vaika ny fampiasan-kery

07/01/2019

Voadaroka baomba mandatsa-dranomaso indray ny vahoaka mpitaky ny fahamarinana tonga marobe teny Analakely ny sabotsy 5 janoary teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Tsiambaratelo fonosin’ny fifidianana Ny talen’ny tranomprintim-pirenena no tena mahalala azy

07/01/2019

Miteraka disadisa goavana eo amin’ny mpanohana ny kandida laharana faha-25 sy ny faha-13 hatreto ny fitadiavana ny tena fahamarinana mahakasika iny fifidianana filoham-pirenena notanterahina nanomboka ny volana novambra taona 2018 lasa teo iny.

Hamaky ny tohiny...

Komitin’ny fampihavanana Malagasy “Tsy mifamono izany ny Malagasy”

07/01/2019

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny dia nanome hafatra amin’ny maha raiamandreny azy ny avy eo anivon’ny komitin’ny fampihavanana Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Malagasy any Etazonia sy Frantsa Nihetsika ihany koa

07/01/2019

Tsy eto Madagasikara ihany fa efa tonga hatrany ivelany ny hetsika fitakiana ny fahamarinana mikasika ny voka-pifidianana .Namoaka fanambarana ireo vondron’ny Malagasy monina sy miasa any Etazonia ny faran’ny herinandro teo mba ho fanajana ny tena safidim-bahoaka marina.

Hamaky ny tohiny...

Resaka “cocktail Molotov” Tetika maloto handravana ny tolona…

07/01/2019

Fomba fiady hoenti-mandrava ny hetsi-bahoaka mitaky ny fahamarinana ny fampiasan-kery fa eo ihany koa ny fandotoana.

Hamaky ny tohiny...

Korontana eto Afrika Ao ambadika foana ny “Frantsa-Afrika”

07/01/2019

Ara-tantara, niroso tamin`ny fanjanahantany ny frantsay tamin`ny taonjato faha-19. Taorian`ny ady lehibe faharoa dia betsaka ny firenena zanatany nangalana miaramila niady nanafaka an`i Frantsa tamin`ny alemana ka teo no nitsiry ny fanomezana fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny...

Antoko Tambatra « Foany io fifidianana feno hosoka io »

07/01/2019

Tsy takona hafenina intsony fa mandalo fotoan-tsarotra ny firenena ary an-dalana mankany amin’ny krizy vaovao indray isika, hoy ny antoko Tambatra.

Hamaky ny tohiny...

CNIDH Miantso ny HCC ho tena mahaleotena

07/01/2019

Manamafy ny voalazan’ny andininy faha-5 amin’ny lalàmpanorenana ny Kaomisionina nasionaly momba ny zon’olombelona (CNIDH) fa eo am-pelatanan’ny vahoaka ny fiandrianam-pirenena, ny loharanon’ny fahefana,

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Mamay be io aa…

07/01/2019

Hay dia efa nanomboka ny arôzazy ianareo ry jean kely a.Mazava ny resaka fa dia tena efa azonareo antoka fa matinareo ny baolina.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Zon`olombelona Mila mandray fepetra ny fitondrana amin’ny fampanajana azy

07/01/2019

Mitohy hatrany ny antsojay ataon`ny fitondrana amin`ireo tsy mitovy hevitra aminy satria tsy manana zo haneho hevitra mikasika ny raharaham-pirenena ny vahoaka Malagasy ary voatampim-bava tanteraka.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Rotsak’orana 30 minitra dia efa dibo-drano

07/01/2019

Na dia teo aza ny fanadiovana sy fanamboarana ireo tatatra, orana 30 minitra dia efa maha dibo-drano toerana maro eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

TAONA 2019 Ho taona tsara, hoy ny Andriana Randrianatoandro Robert

07/01/2019

Nanambara ny ho fizotry ny fiainam-pirenena mandritra ny taona 2019 ny Andriana Randrianatoandro Robert mpanandro sady mpitahiry ny hasim-piandrianana ao amin’ny Tranoben’Imerina eny Ambohimanga.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Irako Andriamahazosoa Ammi Miantso ny HCC hamoaka ny tena marina

07/01/2019

Niarahaba sady nirary soa ny vahoaka Malagasy noho ny nahazoana mpamonjy tamin’ny krismasy 2018 sy noho ny taona vaovao 2019, ny filohan’ny mpiandraikitra foibe Fjkm Irako Andriamahazosoa Ammi, mpitandrina.

Hamaky ny tohiny...

Ekar Md Josefa Mahamasina Niarahaba ireo pretra efatra ny fiangonana

07/01/2019

Amin’izao fahatongavan’ny taona vaovao 2019 izao, dia faly niarahaba an’ireo pretra efatra mirahalahy mianaka, omaly alahady 6 janoary, ireo mpino katolika ao amin`ny fiangonana Ekar Md Josefa etsy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Rallye Dakar 2019 Lucas Barron “Trisomie” voalohany handray anjara

07/01/2019

Hanamarika ny tantaran’ny Rallye Dakar hatramin’izay namoronan’i Thierry Sabine azy tamin'ny taona 1978 ny handraisan’ilay teratany Peroviana,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Miandrandra fahamarinana

07/01/2019

Fahamarinana, fahamarinana ! Teny malaza sy nankalazaina io tao anatin’izay volana maromaro izay.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Ady amin’ny kitrotro Hisy ny fanaovam-baksiny faobe ato ho ato

07/01/2019

Raha miha mahazo vahana ny resa-politika eto amintsika dia misoko mangina tsy mamela mahazo ihany koa ny aretina kitrotro.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Sary hosodoko Manomboka mahaliana ny tanora Malagasy

07/01/2019

Manomboka mahaliana ireo tanora eto amintsika ny sary hosodoko. Marobe tokoa mantsy ireo tonga mitsidika ilay hetsika Fangaro II tanterahina etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

NIHARAN-DOZA I YZIT

07/01/2019

Niharan'ny lozam-pifamoivoizana ilay mpanakanto malagasy malaza Yzit. Avy any Corse (Bastia) izy ary hitodi-doha hody any an-tranony no nitranga ilay fifandonana tamin'ny fiara hafa. Mba tsy naninona loatra izy raha miady amin'ny fahafatesana kosa ny mpamily ilay fiara nifandona taminy.

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Firenena eoropeanina Efa miditra amin’ny fahasahiranana ara-toekarena

07/01/2019

Miadam-pamindra tanteraka ny toekarena ao amin’ny firenena eoropeanina, indrindra ireo mikambana ao amin’ilay atao hoe zone euro amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Black Nadia mpihira Tsy nanadino ireo sahirana manodidina azy

07/01/2019

Tsy manadino ireo olona sahirana manodidina azy, indrindra fa ireo ankizy madinika tsy manan-tsiny i Kantoniaina Ornella Edith Nadia na i Black Nadia mpihira amin’izao taona vaovao 2019 izao.

Hamaky ny tohiny...

Gidragidra tany Antsirabe Nirefodrefotra ny Lakrimozenina…

07/01/2019

Niaina tao anaty savorovoro tanteraka ny mponina nanodidina an’i Vatofotsy Antsirabe sy iny lalana mihazo an’Ambano iny nandritra ny roa andro izay.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Dosie maro nahiana misy kolikoly Tsy re intsony ny tohiny

07/01/2019

79 ireo dosie nampiahiahy fa misy kolikoly izay narahi-maso teny amin’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (BIANCO) tamin’ny taona 2017.

Hamaky ny tohiny...

INSTAT Hifarana anio ny fanadihadiana EPC

07/01/2019

Tokantrano miisa 17 750, izay ao anatin’ny toeram-piasana 450, anatin’ny faritra 22 manerana ny nosy no nanaovana fanadihadiana mahakasika ny fanadihadiana EPC (Enquête post censitaire de couverture)

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana