Fil d'actualités du 26/05/2018

  • 26/05/2018 - 10:00 : FAMORIAM-BAHOAKA ENY ANTSONJOMBE: Noterena hitondra olona 50 avy ireo ben'ny tanana maro hiatrika ny famoriam-bahoakan'ny anio?

  • 26/05/2018 - 09:00 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nanome toromarika amin'ny hanamafisana ny fitandroana ny filaminana ny tenany eo anatrehan'ny hetsiky by mpanohitra izay miha mahery vaika.

  • 26/05/2018 - 08:30 : TOLON'NY 13 MEY: Mitohy anio ary hihamafy by tolona eny an-kianja anio. Andrasana izay hambaran'ny Depioten'ny fanovana eo anatrehan'ny didin'ny HCC omaly.

  • 26/05/2018 - 08:00 : FILANKEVITRY NY MINISITRA: Efa nampahafantarina ny didin'ny HCC momba ny fanesorana ny filoha izay tsy tanteraka fa mila mandrava governemanta ny minisitra rehetra omaly takariva.

  • 25/05/2018 - 15:00 : RANON'ANOSY: Nisy zana-boay iray nivezivezy tao anaty rano teny an-toerana ny atoandro teo, izay nampitangorona olona maro be.

  • 25/05/2018 - 14:20 : ANOSY: Rakotra mpitandro filaminana eo Anosy anoloan'ny Carlton misakana ny depiote sy ny vahoaka tsy hiditra ao amin'ny RNM sy TVM sy RNM.

  • 25/05/2018 - 12:00 : ELIANA BEZAZA: Tsy tokony hiditra amin'ny tetezamita lava be na tetezamihitatra isika amin'ny famahana ny krizy misy amiin'izao fotoana izao.

  • 25/05/2018 - 11:30 : KAOMININA ANTANANARIVO: Miombon-kevitra sy manohana ny tolona ny CUA ka izay no mahatonga ny sora-baventy hoe "En grève" hita eny boriborintany.

  • 25/05/2018 - 11:00 : DEPIOTEN'NY FANOVANA: Mihevitra ny hanao diabe hihazo an'Anosy eny haino aman-jerim-panjakana RNM sy TVM anio.

  • 25/05/2018 - 10:30 : TOLOTRA FETIN'NY RENY: Mitohy hatrany eny amin'ny Ivon-toerana ara-kolontsaina IKM Antsahavola ny hetsika "Neny tiko fifaliako" izay nanomboka omaly ary hifarana rahampitso. Misy ny famelabelaran-kevitra sy ny varotra fampiratiana samihafa.

Voir plus d'infos...

25/05/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180504

Misongadina

Lalàm-pifidianana kitoatoa Tsy nankatoavin’ny HCC

04/05/2018

Namoaka ny heviny 15 andro taty aorian’ny nandraisany ny lalàna fehizoro laharana 2018-008 momba ny fitantanana ankapobeny ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka eto Madagasikara omaly ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC).

Hamaky ny tohiny...

Politique

Hetsika ho an`ny fanovana Efa misy sori-dalana aorian`ny fametraham-pialan`ny filoha

04/05/2018

Nivondrona tao anatin`ny vovonan`ny hetsika ho an`ny fanovana ny mpanao politika maromaro mankato ny hetsiky ny solombavambahoaka miisa 73 eny amin`ny kianja 13 mey.

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Ireo mety ho antony tsy hialany…

04/05/2018

Raha miala ao anatin’izao vanim-potoana mafana izao ny filoham-pirenena, dia banga 4 volana ny fe-potoam-piasany satria tsy maintsy miala 30 ka hatramin’ny 60 andro mialoha raha mbola ho kandida raha amin’ny volana novambra ny fihodinana voalohany.

Hamaky ny tohiny...

Fanarenana ny firenena Mila olom-baovao mihitsy ve ?

04/05/2018

Raha ny zavatra miseho ankehitriny dia mirona kokoa any amin’ny fananganana governemanta iraisana sy eken’ny rehetra no lalana hamahana ny olana ara-politika sy hisorohana ny krizy lavareny hamotika ny toekarem-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Ralainirina Marcel “Ny fialan’ny filoham-pirenena no vahaolana”

04/05/2018

Tsy mitsahatra mitombo an’isa andro aman’alina ankehitriny ny fanehoan-kevitra entin’ny olom-pirenena samihafa manoloana ny trangan-javatra misy eo amin’ny firenena ankehitriny ka iray amin’ireny Atoa Ralainirina Marcel filoha nasiolalin’ny “Legaliste de Madagascar”.

Hamaky ny tohiny...

Depiote ho an’ny fanovana “Tsy matahotra fisamborana izahay”

04/05/2018

Nitanjozotra namonjy ny minisiteran’ny rano sy ny angovo ary ny solika, minisiteran’ny tontolo iainana, minisiteran’ny vola, minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra, minisiteran’ny mponina, ny teny amin’ny Jirama naka ireo mpiasa izay resy lahatra amin’ny tolona ireo solombavambahoaka ho an’ny fanovana sy ny mpanara-dia azy ireo maro be narahana fiara sy sorabaventy isan-karazany.

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Solonandrasana Mety hatao sorona

04/05/2018

Miha malemy ny mpitondra ary miha tsy voafehy ny toe-draharaham-pirenena. Marina miharihary tsy azo lavina io.

Hamaky ny tohiny...

Guy Rivo Randrianarisoa Ravao ny governemanta …

04/05/2018

Miakatra hatrany ny maripanan’ny politika eto amin’ny firenena. Manaraka ny ara-dalàna Izahay ary tsy miala amin'izay satria Solombavambahoaka voafidy tao anaty lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny...

Tolona etsy amin’ny 13 mey Mitady hiverina ny tantara

04/05/2018

Hifarana amin’ny fananganana governemanta an-dalambe indray ary ve izy ity sa ahoana ? Io no fanontaniana miverimberina any an-dohan’ireo mpanara-baovao any, indrindra ireo efa niaina ny ngidin’ny vokatr’ireo krizy hafa nifanesy teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Olivier Rakotovazaha Nitory an’i Hanitra Razafimanantsoa sy Hery Rasoamaromaka

04/05/2018

Nametraka fitoriana eny amin’ny fampanoavana Anosy ny Loholona Olivier Rakotovazaha noho ny ambara fa herisetra natao azy sy ny mpiara-miasa taminy nandritra ny hetsika famoahana ireo mpiasa tao amin’ny biraon’ny antenimierandoholona nataon’ireo depioten’ny fanovana ny alarobia 2 aprily teo.

Hamaky ny tohiny...

Fitokonana sy fidinana an-dalambe Tsy mbola misy akony ratsy amin’ireo mpandraharaha hatreto aloha

04/05/2018

Tsy mbola manana olana aloha hatreto ireo mpandraharaha Malagasy na dia ao anatin’ny tolona hirosoana amin’ny fanovana aza isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

MIDERA TENA HO MPIKATSAKA NY SOA IOMBONANA

04/05/2018

Tombontsoa iombonan`iza ity arovanao hatrany ? Tombontsoan`ny vahiny fa tsy ny an`ny teratany ? Dia somparana daholo ny orinasa Malagasy Fa karana sy sinoa no omena vahana eto an-dasy ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Sendikan’ny mpiasan’ny Banky BFV sy BTM Mbola mijoro ary manohana ny hetsiky ny depiote

04/05/2018

Nisy ny fanambarana nataon’ny Sendikan’ny mpiasan’ny Banky BFV sy BTM (SADB) teo aloha manoloana ny toe-draharaha politika misy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Fifaninanana nahandro ho an’ny ankizy Raikitra ny “Tsikonina 2018” karakarain’ny CUA

04/05/2018

Manomana ny “Tsikonina 2018” ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety Mbola adihevitra ny eto Madagasikara

04/05/2018

Nomarihina omaly alakamisy 3 mey ny andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety, ka tany Toamasina no ivon’izany ho an’ny teto Madagasikara, ary efa nanomboka ny 2 mey ny hetsi-panamarihana.

Hamaky ny tohiny...

Fidy mpanentana Hamoaka ny tsiambarantelon’i Madagasikara

04/05/2018

Hitako tamin’ny fahitana sy fantatro tamin’ny fikarohana sy ny fandinihana lalina nataoko nandritry ny taona maro, hoy ny mpitondra fivavahana fantatra amin’ny anarana hoe Fidy mpanentana, ireo fototry ny olam-pirenena nahatonga antsika ho amin’ny toe-draharaha misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Sport

1/4-dalan’ny lalao basikety Tompondaka N1 B Misongadina hatrany ireo ekipa lehibe

04/05/2018

Ekipa solontenan’Analamanga 2 (Dtsc sy Ecbba) ary ekipa solontenan’i Vakinankaratra, Itasy, Matsiatra Ambony, Boeny,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Miandry sarom-bilany hipoaka

04/05/2018

Miha miakatra ihany ny maripana eny Ambalambahoaka eny amin’izao. Niaraha-nahita ny zava-nitranga nanomboka ny alarobia teo fa efa niverina nanao fanambarana indray ny avy eo anivon’ny foloalindahy ary manainga ny herivelona rehetra hiaraka hikaroka ny vahaolana hisian’ny marimaritra iraisana.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

FIM andiany faha-13 Omena vahana manokana ny mpandraharaha vehivavy

04/05/2018

Tanterahina nanomboka omaly etsy amin’ny zone Forello Expo Tanjombato haharitra efatra andro ilay « Foire International de Madagascar « andiany faha-13 karakarain’ny agence de communication la première ligne.

Hamaky ny tohiny...

Fitokonana sy fidinana an-dalambe Tsy mbola misy akony ratsy amin’ireo mpandraharaha hatreto aloha

04/05/2018

Tsy mbola manana olana aloha hatreto ireo mpandraharaha Malagasy na dia ao anatin’ny tolona hirosoana amin’ny fanovana aza isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

FIM andiany faha-13 Omena vahana manokana ny mpandraharaha vehivavy

04/05/2018

Tanterahina nanomboka omaly etsy amin’ny zone Forello Expo Tanjombato haharitra efatra andro ilay « Foire International de Madagascar « andiany faha-13 karakarain’ny agence de communication la première ligne.

Hamaky ny tohiny...

Mpiompy Malagasy Miha liana amin’ny fidirana amin’ny sehatra matihanina

04/05/2018

Maro ny tanora mahita sy miha mahatsapa fa mahavelona ny tontolon’ny fiompiana raha eto Madagasikara, hoy ry zareo avy eo anivon’ny Farmashop, izay orinasa misehatra eo amin’izay tontolon’ny fiompiana izay.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Hetsika Madajazzcar Mitohy hatrany ny dia

04/05/2018

Na eo aza ny raharaham-pirenena manomboka miha mafampana dia tsy maintsy ilaina foana ny fampitoniana kely ny fangotraham-po amin’ny alalan’ny mozika sy ny tontolony.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

ASA FANAOVAN-GAZETY

04/05/2018

Lasa i Rolly Mercia sy ny forongony indray no nahazo sehatra tamin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety izay notohanan’ny Unesco tany Toamasina omaly 3 mey.

Hamaky ny tohiny...

LOZA NAHATSIRAVINA

04/05/2018

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina nahafatesana olona iray teny Anosizato omaly maraina.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Hani-masaka eny an-dalambe Tena mandeha be ny tsena amin’izao

04/05/2018

Nahazo aina mihitsy ireo mpivarotra hani-masaka teny Analakely hatramin’ny niantombohan’ny tolona no mankaty.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana