Fil d'actualités du 20/02/2019

  • 20/02/2019 - 11:30 : LAMASININA NIREHITRA: Fiaran-dalamby iray mpitatitra solika no nirehitra androany teny Ankorondrano vokatry ny hafanana be tao amin'ny motera, saingy voavonjy haingana.

  • 20/02/2019 - 11:00 : SENDIKAN'NY ARTISTA: Tanterahina anio eny amin'ny Le Pavé Antaninarenina ny fifampiarahabana tratry ny taona arahin'ny fifidianana izay ho filohan'ny Sendika.

  • 20/02/2019 - 11:00 : SENDIKAN'NY ARTISTA: Tanterahina anio eny amin'ny Le Pavé Antaninarenina ny fifampiarahabana tratry ny taona arahin'ny fifidianana izay ho filohan'ny Sendika.

  • 20/02/2019 - 10:30 : RAHARAHA MBOLA RAJAONAH: Nalain'ny fanjakana ny fiara iray tsy laitram-bala nampiasainy.

  • 19/02/2019 - 14:00 : MORARANO TSARATANANA: Mpividy volamena nitondra fiara tsy mataho-dàlana saika hamonjy tsena notafihin'ny jiolahy 6 mitam-basy androany maraina tokony ho tamin'ny 6 ora. 4 naratra samy voatifitra avokoa, ny iray nalefa avy atrany aty Antananarivo ny 3 nentina notsaboina any amin'ny hopitaly Androva Mahajanga ka ny iray tamin'ireo zandary mpandeha tao anatin'ilay fiara.

  • 19/02/2019 - 13:30 : HUGUES RATSIFERANA: Gadra herintaona an-tranomaizina miampy onintra 5 tapitrisa ariary no azony eo anatrehan'ny fanenjehana azy noho ny famoahana entana tao amin'ny AMDP.

  • 19/02/2019 - 09:30 : FANADINAM-PANJAKANA: Vinavinaina hatao ny 27 aogositra 2019 ny CEPE, ny 9-12 septembra BEPC ary manomboka ny 30 septembra 2019 kosa ny bakalorea. Tsy misy saram-pisoratana anarana ny fandraisana anjara amin'ny CEPE sy ny BEPC araka ny lalàna manan-kery.

  • 19/02/2019 - 09:00 : FONJAN'I TSIROANOMANDIDY: Voarara ny fitsidihana ireo voafonja mandra-pisian'ny toromarika vaovao noho ilay fitsoahana niseho nyh 16 febroary teo, ka nahatafaporitsaka ny gadra miisa 8 izay karohin'ny EMMOREG amin'izao fotoana izao.

  • 19/02/2019 - 08:30 : KITROTRO : Mamely mafy ny kitrotro any amin'ny faritra SAVA tahaka ny ao Ampanefena, distrikan'i Vohémar, hatreny an-tokontany ny marary.

  • 19/02/2019 - 08:00 : KIDNAPPING : Votsotra ilay chef ZAP niampy olona roa nisy naka an-keriny tany Tsaratanana herinandro teo ho eo izay.

Voir plus d'infos...

19/02/2019

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180723

Misongadina

Fifidianana fihodinana faharoa Hifampitady Ravalomanana sy Rajoelina

23/07/2018

I Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina no tsara toerana indrindra, mety hivoaka amin’ny fifidianana filoha ny 7 novambra, ary hiatrika ny fihodinana faharoa amin’ny 19 desambra,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fanjakana HVM Miketrika ny hanemorana ny fifidianana…

23/07/2018

Manomboka tsy marisika indray hiatrika ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 7 novambra 2018 ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina sy ny antoko HVM.

Hamaky ny tohiny...

Kandida maro manam-bola be Toran-kovitra ry Rajao mianakavy

23/07/2018

Mety hisy ihany ny kandida filoha maromaro hifanahantsahana ara-bola amin’ny kandidam-panjakana, fa tsy ny an’ny HVM ihany no hisongadina eto.

Hamaky ny tohiny...

Sylvain Rabetsaroana “Aza ahodinkodina intsony ny sain’ny vahoaka…”

23/07/2018

Nitondra ny heviny manoloana ny fiainam-pirenena i Sylvain Rabetsaroana, loholona teo aloha. Navoitrany ny tokony hirosoana amin`ny fifidianana malalaka, andraisan`ny rehetra anjara ary tsy manilika satria izany no demokratika tanteraka.

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Ntsay Christian Manomboka manao kopisoroka ?

23/07/2018

Tsikaritra ho toa manomboka be resaka tahaka ny praiminisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier ny praiminisitra ankehitriny Ntsay Christian.

Hamaky ny tohiny...

Pastera Mailhol Vonona hiady amin’ny kolikoly

23/07/2018

Fahombiazana tanteraka ny dian’ny pastera Mailhol tany Mahajanga ny alakamisy lasa teo, kandida hatolotry ny antoko Gideona Fandresena Fahantrana eto Madagasikara amin’ny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Maditra

23/07/2018

Tena maditra mihitsy ity Jean ity aa ! Izay dia vao mainka rangitina indray dada sy neny.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Misaona indray ny fanaovan-gazety Lasa koa i Zo Rakotoseheno

23/07/2018

Herinandro vitsy taorian’ny fodiamandrin’ireo Olobe miisa 2 teo amin’ny tontolon’ny fanaovan-gazety, Charles Andriatsitohaina sy Lantomalala Rasata, izay nialohavan’ny fahalasanan’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena mbola tanora vao herotrerony, Rojo Andriatsarahoby,

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra Ny fifampiresahana ihany no hahafahana mandroso, hoy ny SG vaovao

23/07/2018

Tontosa ny zoma teo teny Antaninarenina ny fifamindram-pahefana teo amin’ny sekretera jeneraly vaovaon’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy mirindra (MPTDN) Atoa Briand Andrianirina sy Ramatoa Roby Nadia, sekretera jeneraly teo aloha.

Hamaky ny tohiny...

Toetr’andro Mbola hitohy hatramin’ny volana Aogositra ny hatsiaka

23/07/2018

Tena miaina ao anatin’ny hatsiaka tanteraka isika ankehitriny. Misy mihitsy aza erika mifafy indraindray izay nambaran’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro eny Ampandrianomby fa ivon’ny ririnina no mahatonga izany.

Hamaky ny tohiny...

Fivarotana olona Lehilahy 4 voasambotra tany Ankazomiriotra

23/07/2018

Lehilahy niisa 4 no nosamborina tao Ankazomiriotra any Andrefan’i Betafo ny 19 jolay 2018 teo noho ny resaka fivarotana olona.

Hamaky ny tohiny...

Holafitry ny vadintany sy ny mpanao lavanty Lany filoha ny Me Rasamimaka Mahefalahy

23/07/2018

Nanao ny fivoriambeny ny teo anivon’ny holafitry ny vadintany sy ny mpanao lavanty Malagasy ny alakamisy sy ny zoma teo. Nandritra ity fihaonambe ity no nandinihan’izy ireo ny zava-misy manodidina ny asan’izy ireo, sy nifidianana ihany koa izay birao vaovao hitarika ny holafitry ny vadintany sy ny mpanao lavanty Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Sport

« Thb Champions League 2018 » Nifarana omaly alahady ny dingana faha-2<<

23/07/2018

Nifarana omaly alahady 22 jolay tamin’ny alalan’ny andro faha-5 ny notontosaina tetsy Vontovorona sy tany Fianarantsoa ny dingana faharoa amin’ny “Thb Champions League Malagasy 2018

Hamaky ny tohiny...

Baolina kitra vehivavy andro faha-7 Tsuy mbola niova ny filaharana ankapobeny

23/07/2018

Tontosa omaly alahady 22 jolay teny amin’ny kianjan’i Carion ny andro faha-7

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ry be sinema mianankavy !

23/07/2018

Tsy maintsy hotanterahina ny fifidianana satria izay no voafaritry ny lalàna e !

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Tolon’ ny mpampianatra Hisy fanambarana goavana anio

23/07/2018

Taorian’ilay fanambarana nataon’ny praiministra Ntsay Christian ny faran’ny herinandro teo mikasika ny fepetra tsy maintsy horaisiny manoloana ireo mpampianatra mitokona dia nanamafy ny sendikan’ny mpampianatra ny faran’ny herinandro teo fa mbola hitohy anio Alatsinainy ny tolona.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Fitsaboana eto An-drenvohitra Paosin-dra 140 isan’andro no ilaina

23/07/2018

Mitombo hatrany ny filàn-dra eto amintsika, indrindra fa ny eto an-drenivohitra. Tsy ampy intsony ilay paosin-drà 120 isa isan’andro teo aloha.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

“Tsy ny vary no very fa i Madagasikara” Naseho voalohany teny Ankorondrano

23/07/2018

Araka ny efa nampanantenain’ny mpamokatra, Voltage production niaraka tamin’ny antoko PSD, tamin’ny fitafana tamin’ny mpanao gazety teny Analakely tamin’ny alakamisy 19 jolay 2018 teo dia notontosaina teny amin’ny Scandal Buffet Akorondrano tamin’ny sabotsy 21 jolay teo ny “avant premier” na fampisehoana savaranonandon’ilay horonantsary nampitondraina ny lohateny hoe :

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

ANDRY RAJOELINA

23/07/2018

Manoloana ny lahatsoratra an-gazety izay nialohavana sary nirentirentin’ny zanaky ny filohan’ny tetezamita teo aloha,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Cité Ampefiloha Hifampitsimbina ny samy zokiolona

23/07/2018

Tamin’ny sabotsy 21 jolay lasa teo no nampahafantarina tetsy amin’ny Cité Ampefiloha ny hetsika hotanterahin’ny fikambanan’ny zokiolona ao amin’ny volana septambra 2018.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Orinasam-panjakana Harahi-maso akaiky

23/07/2018

Nisy ny volavolana didim-panjakana nentina teo anivon’ny fikankevitry ny governemanta tamin’ny farany teo.

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra eto Madagasikara Tokony ho modely amin’ny fitsitsiana

23/07/2018

Iaraha-mahita ny fahantrana lalina mianjady amin’ny firenena. Manoloana izany anefa dia mibaribary ihany koa ary hitan’ny maro ny filibana fandaniam-bola ataon’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana