Fil d'actualités du 17/11/2018

  • 17/11/2018 - 15:30 : VOKA-PIFIDIANANA: Fanambaran'ny CENI ny voka-pifidianana vonjimaikan'ny fifidianana Filoham-pirenena novambra 2018 , anio asabotsy 17 novambra amin'ny 6 ora hariva. Alefa mivantana ao amin'ny Televiziona Malagasy sy ny Radio Nasionaly Malagasy.

  • 17/11/2018 - 13:30 : MBOLA RAJAONAH: Namoahana didy fampisamborana ny tenany rehefa tsy namaly ny antson'ny Bianco omaly. Ahiana ho misy ambadika politika ny raharaha.

  • 16/11/2018 - 11:30 : BAOLINA KITRA: Efa nigadona eto Madagasikara omaly ny ekipam-pirenena Soudanais hiatrika lalao miverina amin'ny Barea de Madagascar, fifanintsanana hiatrehana ny CAN 2019 any Cameroun.

  • 16/11/2018 - 11:00 : KABARY: Anio 16 Novambra 2018 no Fankalazana ny ivon'ny faha-55 taona ny FIMPIMA izay tanterahina eny amin'ny Akademia Malagasy Tsimbazaza. Nandritra ity fankalazana androany ity ihany koa no nanendrena ireo birao foibe FIMPIMA mandritra ny 4 taona ho avy.

  • 16/11/2018 - 09:00 : MPITANDRO FILAMINANA: Hisy fanambarana lehibe hatao ao amin'ny Toby Ratsimandrava anio maraina.

  • 15/11/2018 - 14:00 : CENI: Hiroso amin'ny fampitahana na "confrontation" an'ireo PV an-tsoratra, ny vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana anio manomboka amin'ny 3ora tolakandro ka miantso, ireo kandida, ny fiarahamonim-pirenena, ny mpanao gazety hanatrika izany.

  • 15/11/2018 - 11:30 : LALAO RAVALOMANANA: Tonga nijery ireo fanotofana tany tsy aradalana teny Andranomahery ny ben'ny tanana Lalao Ravalomanana androany.

  • 15/11/2018 - 11:00 : FAMPIANARANA AMBONY: Nisokatra androany maraina ary haharitra 2 andro ny fampiratiana momba ny sekoly sy fampianarana ambony tsy miankina na ny "Salon des études supérieurs" karakarain'ny Madajeune, ahitana mpandray anjara manodidina ny 70.

  • 15/11/2018 - 10:45 : CENI 15 NOVAMBRA 2018 10H23 BV 20061 / 24852 (80.72%) MPIFIDY VOASORATRA ANARANA: 8005632 / 9913599 VATO MANAN-KERY: 4003476 TAHAM-PANDRAISANA ANJARA: 54.03% - RAJOELINA Andry Nirina : 1588543 soit 39.68% - RAVALOMANANA Marc: 1424466 soit 35.58% - RAJAONARIMAMPIANINA Hery: 324465 soit 8.10% - MAILHOL André Christian Dieu Donné: 52063 soit 1.30%

  • 15/11/2018 - 09:30 : BAOLINA KITRA: Manomboka anio amin'ny 10 ora maraina ny fivarotana ny tapakila Tribune Latérale ho an'ny lalao ihaonan'ny Barea de Madagascar amin'ny Sokoor Al Jedian du Soudan ny Alahady 18 Novambra 2018. Izany tapakila izany dia afaka jifaina eny Isoraka amin'ny vidiny 50.000 ariary.

Voir plus d'infos...

16/11/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180622

Misongadina

Marc Ravalomanana “Tsy namitaka ary tsy hamitaka vahoaka mihitsy aho”

22/06/2018

Sesilany indray ny fanaratsiana an’i Marc Ravalomanana amin’ny lafiny maro. Voizina fa tsy mijery afa-tsy ny tombontsoany manokana, toy ny resaka fanokafana ny AAA-Tiko.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Roa volana katroka ny 13 mey Hisy fanambarana goavana

22/06/2018

Feno roa volana katroka rahampitso sabotsy ny tolon’ny 13 mey nanomboka ny 21 aprily 2018, ka hisy ny fanambarana goavana eny an-kianja ataon’ny depiote TIM sy ny mpanara-dia ny tolona rahampitso.

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Ntsay Christian Tsy te hahalala afa-tsy fifidianana

22/06/2018

Miroso amin’ny lalana mankany amin’ny fanatanterahana fifidianana ny governemanta tarihako, hoy ny ambentin-tenin’ny praiminisitra Ntsay Christian omaly teny Mahazoarivo, raha nampita vaovao fohy mikasika ny fihaonany

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara-Afrika Atsimo Hihamafy hatrany ny fiaraha-miasa

22/06/2018

Nisesisesy ireo masoivoho tonga teny Mahazoarivo tato ho ato. Fahombiazana hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena Malagasy sy ny firenena Afrika Atsimo tao anatin’izay taona maro izay ary hihamafy izany taorian’ny fahazoan’ny Malagasy praiminisitra vaovao.

Hamaky ny tohiny...

Olon’ny HVM Hidina an-dalambe anio

22/06/2018

Nanao fanambarana teny amin’ny Hotely Colbert ny Vondrona politika Malagasy Mijoro Miaro ny ara-dalàna, tarihin-dRakotovololona Lafatra ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny...

Depioten’ny fanovana lasa minisitra Tototry ny fangatahan-toerana sy asa

22/06/2018

Tsy mety afaka ny fomba fisainana maika hahazo seza amin’ny fanaovana tolona.

Hamaky ny tohiny...

ANTOKO MAITSO Mankasitraka ny governemanta mijoro saingy ...

22/06/2018

Naneho ny heviny mikasika ny fijoroan’ny governemanta vaovao ny filohan’ny antoko Maitso Atoa Georget Alexandre, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Efa mihevitra ho vakansy sahady ?

22/06/2018

Tsy andrenesam-peo mihitsy ny eo anivon`ny Antenimieram-pirenena amin`izao fivoriana ara-potoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Fitiavan-tanindrazan’ny Malagasy Resin’ny revy tanteraka

22/06/2018

Nanomboka ny taona 2009 no tena nampahazo laka ny kolontsain’ny firevena teto Madagasikara. Tsy nanavahana intsony io na teto an-drenivohitra na tany amin’ny faritany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Sao dia hizesta eo indray !

22/06/2018

Tsy izahay ry Jean no hofahananao lalitra eo hoe raha tsy ianao no teo dia tsy nisokatra io fahitalavitra io aa ! Henonay sy hitanay tsara iny filankevi-panjakana omaly iny.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Ivontoerana famongorana valala eto Madagasikara Maro ny dingana tsy maintsy arahina

22/06/2018

Omaly no notanterahina tetsy amin’ny hotely Carlton Anosy ny famelabelarana momba ny valala. Fanetriben’ny firenena ny valala satria mamotika voly ana hektara maro.

Hamaky ny tohiny...

Fikambanan`ny ben`ny tanàna an-dehibe Hametraka fepetra amin`izay ho Filoham-pirenena manaraka eo

22/06/2018

Nifarana omaly ny fivoriana ara-potoana fahadimy nataon’ny fikambanan`ny ben`ny tanàna an-dehibe eto Madagasikara (AMGVM) tany Nosy-Be Hell Ville.

Hamaky ny tohiny...

Faritra Anosy Anaty ambiasin’ny fety tanteraka, hoy ny lehiben’ny faritra

22/06/2018

Na dia tsy tony tanteraka aza ny toe-draharaha ao amin’ireo kaominina 69 mandrafitra ny faritra Anosy dia nilaza ny lehiben’ny faritra any an-toerana fa efa manomboka voafehy ny tsy fandriampahalemana tao anatin’ny 4 taona izao.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Mondial 2018 Montsan’i Croatie 3-0 i Argentine

22/06/2018

Samy manana ny fijeriny eo amin’ny fanarahana ny Mondial tontosaina any Rosia ankehitriny ny sokajin’olona tsirairay avy. Roa amin’izany no taterintsika an-gazety anio.

Hamaky ny tohiny...

Telma Coupe de Madagascar 2018 Hiato kely noho ny Thb Champions League 2018

22/06/2018

Araka ny efa fantatra dia hanomboka anio zoma 22 jona 2018 any amin’ireo toerana 4 voafidy (Mahajanga, Antsirabe, Tsiroanomandidy, Toliara) ny dingana voalohany amin’ny Thb Champions league Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Aza manetsi-keloka e !

22/06/2018

Sesilany ny fanadiovan-tena eo amin’ny mpanao politika hoenti-manoso-potaka ny hafa hahafahana manadio tena.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Mpandraharaha Malagasy Velon-taraina amin’ny fidiran’ny entana avy any ivelany

22/06/2018

Omaly no nanomboka teny amin’ny Forello Expo Tanjombato ny Salon de l’Industrie de Madagascar karakarain’ny sendikan’ny Indositria eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Salon de l’industrie de Madagascar Manome lanja ny vita Malagasy

22/06/2018

Tanterahina nanomboka omaly eny amin’ny Forello Expo Tanjombato, haharitra efatra andro ilay Salon de l’Industrie de Madagascar, karakarain’ny sendikan’ny Indositria eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

CNaPS sy ny banky BNI Hiara-kiasa hizara vola fisotroan-dronono

22/06/2018

Hiara-kiasa hizara vola fisotroan-dronono ny tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy ( CNaPS) sy ny banky BNI manomboka izao.

Hamaky ny tohiny...

Sendikan’ny mpiasan’ny hetra Aza tsabahana ny volam-panjakana

22/06/2018

Nitohy hatrany ny fitokonan’ny mpiara-miasa ao amin’ny fadin-tseranana sy ny hetra.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

BEN’NY TANANA NIGADRA

22/06/2018

Nidoboka am-ponja vonjimaika ao Mandritsara ilay ben’ny tanànan’ny Befandriana-avaratra noho ny fivarotana lavanila maintso. Saika niharan’ny fitsaram-bahoaka izy ny asabotsy lasa teo raha hiverenana kely no navotan’ny zandary ary nesorina maika tao an-toerana. Nisy nahita ny afera maloto izay nataony tamin’io fotoana io raha hiverenana kely.

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Haino aman-jery MBS Hiverina tsy ho ela

22/06/2018

Fantatra nanomboka omaly alakamisy 21 jona fa afaka mandeha amin'izay ny orinasan-tserasera MBS (Malagasy Broadcasting System), araka ny didy navoakan'ny filankevi-panjakana na ny “conseil d’Etat”.

Hamaky ny tohiny...

Mpivaro-toaka eny Ambavahaditokana Ho hentitra ny fanaraha-maso

22/06/2018

Feno ny fandaharam-potoanan’ny kaominina ambanivohitra Ambavahaditokana, distrikan’Atsimondrano,

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

CNaPS eny amin’ny SIM Mitohy hatrany ny fanatonana ny vahoaka

22/06/2018

Mandray anjara feno amin’ny Salon de l’Industrie (SIM) tanterahina eny Tanjombato nanomboka omaly alakamisy 21 jona ka tsy hifarana raha tsy amin’ny alahady 24 jona izao ny CNaPS. Samy tokony hisitraka ny zo ara-tsosialy tokoa mantsy ny olom-pirenena tsirairay kanefa mbola betsaka ny tsy mahalala ny antsipiriany momba izany ka very zo vokatr’izay.

Hamaky ny tohiny...

Mpamboly mamatsy ireo tsenan’ny tantsaha Matiantoka amin’ny ankapobeny

22/06/2018

Tsy mba nianatra be loatra ny tena, hoy Atoa Levelo mpamatsy voatavo ny tsenan’ny tantsaha etsy Namontana ka tsy maintsy milofo amin’io asa io hatrany na dia matiantoka aza indraindray.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana