Fil d'actualités du 25/09/2018

  • 25/09/2018 - 15:00 : POLITIKA KMMR:Efa an'aliny ny olona nandrotsaka vola ho an'ny kandida Marc Ravalomanana taorian'ny fanokafana ilay kaonty Tahiry ampiasaina amin'ny propagandy.

  • 25/09/2018 - 14:55 : RAVALOMANANA:manatrika fivoriana any Bruxelles miaraka amin'ny vondrona eoropeana ny kandida laharana faha 25 Marc Ravalomanana

  • 25/09/2018 - 13:00 : PESTA: Miisa 21 ny tranga voaray ka nampiahiahy. 05 tamin’ireo no voamarina fa pesta tao aorian’ny fitiliana ary tao anatin’ny Distrika 09 no nahitana izany. 16 kosa no mbola ahiana.

  • 25/09/2018 - 12:30 : FIFIDIANANA : Tontosa androany teny amin'ny Biraon'ny CENI Nanisana ny fifanaovan-tsonia teo amin'ny CENI sy ny fanjakana Britanika amin'ny fandrotsaham-bolan'izy ireo ao amin'ny kitapom-bola SACEM.

  • 25/09/2018 - 11:00 : MARC RAVALOMANANA: Lasa any ampiran-dranomasina ny tenany ka hisy ny fihaonana amin'ny mpanohana hatao ao Parisy Frantsa ny 29 septambra izao.

  • 25/09/2018 - 10:45 : AMBOVOMBE ANDROY: Fiara tsy mataho-dalana nentina lehilahy roa no tratra no voalaza fa nangalatra zaza 4 taona eo ho eo. Misavorovoro eo anoloan'ny biraon'ny zandary ny olona mitaky ny hhampiharana ny lalàna sao haodikodina ao dia tsy misy tohiny aveo, hoy izy ireo.

  • 25/09/2018 - 10:30 : BAKALOREA: Hivoaka ny 18 oktobra ho avy izao ny valim-panadinana bakalorea 2018, ka nanomboka omaly no nanomboka ny fitsarana ireo taratasim-panadinana ho an'ny eto Antananarivo.

  • 25/09/2018 - 10:00 : FAHAFATESANA DIPLAOMATY AMERIKANINA: Efa nanokatra fanadihadiana ny mpanao famotorana Amerikana sy ny Manam-pahefana Malagasy ary efa misy olona ahiahiana notazonina am-ponja ankehitriny.

  • 25/09/2018 - 09:45 : ANGOLA: Naiditra am-ponja vonjimaika noho ny fanidinkodibam-bola 500 tapitrisa dolara i José Filomeno dos Santos Zanaky ny Filoha Angolais teo aloha José Eduardo dos Santos.

  • 25/09/2018 - 09:30 : VIDIN-DRANO: Milaza ny eo ny minisitry ny angovo Lantoniaina Rasoloelison fa tsy mbola misy ny fampiakarana vidin-drano amin'izao fotoana izao, eo anatrehan'ny resabe mandeha fa hiakatra izany

Voir plus d'infos...

25/09/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180322

Misongadina

Propagandy Manomboka tonga ny elikoptera

22/03/2018

Niely ny resaka sy feo momba ny hoe fahitana angidim-by na “helicopère” mampiahiahy tany Ambatosenegaly, any amin’ny 30 km eo aorian’i Moramanga raha avy any Toamasina noho ny fihotsahan’ny tany ny alin’ny talata 20 martsa teo, nentina tamina kamio lava be iray niara-nihitsoka tamin’ny fiara rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Diplaomasia Nangoron’entana ny masoivoho Amerikanina

22/03/2018

Hatairana ny nandrenesana fa handao an’i Madagasikara tsy ho ela ny Masoivoho Amerikanina Robert Yamate.

Hamaky ny tohiny...

Antenimieram-pirenena Lalàna 5 tamin’ireo 12 tonga no nolanian’ireo depiote

22/03/2018

Tao anatin’ny lanonana tsotra nanaovan’ny filohany Jean Max Rakotomandimby kabary fohy dia fohy omaly alarobia 21 martsa no namaranana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana faha-2 an’ity andrim-panjakana ity tamin’ity taona 2018 ity ka nanambarany

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy momba ny masoivoho Frantsay Nanazava ny lehiben’ny Antenimieram-pirenena

22/03/2018

Nampiahiahy ny fisian’ny fiaran’ny masoivoho frantsay Véronique Vouland teny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza ny talata tolakandro teo nisian’ny raharaha mafana teny an-toerana momba ny resaka lalàm-pifidianana.

Hamaky ny tohiny...

TIM, MAPAR, HVM Fanina ny sarambabem-bahoaka

22/03/2018

Valalanina ny olom-pirenena eo anatrehan’ny zava-misy eo amin’ny sehatra politika. Gidragidra ny eny anivon’ny antenimieram-pirenena, saingy toa afaka mifandamina ihany ireo heverina ho mpifahavalo politika, toy ny TIM sy ny MAPAR, eny fa hatramin’ny HVM aza.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Randrianasolo Dera Nanatrika ny famaranana ny fivoriana tsy ara-potoana faha-2

22/03/2018

Iray amin’ireo depiote Mapar 3 niaraka tamin’ny depioten’Ikongo, Razafintsiandraofa Brunel sy ny depioten’i Toamasina 2,

Hamaky ny tohiny...

Fanomezana vola depiote teny Tsimbazaza Manalabaraka ny vahoaka nifidy anay izany, hoy ny depiote Ludovic

22/03/2018

Matoa nangataka fanemorana ny fandaniana an’ireo volavolan-dalàna fehizoro 3 mikasika ny fifidianana ho amin’ny fivoriana tsy ara-potoana faha-3 amin’ity 2018 ity izahay,

Hamaky ny tohiny...

Lalàna fehizorom-pifidianana 2018 Feno fanilikiliana hoy ny depiote Rasoanoromalala Horace

22/03/2018

Nakarina tao amin’ny fivoriana nitambaramben’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza ny talata 20 martsa teo ilay volavolan-dalàna fehizoro laharana 05/2018 mikasika ny lalàm-pifidiana hampiharina amin’ny taona 2018 ity.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Kolikoly avo lenta Minisitra teo aloha nidoboka am-ponja

22/03/2018

Nidoboka am-ponja vonjimaika nanomboka omaly alarobia 21 martsa hariva ny minisitra teo aloha tamin’ny andron’ny praiminisitra Kolo Roger, izay nitazona ny minisiteran’ny vola sy ny tetibola Razafindravonona Jean, taorian’ny fakana am-bavany azy teny amin’ny fitsarana manokana misahana ny ady amin’ny kolikoly teny 67 Ha, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Loza ateraky ny andro ratsy Hitadiavam-bahaolana ny hampihena azy

22/03/2018

Hankalazaina ny 23 martsa ho avy izao ny andro maneran-tany ho an’ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny...

Tanànan’i Mahajanga Nahazo toerana vaovao fakana sary

22/03/2018

Nahazo toerana vaovao fakana sary miaraka amin’ny fiaramanidina tena izy eo ampitan’ny sekoly Notre Dame Mangarivotra ny tanànan’i Mahajanga.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

FOIBE METM Mpanakorontana sy mpanalabaraka fiangonana, hoy Rakotobe Andriamaro

22/03/2018

Nivoaka tamin’ny fahanginana omaly ny teraky ny mpitandrina Rakotobe Andriamaro, filoha mpanorina ny fiangonana MET tamin’izany fotoana manoloana ny fanakatonan’ny prefet tamin’ny alalan’ny foibe ny fiangonana METM Zoara Famonjena etsy Antohomadinika, izay renin’ny fiangonana METM manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Rallye Malagasy FSAM Lany ho filoha faninefany i Jimmy Rakotofiringa

22/03/2018

Tontosa omaly alarobia 21 martsa 2018 tao amin’ny foiben-toerany tetsy Ambodifilao ny fifidianana izay ho filoha vaovaon’ny FSAM na Federation du sport Automobile de Madagascar.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tamana amin’ny fanandevozana

22/03/2018

Tsy ny rafi-pitantanana eto Madagasikara ihany no potika fa ny rafitra politikan’ny ankamaroan’ny firenena « zanatany » frantsay mihitsy.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Otisma An-jatony ny ankizy voany eto Madagasikara

22/03/2018

Homarihina ny 02 aprily ho avy izao indray ny andro maneran-tany ho an’ny fampahafantarana ny ôtisma na ilay karazana toe-batana iray mpahazo ny ankizy maro eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Seranan-tsambon’i Toamasina Kaontenera 1500 mihitsoka

22/03/2018

Nalaza tato ho ato fa misy kaontenera miisa 1500 voageja ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina. Tsy fantatra mazava moa izay tena entana ao anatin’ireto kaontenera ireto.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Fitsaram-bahoaka mirongatra Tandindon’ny ady an-trano

22/03/2018

Mamparikoditra sy maharikoriko ny olona manana fo mitempo sy manome hasina ny aina ny zava-nitranga tany Antsohihy niely tamin’ny tambajotran-tserasera ny talata teo. Tsy vitan’ny mirongatra fotsiny intsony ny fitsaram-bahoaka fa efa tena miha “mankafy” izany ireo mponina.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

BAREA

22/03/2018

Nirava ady sahala 0 – 0 ny Barea an’i Madagascar sy ny Eperviers an’i Togo nandritra ny lalao ara-pirahalahiana tany Saint-Leu La foret, Frantsa omaly .Hita ho nanindry ihany ny Malagasy indrindra fa tany amin’ny faramparan’ny fizaram-potoana faharoa saingy tsy nisy moa ny baolina maty .Hifanandrina amin’ny ekipam-pirenen’i Kosovo indray ny 24 martsa izao mbola any Frantsa ihany ny Barea.

Hamaky ny tohiny...

Hetsika ROHY

22/03/2018

Notokanana omaly tetsy Cite Ambatonankanga ny ivontoeran`ny firaisamonimpirenena fanarahana maso ny fizotry ny fifidianana(FANOA) sy hiadiana amin`ny kolikoly mahakasika ny fifidianana (FANDIO).

Hamaky ny tohiny...

ECES

22/03/2018

Ry zareo avy eo anivon’ilay sampan-draharaha manokana iarahan’ny fiarahamonim-pirenena sy ny vondrona eoropeanina miasa eto amintsika hikatsahana fifidianana mirindra lavitry ny korontana na ny ECES dia hampahafantatra etsy amin’ny Colbert Antaninarenina ny paikadin-drizareo

Hamaky ny tohiny...

Vaovao avy any ivelany

Facebook Tratran’ny fanadihadiana indray

22/03/2018

Tsy maintsy hanazava manoloana ny vaomiera manokan’ny parlemanta Anglisy sy Eoropeanina indray ato ho ato i Mark Zuckerberg mpanorina sady tompon’ny facebook.

Hamaky ny tohiny...

Dossier

Fandovana sy didim-pananana Tokony hokarakaraina ao anatin’ny enim-bolana

22/03/2018

Harena manan-danja ho an’ny Malagasy ny tany honenany ary andry iankinan’ny fiainany sy ny taranany izany kanefa malaina ny hanoratra ny taniny noho ireo olana hafa sedraina na sakantsakana ara-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana