Fil d'actualités du 12/12/2018

  • 12/12/2018 - 10:00 : POLITIKA MALOTO: Misy trakta, afisy, t-shirt hosoka haparitaka ary entina hanaratsiana ny kandida laharana faha-25 amin'izao fotoana. Efa nametraka fitarainana teny amin'ny mpitandro ny filaminana ny avy amin'ny K25.

  • 12/12/2018 - 09:30 : MBOLA RAJAONAH : Hampanantsoin'ny Bianco ny tenany saingy tsy fantatra mazava ny taratasin'ady, momba izany raha ny nambaran'ny mpisolovava azy Éric Rafidison ny herinandro lasa teo

  • 12/12/2018 - 09:00 : MARC RAVALOMANANA : Feno 69 taona katroka anio 12 desambra ny tenany. Miarahaba sy mirary soa azy handresy amin'ny ady hatrehany amin'izao fotoana izao satria miandrandra izany ny ankamatoan'ny Malagasy.

  • 10/12/2018 - 14:00 : CAN BEACH SOCCER: Hifandona amin'i Egypte ny Barean'i Madagasikara anio 10 desambra taorian'ny nandreseny 4-3 an'i Côte d'Ivoire omaly.

  • 10/12/2018 - 13:30 : MARC RAVALOMANANA: Tonga nanolotra seau, zinga, koveta ary savony ho an'ireo mpanasa lamba tao amin'ny bassin Bekiraro Andranomanalina i Lalao Ravalomanana sy ny K25.

  • 10/12/2018 - 13:00 : FAMPIELEZAN-KEVITRA: Mitarika ny fampielezan-kevitry ny kandida 25 Marc Ravalomanana teny amin’ny faritra Andavamamba, Bekiraro, Anosibe ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana amin’izao ora izao.

  • 10/12/2018 - 12:30 : BAOLINA KITRA: Tafiditra ao anatin’ireo mpilalao Afrikana mendrika indrindra tamin’iny herinandro iny ily mpilalao ny Barean'i Madagasikara Marco_Ilaimaharitra, Marco Ilaimaharitra, araka ny fandaharana navoakan’ny TV5 izay efa fanaon’izy ireo. 24 taona Ilaimaharitra ary milalao ao amin’ny Royal Charleroi Sporting Club any Frantsa.

  • 10/12/2018 - 10:00 : FANAOVAN-GAZETY: Hivoaka androany 10 desambra ny andiany faha-4 amin'ny gazety boky Trandraka miresaka fanadihadiana lalina na "investigation" nataona mpanao gazety maromaro.

  • 10/12/2018 - 09:30 : FANAONGAN-GAZETY: Hivoaka androany 10 desambra ny andiany faha-4 amin'ny gazety boky Trandraka miresaka fanadihadiana lalina na "investigation" nataona mpanao gazety maromaro.

  • 08/12/2018 - 18:30 : KIDNAPPING : Nisy naka an-keriny teny Soavina i Malick Karmaly, tompona tranombarotra mivarotra PPN, ny atoandro teo. Nanapoaka basy ireo mpaka an-keriny ary ny fiaran'ilay karana ihany no nitondrany azy nitsoaka.

Voir plus d'infos...

12/12/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180512

Misongadina

Marc Ravalomanana “Ny samy Malagasy no aoka hifandamina”

12/05/2018

Nilaza ny fomba fijeriny ny toe-draharaha misy eto Madagasikara sady nandroso vahaolana ivoahana amin’ny krizy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depioten’ny fanovana “Tsy ny Afrikanina no hanome lesona ny Malagasy”

12/05/2018

Niova endrika kely, ary nihamafy hatrany ny tolom-pitakiana ny fialan’ny filoha Hery Rajaonarimampianina. Niainga teny amin'ny Boriborintany 6 manerana an'Antananarivo ny diabe nihazo ny kianja 13 mey.

Hamaky ny tohiny...

CENI Manao tsindry amin`ny fitondrana

12/05/2018

Tsy mbola misy sori-dalana mazava hivoahan`i Madagasikara amin`ny krizy politika mitranga amin`izao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Lalàm-pifidianana Nivoaka ny didy mampanan-kery azy

12/05/2018

Taorian’ny fangatahana ny hevitry ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana (HCC) mba hitondrany fanazavana momba ireo antonantony sasantsasany amin’ireo fanapahana navoakany ny 3 mey lasa teo, dia navoakan’ny fiadidiana ny Repoblika omaly didy manambara fa manankery ireo lalàna fehizoro momba ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Solonandrasana Natahotra vahoaka dia nitsoaka

12/05/2018

Tranga hafa kely tsy dia fahita firy no niseho teny Anosy omaly. Nitsaitsaika nivoaka ny efitrano nanatanterahana ny lanonana ara-pitsarana fametrahana ny filoha voalohan’ny fitsarana an-tampony tetsy Anosy ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier.

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana efa milavo lefona Vonona amin’ny governemanta iraisana

12/05/2018

Zavatra 3 lehibe no noresahin’ny CENI, dia ny fandrosoana ny fifidianana, ny fanatanterahana ny fifidianana araka ny voalazan’ny lalàmpanorenana ary ny fanemorana izany.

Hamaky ny tohiny...

Vahaolana amin’ny krizy Manainga ny hery velona rehetra mba hikaon-doha ny CCIS

12/05/2018

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy eto amintsika ihany koa ny Collectif des Cadres Intellectuels any amin’ny Faritra Sofia.

Hamaky ny tohiny...

Vahoakan’ny Faritanin’i Toliara Namaly bontana ny mpitondra ankehitriny

12/05/2018

Manoloana ny filazana nataon’ny mpitondra lazainy fa amoron-tevana tarihan’ny filohany Hery Rajaonarimampianina tao anaty filankevitry ny governemanta tamin’ny talata 9 mey 2018 teo, dia nandefa fanambarana famaliam-bontana izany,

Hamaky ny tohiny...

Fanelanelanana iraisam-pirenena Mbola lavitr’ezaka ny asa

12/05/2018

Nifarana ny dian’Atoa Ramtame Lamamra, iraka manokan’ny vondrona Afrikanina teto Madagasikara izay niara-niasa akaiky tamin’ireo solontenan’ny fianakaviambe iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Fivondronan’ny mpiasam-panjakana Hitolona foana na aorian’ny fifidianana aza

12/05/2018

Nifamory tetsy amin’ny tranompokonolona Analakely omaly zoma 11 mey ireo mpikambana anatina sendika maromaro toy ny sehatry ny fahasalamana sy ny fampianarana.

Hamaky ny tohiny...

Kandida tsy mahazo 2% Tokony hosaziana, hoy ny FMI

12/05/2018

Nanambara tamin’ny alalan’ny filohany, Jean Jacques Ratsietison, tetsy amin’ny Pavé Antaninarenina, omaly ny avy eo anivon’ny FMI Malagasy fa tsy manaiky ny hampandrosoana ny datim-pifidianana raha tsy voadio aloha ny lisitra.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Raharaha Houcine Arfa Toa tsy hita izay niafarany

12/05/2018

Tsy mbola nifarana ny raharaha Houcine Arfa na somary nangingina aza tato ho ato. Maro ny ampamoaka nataon`ity gadra nitsoaka ity tamin`ny haino aman-jery frantsay,

Hamaky ny tohiny...

Tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia Hasongadina ny karazan-tsakafo avy any amin’ny faritra

12/05/2018

Hotanterahina manomboka ny alarobia 16 mey izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina, haharitra efatra andro, ilay tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia andiany fahasivy karakarain’ny ESCOMA.

Hamaky ny tohiny...

Fakana ny fom-bahoaka Hivaro-bary 800Ar/kg ny fanjakana

12/05/2018

Efa ho iray volana teo ho eo izay ny avy ao amin’ny minisiteran’ny varotra, ny minisiteran’ny mponina, ny minisiteran’ny serasera ny hivarotra vary amin’ny vidiny mora mba hitsinjovana ireo fianakaviana marefo. Atomboka eto amin’ny faritra Analamanga izy io,

Hamaky ny tohiny...

Eric Fou Hehy Miantso vonjy amin’ireo olobe eto amin’ny firenena

12/05/2018

Nanao antso avo amin’ireo namany sady efa noraisina ho tahaka ny ray aman-dreniny mba hanampy azy noho ny aretina mikiky azy i Eric Rakotoarimanana (Eric Fou Hehy).

Hamaky ny tohiny...

Sport

Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy Ranaivoson Haja Maminiaina Ny fanarahan-dalàna sy antanatohatra no nitarika ny fahombiazany

12/05/2018

Hiverina kely eo amin’ny taranja basket-ball Malagasy indray ny eto amin’ny pejin’ny Kintan’ny Fanatanjahantena Malagasy eto amin’ny gazety Tia Tanindrazana anio sabotsy 12 mey 2018. Ny mpitsara tanora iraisam-pirenena Malagasy latsaky ny 40 taona eo amin’ity taranja ity, Ranaivoson Haja Maminiaina, no vahinintsika amin’izany.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fahagagana sisa antenaina

12/05/2018

Tsy alohalika intsony, fa efa an-tendakely ny ranombary. Miandry fahagagana ny fanjakana eo anatrehan’ny tolom-bahoaka tarihin’ny depiote.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

EPP Vohibola Nasiam-panavaozana tanteraka, nahazo “kits scolaire” ny mpianatra

12/05/2018

Nasiam-panavaozana tanteraka ny sekoly ambaratonga fototra ao Vohibola, manamorona ny lakandranon’i Pangalana any amin’iny faritra Atsinanan’ny Nosy iny.

Hamaky ny tohiny...

Sekoly ambony INSPNMAD Namoaka Paramed 321 mianadahy

12/05/2018

Ho fanomezan-tanana ny fitondram-panjakana, indrindra ho fiarovana ny ain’ireo reny sy zaza Malagasy dia namoaka paramed miisa 321 ny sekoly ambony INSPNMAD ny alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Fitsaboana maimaimpoana Nanomboka teny Andavamamba ny hetsiky ny Ahmadiyya

12/05/2018

Ny gripa, ny sery, ny kohoka ary ireo karazan’aretina azo avy amin’ny loto amin’ny ankapobeny no tena mahazo antsika Malagasy, raha ny fanazavan-dry zareo avy eo anivon’ny fikambanana Ahmadiyya izay manatanteraka fitsaboana maimaimpoana etsy Andavamamba nanomboka ny talata teo.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Fanampiana tosika ny sehatra fanondranana 500 tapitrisa euros no homen’ny vondrona eoropeanina

12/05/2018

Omaly zoma 11 mey no natao tetsy amin’ny hotely Carlton ny latabatra boribory ara-toekarena andiany fahefatra iarahan’i Madagasikara sy ny vondrona eoropeanina.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Mozika Betsaka no mirona amin`ny fampianarana hira

12/05/2018

Tao anatin`ny 16 taona nijoaroany, tena nahafantarana ny Cours de Clavier et de Chant Hery Andriantahina na CCHA ny fampianarana mitendry “clavier”, indrindra ny fitendrena any am-piangonana sy ny fitendrena hira ara-pilazantsara.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

FITOKONANA ANY ANTSIRANANA

12/05/2018

Tonga hatrany Antsiranana koa ny fitokonana. Fantatra fa hanomboka amin’ny alatsinainy ho avy izao ireo mpiasa no hanatontosa izany noho ny tsy fihainoana azy ireo mihitsy hatrizay.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana