Fil d'actualités du 19/07/2018

  • 19/07/2018 - 12:00 : FIFIDIANANA FILOHA: Miisa 3 900 000 no ambaran'i Eric Rajonhson fa hifidy azy amin'ny fifidianana filoha amin'ny 7 novambara, ary milaza fa mahatoky izy fa ho lany.

  • 19/07/2018 - 11:30 : ONITIANA REALLY: Hivahiny ao amin’ny fahitalavitra TV Plus izy rahampitso zoma 20 jolay hariva ary hamaly ny fanontanian’ny olon-drehetra mahakasika azy sy ny asa nataony.

  • 19/07/2018 - 11:00 : MAHAJANGA: Olona 501 no fantatra taorian'ny fitiliana fa mitondra ny tsimok'aretina VIH/SIDA, ka ny 122 dia tranga vaovao. Ny 277 ihany no manaraka fitsaboana.

  • 19/07/2018 - 10:30 : FAMPIANARANA: Ny alatsinainy 19 novambra no fidirana ho an'ny taom-pianarana 2018-2019, araka ny tetiandro navoakan'ny Minisitera.

  • 19/07/2018 - 10:00 : ERIC RAJOHNSON: Vonona ny diaspora Malagasy hifanome tanana azy, hoy ity kandida filoham-pirenena ity.

  • 19/07/2018 - 09:30 : FAMPIAKARANA SARAN-DALANA : Ny mpitatitra ao anatin'ny FMA na Fitaterana eto Antananarivo izay ahitana ny 194, 163, 165, 109, 143, 192, 166 no hampiakatra saran-dalana.

  • 19/07/2018 - 09:00 : FIFIDIANANA FILOHA: Hanao fanambarana ofisialy ny haha kandida azy eny amin'ny Karibotel Analakely i Eric Rajonshon.

  • 19/07/2018 - 08:30 : TSIPY KANETIBE - MASTERS DE PÉTANQUE : Manomboka anio any Illkirch-Graffenstaden Avaratra Atsinanana Frantsa ny dingana faha-4, ka hifandirana amin'ny ekipan'i Robineau i Madagasikara.

  • 19/07/2018 - 08:00 : FITATERANA: Misy amin'ireo koperativa eto an-drenivohitra milaza sy mampahafantra fa hiakatra 500Ar ny saran-dalana manomboka ny 01 aogositra.

  • 18/07/2018 - 12:00 : FITATERANA: Tontosa androany ny fifamindram-pahefana teo amin'ny Tale Jeneralin'ny ATT teo aloha Jeneraly Andry Rakotondrazaka sy ny mpisolo toerana azy Kolonely Jeannot Reribake.

Voir plus d'infos...

18/07/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20180130

Misongadina

Olga Vaomalala, vadin’i Alain Ramaroson Voatendry ho mpanolotsain’ny filoha

30/01/2018

Notendrena ho anisan’ny mpanolotsain’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny minisitry ny mponina sy ny raharaha sosialy tamin’ny andron’ny tetezamita Olga Vaomalala Ramaroson, vadin’i Alain Ramaroson.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Ravalomanana tao Mahitsy sy Ankazobe Makotrokotroka ny fandraisana azy

30/01/2018

Taorian’ny tany amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy iny, dia tany amin’iny lalàm-pirenena faha-4 iny indray no notsidihin’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Jacob Zuma –filohan’i Afrika Atsimo Mananontanona ny fanonganana azy

30/01/2018

Ho tonga eo amin'ny tsotsorimamba isarahana angamba ny filoham-pirenena Jacob Zuma sy ny firenena Afrika Atsimo raha izao no mitohy.

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana an`i Madagasikara Tsy mahavaha olana ny fitondrana

30/01/2018

Amin`izao fotoana izao no tokony hanehoana fa tsy mahomby sy tsy mahavaha olana eto amin`ny firenena ity fitondrana Rajaonarimampianina ity. Efa miverina tan-dalàna indray vao tena mikaikaika ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina sy Rajoelina Vaky bantsilana ny lainga

30/01/2018

Malaza indray izao ny famoahana programa sy vina ambara fa hampandrosoana an’i Madagasikara ataon’ireo mpanao politika lehibe. Nanao ny azy ny filoha ankehitriny Hery Rajaonarimampianina sy ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina, izay tsy mifanalavitra sy toa nifangala-tahaka mihitsy aza angamba.

Hamaky ny tohiny...

Mpandoto rano ao amin’ny fitondrana Mila zahana, hoy i Lita Rabetsara

30/01/2018

Raha nanao fanadihadiana ny fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa na ny RNDC dia nambaran’ny mpivarotra sasany fa efa miezaka ny minisitry ny varotra.

Hamaky ny tohiny...

Boriborintany faha-2 sy ny mpomba an-dRavalomanana Nifampiarahaba nahatratra ny taona niaraka tamin’ny depiote Rastany

30/01/2018

Nifamotoana teny Ambohipo nifampiarahaba noho ny fahattrarana ny taona 2018 ny mpikambana TIM ao amin’ny boriborintany faha-2 sy ireo mpomba ny prezidà Ravalomanana nahatratra 2000 olona ka ny depiote

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Anao ny safidy

30/01/2018

Fanavotana sy fanavaozana Vinavina sy fanandratana. Kabary be tsy misy farany Na teto an-toerana na tany Ivelany.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Entana vita Sinoa Hihena ny gaboraraka

30/01/2018

Omaly no natao tetsy amin`ny hotely Carlton ny sonia fifanarahan`ny firenena sinoa sy ny Ofisy Malagasy izay mifehy ny fananana ara-Indostria (OMAPI) momba ny fitehirizana sy ny fiarovana ny marika sy ny anaram-barotra eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Avaratetezana - Ampitatafika Miha mahazo vahana ny olan’ny fananantany

30/01/2018

Mihamahazo vahana hatrany ny olana momba ny fananantany eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

“Vitre fumée” ho an’ny fiara Manjaka ny tsy ara-dalàna, 50.000 Ar ny manao azy

30/01/2018

Voarara tanteraka teo aloha teo ny fanaovana ireny fitaratra tsy tantera-pahazavana “vitre fumée” ireny ho an’ireo fiara tsy nahazo alalana. Lasa gaboraraka ny fanaovana azy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Fampiroboroboana ny fizahantany Hiara-kiasa ny fanjakana sy ny Airtel

30/01/2018

Mba hahafahana mampiroborobo ny sehatry ny fizahantany eto amintsika ka hanasongadinana ireo toerana ahitana karazan-java-maniry sy biby hananantsika tsy fahita any ivelany dia hikarakara fifaninanana ho an’ny olom-pirenena rehetra ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ny fizahantany sy ny orinasam-pifandraisana Airtel.

Hamaky ny tohiny...

TOETR’ANDRO

30/01/2018

Any amin’ny 4.000 km miala ny morontsirak’i Madagasikara no nisy ny foiben’ilay rivo-doza Cebile omaly, raha araka ny fanazavana azo teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny...

Ivontoerana mpandinika ny fihetsiky ny tany (IOGA) Notapahana hatramin’ny oktobra 2017 ny jiro

30/01/2018

Nisehoana horohorontany tany tany amin’ny faritra Antsirabe omaly vao mangiran-dratsy tokony ho tamin’ny roa maraina. Toerana maro toa an’i Betafo hatrany Ambositra no niantefany.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tsipy kanetibe « Triplette Boss » Amin’ny 3 sy 4 febroary ny dingana faharoa

30/01/2018

Ekipa olon-telo miaraka (Boos 1 sy Elites 2) niisa 34 no nandray anjara tamin’ny dingana 1 amin’ny “qualification 8è Star Master Thailande de pétanque” notontosaina tetsy amin’ny boulodrome CBT Mahamasina ny sabotsy 27 sy ny alahady 28 janoary 2018.

Hamaky ny tohiny...

Rugby seksiona Antananarivo Renivohitra Miato kely aloha taorian’ireo lalao ampahavalon-dalana faharoa

30/01/2018

Tontosa tamin’ny an-tsakany sy an-davany ireo lalao rugby ampahavalon-dalana andiany faharoa nokarakarain’ny seksiona Antananarivo Renivohitra notontosaina tetsy amin’ny kianja Malacam Antanimena ny alahady 27 janoary 2018 teo. Tontosa tamin’ny an-tsakany sy an-davany ireo lalao rugby ampahavalon-dalana andiany faharoa nokarakarain’ny seksiona Antananarivo Renivohitra notontosaina tetsy amin’ny kianja Malacam Antanimena ny alahady 27 janoary 2018 teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ampoizo ny tsy nampoizina !

30/01/2018

Samy velom-panontaniana ny rehetra hoe inona no hiseho eto amin’ny firenena ato ho ato amin’ity resaka politika ity? Iza marina no ho kandida ary iza sy iza no hifanohana? Samy miandry ny rehetra, ary efa isan’ny niteraka resa-be ny momba ny mety hisian’ny fifanohanana eo amin’ny heverina fa ho kandida lehibe roa, dia i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Taksibe mihazo an’ Itaosy Nitokona tsy nety niasa ny ankamaroany omaly

30/01/2018

Nitokona tsy nety niasa avokoa ny ankamaroan’ireo taksibe mihazo an’i Itaosy toy ny zotra 133 mampitohy an’Analakely sy Itaosy, ny KOMIFI sy ny KOMAFILA omaly.

Hamaky ny tohiny...

Tetezana tapaka any Ambatofinandrahana Tsy raharahiana satria MAPAR ny depiote?

30/01/2018

Mametra-panontaniana ny mponina hoe raha HVM ve ny depiote voafidim-bahoaka tao Ambatofinandrahana Christine Razanamahasoa avy amin’ny MAPAR sy ny depioten'Ambositra Hary Andrianarivo avy amin’ny Mampiray dia tsy namboarina ny tetezana mihazo an’Ambatofinandrahana ao Andranonanakova?

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Sandam-bola Tsy mitsaha-mitotongana ny vola Ariary

30/01/2018

Hatramin’ny fiandohan’ity taona 2018 ity, izany hoe tato anatin’ny telo herinandro dia nitotongana 120 ny sandan’ny vola Malagasy Ariary mihoatra amin’ny EURO.

Hamaky ny tohiny...

Vaovao avy any ivelany

Asa fampiorohoroana tany Afghanistan 16 no maty, 26 naratra

30/01/2018

Nanatanteraka asa fampihorohoroana indray ny « Etat Islamique » omaly maraina. Akademia miaramila 1 ao Kaboul renivohitr’i Afghanistan no notafihan’izy ireo tamin’ny fandefasana olona nanao vy very ny ainy miisa 5 nanomboka ny maraim-be, ka olona 16 no maty ary 26 no naratra raha ny nambaran’ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena any.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana