Fil d'actualités du 25/09/2018

  • 25/09/2018 - 15:00 : POLITIKA KMMR:Efa an'aliny ny olona nandrotsaka vola ho an'ny kandida Marc Ravalomanana taorian'ny fanokafana ilay kaonty Tahiry ampiasaina amin'ny propagandy.

  • 25/09/2018 - 14:55 : RAVALOMANANA:manatrika fivoriana any Bruxelles miaraka amin'ny vondrona eoropeana ny kandida laharana faha 25 Marc Ravalomanana

  • 25/09/2018 - 13:00 : PESTA: Miisa 21 ny tranga voaray ka nampiahiahy. 05 tamin’ireo no voamarina fa pesta tao aorian’ny fitiliana ary tao anatin’ny Distrika 09 no nahitana izany. 16 kosa no mbola ahiana.

  • 25/09/2018 - 12:30 : FIFIDIANANA : Tontosa androany teny amin'ny Biraon'ny CENI Nanisana ny fifanaovan-tsonia teo amin'ny CENI sy ny fanjakana Britanika amin'ny fandrotsaham-bolan'izy ireo ao amin'ny kitapom-bola SACEM.

  • 25/09/2018 - 11:00 : MARC RAVALOMANANA: Lasa any ampiran-dranomasina ny tenany ka hisy ny fihaonana amin'ny mpanohana hatao ao Parisy Frantsa ny 29 septambra izao.

  • 25/09/2018 - 10:45 : AMBOVOMBE ANDROY: Fiara tsy mataho-dalana nentina lehilahy roa no tratra no voalaza fa nangalatra zaza 4 taona eo ho eo. Misavorovoro eo anoloan'ny biraon'ny zandary ny olona mitaky ny hhampiharana ny lalàna sao haodikodina ao dia tsy misy tohiny aveo, hoy izy ireo.

  • 25/09/2018 - 10:30 : BAKALOREA: Hivoaka ny 18 oktobra ho avy izao ny valim-panadinana bakalorea 2018, ka nanomboka omaly no nanomboka ny fitsarana ireo taratasim-panadinana ho an'ny eto Antananarivo.

  • 25/09/2018 - 10:00 : FAHAFATESANA DIPLAOMATY AMERIKANINA: Efa nanokatra fanadihadiana ny mpanao famotorana Amerikana sy ny Manam-pahefana Malagasy ary efa misy olona ahiahiana notazonina am-ponja ankehitriny.

  • 25/09/2018 - 09:45 : ANGOLA: Naiditra am-ponja vonjimaika noho ny fanidinkodibam-bola 500 tapitrisa dolara i José Filomeno dos Santos Zanaky ny Filoha Angolais teo aloha José Eduardo dos Santos.

  • 25/09/2018 - 09:30 : VIDIN-DRANO: Milaza ny eo ny minisitry ny angovo Lantoniaina Rasoloelison fa tsy mbola misy ny fampiakarana vidin-drano amin'izao fotoana izao, eo anatrehan'ny resabe mandeha fa hiakatra izany

Voir plus d'infos...

25/09/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180320

Misongadina

Antenimieram-pirenena Ho raikitra ny totohondry anio …

20/03/2018

Ahiana ny savorovoro goavana eny amin’ny antenimieram-pirenena Tsimbazaza anio. Nanizingizina ny praiminisitra Solonandrasana omaly fa tsy maintsy holaniana anio talata 20 martsa ny volavolan-dalàna momba ny fifidianana mba hanajana ny tetiandro.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fifidianana filoha Tsy sahy indray i Orlando Robimanana ?

20/03/2018

Manomboka miova ny tsiokan’ny rivotra politika eto amin’ny firenena tato anatin’ny fotoana fohy. Nangina sy tsy re feo intsony i Marc Ravalomanana tato ho ato.

Hamaky ny tohiny...

Andro iraisam-pirenena ho an`ny Frankofonia Handray ny RECEF i Madagasikara

20/03/2018

Isaky ny 20 martsa no fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an`ny Frankofonia maneran-tany.

Hamaky ny tohiny...

Volavolan-dalàna momba ny ZES Nolavin’ny antenimieram-pirenena

20/03/2018

Nidona tamin’ny rindrina ilay volavolan-dalàna momba ny faritra ara-toekarena manokana na Zone Economique Spéciale (ZES) mahafatifaty ny fitondrana HVM satria dia tsy lany teo anivon’ny antenimieram-pirenena omaly. Solombavambahoaka 46 no nitsipaka raha 40 nanaiky.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Mokon-dohan’ny tsy miala vola

20/03/2018

Miarahaba ra Jean a ! inona indray ity fika hafahafanareo eny amin’ny lapan’ny demokrasia ity e, mitady hanao don-tandroka be indray angaha ianareo izany e.Hitako tena niaka-pofona mihitsy ry zalahy omaly nandray micro ireny a.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mpandraharaha ny fonja Mitohy anio ny fitokonana

20/03/2018

Tsy nisy ny fanaterana voafonja teny amin’ny fitsarana ary tsy nisy koa ny fandraisan’ireo mpandraharaha ny fonja voafonja vaovao, raha ny fampitam-baovao omaly, noho ny fisian’ilay fitokonana fanairana notontosain’izy ireo tetsy Antanimora omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fampitaovan’ny CLD any Morombe Lasa propagandin-dRajoelina ?

20/03/2018

Miantso ny manampahefana manomboka amin’ny filoham-pirenena, antenimieram-pirenena, lehiben’ny faritra, indrindra ny Bianco mba hanara-maso ny vola sy fitaovana amin’ny alalan’ny CLD (Komitim-paritry ny fampandrosoana) ny fikambanan’ireo ben’ny tanàna 9 any amin’ny distrikan’i Morombe.

Hamaky ny tohiny...

Mpiasam-panjakana ambony Misy tsy faly amin’i Maharante Jean de Dieu

20/03/2018

Tratry ny tsindry avy amin’ireo mpiasam-panjakana ambony nahavita fianarana tao amin’ny sekoly manofana ho mpiasam-panjakana na ny ENAM ny minisitry ny asam-panjakana sy ny lalàna sosialy Maharante Jean de Dieu ankehitriny noho ny resaka fanendrena olona.

Hamaky ny tohiny...

Takaitran’ny rivodoza Eliakim Tafiakatra 17 no maty

20/03/2018

Miisa 15.772 ireo naratra ary 17 ireo namoy ny ainy raha toa ka 600 ireo olona tsy manan-kialofana tsy fidiny vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Eliakim teto Madagasikara ny faran’ny herinandro teo. Tena voa mafy ny ilany avaratra sy atsinanan’ny nosy.

Hamaky ny tohiny...

Fifaninanana « I Love You Madagascar » Mpandray anjara 12 isa no nivoaka ho mpandresy

20/03/2018

Nampahafantarina ny mpanao gazety omaly tetsy amin’ny minisiteran’ny fizahantany ny vokatr’ilay fifaninanana entina hampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany eto amintsika, nampitondraina ny lohateny hoe : « I Love You Madagascar ».

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fanarenam-pirenena Hivory any Fianarantsoa ny Katolika

20/03/2018

Hotanterahina ao Fianarantsoa ny 17 sy 18 aprily 2018 ny Atrikasa fanarenam-pirenena tena izy, karakarain’ny K3F (Komitin’ny Fahamarinana, Fandriampahalemana ary Fiadanana) ary hanasany ny Malagasy rehetra tsara sitrapo.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Rakotomamonjy Neypatraiky André sy ny kitra Malagasy Aleo hilamina sy hanaja rafitra mba hampandrosoana azy

20/03/2018

Marina fa tonga teto amintsika ny solontenan’ny FIFA sy CAF, hoy Rakotomamonjy Neypatraiky André, mpikambana eo anivon’ny CE-n’ny FMF na Federasiona Malagasin’ny baolina kitra.

Hamaky ny tohiny...

Basket “Coupe du Président” Nanomboka ny sabotsy teo any Toliara ny Play Offs

20/03/2018

Natomboka sy nosokafana ofisialy tamin’ny sabotsy 17 martsa teo, tao amin’ny kianja mitafon’i Toliara ka haharitra hatramin’ny alahady 25 martsa ny dingana Play Offs tafiditra eo amin’ny fifaninanana fiadiana ny amboaran’ny filoham-pirenena andiany fahatelo eo amin’ny taranja Basikety Baolina.

Hamaky ny tohiny...

Baolina kitra – Ligin’Analamanga Lavon’ny Elgeco Plus 2-0 ny Uscafoot

20/03/2018

Lavon’ny ekipan’ny Elgeco Plus 2 no ho 0 be izao ny ekipan’ny Uscafoot Fivondronana ny alahady teo, teo amin’ny andro faha-7 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Andranoraraka

20/03/2018

15.000 isa ireo naratra vokatry ny fandalovan’ny rivodoza farany teo, 17 no namoy ny ainy, 6.000 tsy manan-kialofana. Ny fahavoazana nateraky ny teo aloha anefa tsy tafarina akory.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Fanarenana ny toekarenan’i Madagasikara Tsy maintsy mila mpamatsy vola

20/03/2018

Tsy misy mandeha amin’ny laoniny intsony ny toekaren’i Madagasikara. Mizotra any amin’ny fitotonganana hatrany ny tarehimarika ary raha izao no mitohy dia hanahirana tanteraka ny hanarina ny toekarena Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

CISCO Atsimondrano Nizaràna ody kankana sy fanafody bilarziozy ny mpianatra

20/03/2018

Tsy nianatra ny ankamaroan’ireo ankizy mpianatra manovo fahalalana eny anivon’ny EPP sy CEG, ao anatin’ny fari-piadidiam-pampianarana Atsimondrano, omaly.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Andro Fandroana teto Imerina Naverin-kasina teny Ambohimanga

20/03/2018

Efa nifaneken’ireo Mpanjaka sy Raiamandrenin-drazana manerana ny lafivalon’ny nosy nandritra ny vovonana notanterahina teny Ambohimanga tamin’ny volana septambra 2017 tamin’ny taon-dasa ny hamerenan-kasina ny fomba maha gasy ny Gasy ka notontosaina teny amin’ity toerana ity ny alahady 18 martsa teo,

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Mpanara-dia omby very notsaraina tao Antsirabe Nafampana teny amin’ny Tribonaly

20/03/2018

Niakatra fampanoavana omaly alatsinainy 19 martsa 2018 ireo olona niisa 19, mpanara-dia omby very ka nahatrarana basy vita Malagasy niisa 18, niaraka tamin’ny bala maromaro ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Ibity Antsirabe Mpianaka maty norarafan’ny dahalo tifitra

20/03/2018

Nitrangana fanafihan-dahalo indray ny tao amin’ny kaominina Ibity, distrikan’Antsirabe faharoa ny alin’ny Alahady hifoha alatsinainy 19 martsa 2018 lasa teo, tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany alina, tao amin’ny tanànan’Ampiaka, fokontany Mananjara. Nanapoaka basy in’efatra ireo dahalo.

Hamaky ny tohiny...

Vaovao avy any ivelany

Fiovaovan’ny toetr’andro Olona 140 tapitrisa no voatery hifindra monina

20/03/2018

Tombanan’ny banky iraisam-pirenena fa hiakatra hatrany amin’ny 140 tapitrisa ny mpifindra monina maneran-tany noho ny fiovaovan’ny toetr’andro manomboka izao ka hatrany amin’ny taona 2050.

Hamaky ny tohiny...

Sosialy

Olana mianjady amin’ny Malagasy Efa tena mampiteny ny moana

20/03/2018

Vaky vava ny amin’ny olana mianjady amin’ny vahoaka ankehitriny i Mamy Raharimanana, kandidan’ny antoko MAdagasikara Endrika VAovao ( MAEVA) hilatsaka hofidiana amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ity taona 2018 ity.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana