Fil d'actualités du 19/07/2018

  • 19/07/2018 - 16:00 : ATLETISMA: Hitondra ny lokon'ny firenena Frantsay i Agnés Raharolahy, izay manana fihaviana Malagasy amin'ny fiadiana izay ho tompondakan'i Eoropa hatao any Berlin Allemagne ka ny hazakazaka 4X400m no hifaninanany.

  • 19/07/2018 - 15:30 : TOLON'NY MPANABE: Manoloana ny fanambaran'ny sasany fa mitsahatra ny tolona fa hiverina hiasa ny alatsinainy izao dia manamafy ireo filoha mpitarika ny tolona, fa vao mainka aza io hihamafy satria tsy mbola nisy mihitsy ny fifanarahana.

  • 19/07/2018 - 15:00 : FAMPIANARANA: Hiverina amin’ny laoniny ny fampianarana manomboka rahampitso faha-20 Jolay 2018, hoy ny fanambaran'ny ampahany amin'ireo nanao fitokonana tetsy Antanimbarinandriana, ary miombo-peo amin’izany ny eo anivon’ny DREN Analamanga sy ireo mpitolona, hoy izy ireo.

  • 19/07/2018 - 12:30 : ANKORONDRANO: Vola 100 tapitrisa vao avy nalaina tamin'ny banky nentina tamina moto lasan'ny jiolahy miisa 5 nirongo basy androany tokony ho tamin'ny 10 ora.

  • 19/07/2018 - 12:00 : FIFIDIANANA FILOHA: Miisa 3 900 000 no ambaran'i Eric Rajonhson fa hifidy azy amin'ny fifidianana filoha amin'ny 7 novambara, ary milaza fa mahatoky izy fa ho lany.

  • 19/07/2018 - 11:30 : ONITIANA REALLY: Hivahiny ao amin’ny fahitalavitra TV Plus izy rahampitso zoma 20 jolay hariva ary hamaly ny fanontanian’ny olon-drehetra mahakasika azy sy ny asa nataony.

  • 19/07/2018 - 11:00 : MAHAJANGA: Olona 501 no fantatra taorian'ny fitiliana fa mitondra ny tsimok'aretina VIH/SIDA, ka ny 122 dia tranga vaovao. Ny 277 ihany no manaraka fitsaboana.

  • 19/07/2018 - 10:30 : FAMPIANARANA: Ny alatsinainy 19 novambra no fidirana ho an'ny taom-pianarana 2018-2019, araka ny tetiandro navoakan'ny Minisitera.

  • 19/07/2018 - 10:00 : ERIC RAJOHNSON: Vonona ny diaspora Malagasy hifanome tanana azy, hoy ity kandida filoham-pirenena ity.

  • 19/07/2018 - 09:30 : FAMPIAKARANA SARAN-DALANA : Ny mpitatitra ao anatin'ny FMA na Fitaterana eto Antananarivo izay ahitana ny 194, 163, 165, 109, 143, 192, 166 no hampiakatra saran-dalana.

Voir plus d'infos...

19/07/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180502

Misongadina

Lozam-pifamoivoizana teny amin’ny RN4 1 maty, 5 naratra mafy

02/05/2018

Fiara kely marika Nissan no tra-doza tany amin’ny lalàm-pirenena faha-4 mihazo an’i Mahajanga iny omaly tolakandro tokony ho tamin’ny 2 ora.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Marc Ramiaranjatovo Miantso ireo ben`ny tanàna hanatevin-daharana ny tolona

02/05/2018

Mihamafy ny hetsika eny amin`ny Kianjan`ny 13 mey, toy izany ihany koa ireo fanentanana maro samihafa. Hetsi-bahoaka ny tolona ataon`ireo depiote ho an`ny fanovana fa tsy fanonganam-panjakana, hoy ny lahateny nifandimby.

Hamaky ny tohiny...

Praiminisitra Solonandrasana Diso 0 iray

02/05/2018

Niteraka resabe indray omaly ny fanehoan-kevitry ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier momba ny fampiakarana 8% ny karaman’ny mpiasam-panjakana eto amintsika, araka ny fanambaran’ny filoham-pirenena ny takarivan’ny alatsinainy 30 aprily teo.

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Raikitra ny fifamaliana

02/05/2018

Nisokatra omaly talata 1 mey ny fivoriana ara-potoana voalohany teny amin`ny lapa maitson`Anosikely. Nanaitra ny maro ny fifamaliana nisy teo amin`ny filohan`ny Antenimierandoholona sy ny loholona Paul Bert teo amin`ny fanokafana ny fivoriana.

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Tsimbazaza Tsy nahatratra 30 akory ny depiote nivory omaly

02/05/2018

Nosokafan’ny filohan’ny Antenimeram-pirenena Malagasy am-perinasa, Rakotomamonjy Jean Max, omaly talata 1 mey ny fivoriana ara-potoana voalohany fanaon’ity rafitra mpanao lalàna ity.

Hamaky ny tohiny...

Depiote ho an’ny Fanovana “Miala ny filoha, izahay tsy hivory intsony…”

02/05/2018

“Tsy laharampahamehana intsony ny fanatrehana ny fivoriana ara-potoana eny Tsimbazaza amin`izao satria tsy laharampahamehana eo amin`ny vahoaka nifidy anay ny fandaharam-potoana hivoriana any”,

Hamaky ny tohiny...

Hetsi-bahoaka ho an’ny fanovana Sarotra ho an’ny HVM ny hampangiana azy

02/05/2018

Tsy mandaitra intsony ny vono afon’ny fanjakana eo anatrehan’ny zava-misy. Miha matanjaka ny herim-panoherana mitaky ny hialan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filoham-pirenena 2018 Tsy mety amin’ny firaisankinam-pirenena, hoy i Faly Ramakavelo

02/05/2018

Tsy maintsy atao ny fanovana tanteraka ny lalàmpanorenana eto Madagasikara, hoy ny mpahay toekarena sy fiarahamonina, Faly Ramakavelo, raha nanazava ny fahitany ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Paolo Raholinarivo sy Rabetsara Lita “Tsy nandray vola tamin’ny fanjakana izany izahay”

02/05/2018

Nivoaka tamin’ny fahanginana ihany koa Atoa Paolo Raholinarivo, mpanolotsaina ny praiminisitra sy Rabetsara Lita, mpiaro ny zon’ny mpanjifa manoloana ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

FANONDROTAN-KARAMA VONOAFO ?

02/05/2018

Nasondrotra hoe ny karama, karamanareo fanjakana ? Misento mandre an`izany ireo olona ambany tanàna ! Tsy ory hava-manana akory fa toa mahatsinjo sahady `Zay ho sondro-bidy atsy ho atsy sy ny olana mbola hianjady.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Misaona ny asa fanaovan-gazety Nodimandry i Juliana Andriambelo

02/05/2018

Nodimandry omaly talata 1 mey teo amin’ny faha-60 taonany Ramatoa Juliana Faralalao Andriambelo, tale jeneralin’ny orinasan-gazety Midi Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Karama nasondrotra 8% Kajy politika efa tara loatra

02/05/2018

May volon-tratra ny mpitondra manoloana ny zava-misy, hany ka mandray fanapahan-kevitra maimaika mba hamonoana ny afo. Hasondrotra 8% manomboka amin’ity volana mey ity ny karaman’ny mpiasam-panjakana, hoy ny filoha Hery Rajaonarimampianina ny alatsinainy 30 aprily teo.

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanarahan-dalàna eto Madagasikara Hitarafana ny tsy fandrosoana

02/05/2018

Raha misy firenena tena tsy manara-dalàna dia anisany i Madagasikara. Miainga hatrany amin’ny fitondrana mihitsy izany ary tonga eny amin’ny isam-batan’olona izay entina.

Hamaky ny tohiny...

Tsena vaovao ao Moramanga Tadiavin’ny fanjakana omena tantanan’ny vahiny, nitroatra ny VOT

02/05/2018

Taorian’ny fahavitan’ilay tsena lehibe ao Moramanga hahafahan’ireo vahoaka any an-toerana mivarotra ara-dalàna dia fantatra izao fa tadiavin’ny fitondram-panjakana omena tantanana vahiny izany.

Hamaky ny tohiny...

Misaona ny asa fanaovan-gazety Nodimandry i Juliana Andriambelo

02/05/2018

Nodimandry omaly talata 1 mey teo amin’ny faha-60 taonany Ramatoa Juliana Faralalao Andriambelo, tale jeneralin’ny orinasan-gazety Midi Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fanelanelanana ataon’ny FFKM Mbola mikatso aloha hatreto

02/05/2018

Tsy mbola nisy ny hevitra nivoaka avy amin’ny fanelanelanana nataon’ny FFKM teo amin’ireo depiote manohana sy ny manohitra ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Champions League Hiatrika famaranana indray ny Real Madrid

02/05/2018

Nampangitakitaka ny lalao manasa-dalan’ny champions league halina; nisaraka ady sahala 2 no 2 ny Bayern Munich sy ny Real Madrid..tafiakatra amin’ny lalao famaranana fanintelony misesy, indray izany ny ekipan-dry Ronaldo .

Hamaky ny tohiny...

Edito

Andrasana hanaja tena

02/05/2018

Inona intsony moa izany no maha filoham-pirenena na maha praiminisitra sy izay rehetra mitantana ity firenena ity ?

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Women in business Nifampizara traikefa ireo vehivavy mpandraharaha

02/05/2018

Tontosa omaly tetsy amin’ny Ibis Akorondrano ny tontolo andron’ireo mpandraharaha vehivavy izay nosalorana ny anarana hoe WIB na Women in business.

Hamaky ny tohiny...

Vehivavy mpandraharaha Malagasy Hotohanan’ny minisiteran’ny varotra

02/05/2018

Ny vehivavy mpandraharaha Malagasy no fantatra fa anisan’ny mavitrika indrindra sady manana ezaka goavana raha oharina amin’ireo vehivavy mpandraharaha mitovy aminy any amin’ny firenen-kafa.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Sendikan’ny mpampianatra malagasy Manohana ny hetsika ataon’ny depiote

02/05/2018

« Hanova ny tantara ny SEMPAMA mba tsy iharany intsony ». Teny efa nolazain’ny SEMPAMA io, roa taona lasa izay ary mbola entiny hanohanana ny hetsika ataon’ny solombavambahoaka manoloana izao olana ara-politika misy eto Madagasikara izao.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Rija Ramanantoanina Hiavaka indrindra ny seho amin’ny alahady

02/05/2018

Fotoana iray miavaka indrindra hatramin’izay 30 taona niantseharan’i Rija Ramanantoanina teo amin’ny tontolon’ny hira sy mozika izay no hitranga etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny alahady 6 mey izao.

Hamaky ny tohiny...

Hetsiky ny faran’ny herinandro Saika nangingina avokoa

02/05/2018

Asa na variana amin’ny olana politika mitranga eto amin’ny firenena ny maro fa saika vitsivitsy olona hatrany ny seho ara-kolontsaina sy ara-barotra tamin’iny faran’ny herinandro iny.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

FANAFIHANA TENY ANKADINDRAMAMY

02/05/2018

Lasan’ny jiolahy ny vola izay tao anaty « caisse » tetsy Ankadindramamy. Ireny toerana fandraisam-bola amin’ny alalan’ny finday ireny no notafihan’ny efa-dahy vao maraina omaly.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

FANGALANA IREO MPIASAM-PANJAKANA

02/05/2018

Fahombiazana tanteraka ny famoahana ireo mpiasan`ny ministeram-panjakana sy orinasa maro ny alatsinainy lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHANA TENY ANKADINDRAMAMY

02/05/2018

Lasan’ny jiolahy ny vola izay tao anaty « caisse » tetsy Ankadindramamy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana