Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

  • 23/02/2018 - 14:30 : TOBY FIANTSONANA ANDOHATAPENAKA :Efa misy manangana trano hifindra eny sahady ireo mpivarotra sasany teny amin’ny Fasan’ny Karana.

  • 23/02/2018 - 14:15 : HALATR’OMBY : Dahalo miisa 2 no voasambotry ny zandary avy ao brigade Ambohimangakely ny alahady 18 febroary lasa teo teny Alatsinainy Betsizaraina , kaominina Ambohimangakely. Omby miisa 3 no noroahin’ireto ka rehefa nosavana dia tsy nisy taratasy.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20171218

Misongadina

Tra-doza ny tafika nalefa tany Ikongo 9 natelin’ny rano, razana 3 no hita

18/12/2017

Efa ny zoma 15 novambra no niandry ny rano hidina ireo fiaran’ny mpitandro ny filaminana nihazo an’Ikongo, hampandry tany any an-toerana noho ny fahavakisan’ny fonja ny alarobia 13 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Marc Ravalomanana « Haintsika ny mampidina io vidim-bary io »

18/12/2017

Ankoatra ny fanatrehany ny fanompoam-pivavahana fankalazana ny faha-150 taona niorenan’ny fiangonana Loterana Malagasy sy ny faha-500 taonan’ny Reformasiona tao Ambohitsimanova Betafo omaly alahady,

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Tsy nahazo olona tany Toliara

18/12/2017

Mirifatra tsy tana intsony ny filoham-pirenena amin’ny propagandy mialoha ny fotoana sarontsaronana amin’ny fitokanana zava-bita na fametrahana vato fehizoro fanombohana asa.

Hamaky ny tohiny...

Rina Andriamandavy VII sy Claudine R Tsy misy ilan-dRajaonarimampianina azy ireo intsony ?

18/12/2017

Nanahiran-tsaina ny filoha Hery Rajaonarimampianina mivady ny nafitsok’i Claudine Razaimamonjy sy ny Loholona Riana Andriamandavy VII.

Hamaky ny tohiny...

Sarisary

Hand ball – Tompondakan’i Madagasikara Nahery ny As Tsiky vehivavy sy ny Assm lehilahy

18/12/2017

Nifarana omaly alahady 17 desambra tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2017 eo amin’ny taranja hand ball “senior” lahy sy vavy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taxiben'ny mpitondra..

18/12/2017

Azafady Mba firy moa ilay taxibe mankeny iavoloha ? Fa Mba te ho tafiara-dalana amin’Andriamatoa filoha Misy tiana ambara manko, momba ny eto an-tanàna Ka Mba omeo re ny laharan'ilay fiara.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Bokin’andraikitra hifehy ny fitaterana Neken’ny Taxi Ville sy ny CUA

18/12/2017

Tontosa sabotsy teo ny fihaonan’ny mpisehatra amin’ny mpitatitra fiarakaretsaka sy ny tompon’andraikitry ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) tao amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely.

Hamaky ny tohiny...

Tsena COUM 67 HA Nalana tamin’ny toerany ny lehiben’ny tsena

18/12/2017

Niravona ihany koa ny olana eo anivon’ny tsenan’ny Coum 67 ha taorian’ny nandraisan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny andraikiny.

Hamaky ny tohiny...

Fakana entana azo aloha tsikelikely Mitombo isan-taona ireo manao azy

18/12/2017

Ny vanim-potoanan’ny fety tahaka izao no mba hany andro iray toa zaton’ny fianakaviana Malagasy hanatsarana sy hanovana endrika ny ao an-tokantrano.

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamiasan’ny Airtel sy Rotary Ankizy 400 mahery nahazo kopia mari-pahaterahana

18/12/2017

Ankizy mihoatra ny 400 monina ao amin’ny Fokontany Ankorondrano no notoloran’ny orinasam-pifandraisana Airtel sy ny fikambanana Rotary Club Ankorondrano kopia mari-pahaterahana ny Sabotsy teo taorian’ny fidinana ifotony notanterahin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Temple de Pierre Mizael Kung Fu Vita ny Gymnase goavana

18/12/2017

Notokanana ny sabotsy lasa teo ny Gymnase lehibe ao anatin’ny Temple de Pierre Mizael Kung Fu eny Ambatomirahavavy ; ampahany voalohany amin’ny asa goavana fanamby napetraky ny Grand Maite Avoko izay zanaka lahin’ny Grand Maitre Pierre Mizael (Pierre Be) ity vita ity.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Kitra Vakinankaratra Niova ny mpitantana

18/12/2017

Nizotra tam-pilaminana ny fifidianana filohan’ny Ligy ho an’ny taranja baolina kitra tany Vakinankaratra ka Atoa Andriantomponera Fidinirina indray no voafidy ho filoha, nandimby an'Atoa Rakotoasimbola José,

Hamaky ny tohiny...

Seksion’ny rugby Atsimondrano Tontosa ny 1/8-ndalan’ny D-1 communale

18/12/2017

Tontosa omaly alahady 17 desambra teny amin’ny kianjan’ny Makis teny Andohatapenaka ireo lalao 1/8-ndalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny « D-1 communale » fiantso ny D-1 elite II fahiny.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mpanelanelana sa mpanakorontana ?

18/12/2017

Tsy mbola misy tokotaniny hatramin’izao ny tetiandrom-pifidianana kanefa andro vitsy sisa dia hatao veloma ity taona 2017 ity ary hiditra ao anatin’ilay antsoina hoe taom-pifidianana amin’izao isika.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Saran-dalana – Zotra nasionaly Tsy hisy fiakarana na dia fety aza

18/12/2017

Mampitaraina ny maro hatrany rehefa ankatoky ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona tahaka izao ny fampiakarana saran-dalana ataon’ireo mpitatitra sy ny tsy fahampian’ny fiara mpitatitra.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Antenimieran’ny Varotra sy Indostria Toamasina Lasan’ny “GEPAT” avokoa ny toerana 30

18/12/2017

Natao ny zoma tontolo ny andro teo ny fifidianana ireo mambra miisa 30 eo anivon’ny antenimieran’ny varotra sy ny indostria atsinanana, izay ahitana kolejy telo dia ny varotra sy ny indostria ary ny servisy. Lisitra kandida tokana izay notarihan’ny “GEPAT”

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Ladies’Circle N°6 Nanampy ireo ankizy sahirana teny amin’ny EPP Alarobia

18/12/2017

« Fifankatiavana sy fifanampiana » no teny filamatry ny fikambanana Ladies’Circle Madagascar (LCM). Ho fanatanterahana izany indrindra no nahatonga ny Ladies’Circle N°6 (LC6) zana-tsampana ao anatiny nanolotra fanomezana ho an’ireo ankizy sahirana teny amin’ny EPP Alarobia ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

Zandarimariam-pirenena Nodimandry ny jeneraly Randrianazary

18/12/2017

Nodimandry ny alahady 17 desambra tamin’ny 4 ora sasany maraina noho ny homamiadan’ny avokavoka ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena teo aloha, ny jeneraly Randrianazary.

Hamaky ny tohiny...

Savorovoro tany Ikongo “Be loatra ny fanaratsiana ahy”, hoy ny depiote Brunel

18/12/2017

Tsy manan-kolazaina firy aho manoloana ny vaovao aely any an-drenivohitra izay tsy mifanaraka amin’ny tena zava-niseho marina taty Ikongo, hoy ny depiote Razafitsiandraofa Brunel tamin’ny antso an-tariby nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny...

Behoririka Mirongatra ny fanatahana paoketra

18/12/2017

Aleo mailomailo ihany rehefa eny an-tsena amin’izao ankatoky ny fety izao satria mba mifangaro amin’ny besinimaro eny ihany koa ary tena tsy ampoizina ny mpanao sintomahery sy mpangarompasoy ary mpanataka poketra.

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny polisy sandoka Miantso fiaraha-miasa amin’ny vahoaka ny polisim-pirenena

18/12/2017

Niteraka resabe teto amintsika ihany koa tato ho ato, indrindra amin’izao ankatoky ny fety izao ny fisian’ireo mpitandro ny filaminana sandoka miditra anaty taxi-be ka manendaka sy mampahory mpandeha.

Hamaky ny tohiny...

Antanananarivo Manomboka mihena ny vaky trano

18/12/2017

Efa nilaza ny avy ao amin’ny polisim-pirenena ho an’ny eto an-drenivohitra sy ny zandarimariam-pirenena ho an’ireo faritra manodidina an’Antananarivo fa misy ny hetsika efa natao ,

Hamaky ny tohiny...

Fanatsarana ny filaminam-bahoaka Nanome solika ny polisy ny fikambanana MMA

18/12/2017

“Tsapanay ny ezaka goavana ataon’ny polisim-pirenena eto Toamasina amin’ireo vokatra azon’izy ireo, sy ny fanamby ataony amin’ny fametrahana filaminam-bahoaka hatramin’izay, koa amin’ny maha-fikambanana tanora Malagasy Mandray Andraikitra anay dia mahatsapa izany fa ilaina ny fifanohanana amin’izy ireo ho antoky ny filaminam-bahoaka amin’izao ankatroky ny fety izao”,

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

ZAZA VERY AMBOHITSOA

18/12/2017

Nikoropaka omaly ny mpiara-monina tetsy Ambohitsoa vokatry ny fahaverezan'ny zazakely iray izay nentin'ny mpiasany. Nokarohina erak'Antananarivo kanefa tsy hita. Nampandrenesina ny polisy ary naparitaka tamin'ny tambajotra sosialy ny sary. Ny hariva dia nody ilay mpiasa, toa ny tsy nisy na inona na inona, avy nampiaraka ary nentiny ilay zaza. Noroasina avy hatrany.

Hamaky ny tohiny...

Any Ivelany

Analamanga Rugby Tsy hiala aho, hoy Andry La Pie

18/12/2017

Lavon’ny Tfma Ankasina tamin’ny isa 13 – 9 ny Tam Anosibe omaly alahady 17 desambra teo amin’ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga rugby tetsy amin’ny kianjan’i Malacam Antenimena.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana