Fil d'actualités du 21/04/2018

  • 21/04/2018 - 10:00 : KIANJAN'NY 13 MEY: Tafiditra ny depiote Rossy. Mitohy ny lakrimozenina.

  • 21/04/2018 - 09:45 : ANALAKELY: Mirohotra miditra Analakely ny olona miaraka amin'ny sainam-pirenena sy miredona ny hira Mitsangana ry tanora. Mirefotra ny baomba mandatsa-dranomaso

  • 21/04/2018 - 09:20 : ANDOHAN'ANALAKELY: Manomboka ny fifamaliana madinidinika eo amin'ny mpitandro ny filaminana sy vahoaka miha tonga maro.

  • 21/04/2018 - 09:00 : ANALAKELY: Voadidina mpitandro filamina ny tanana manomboka eo anoloan'ny La Gastronomie Pizza sy ny eny anoloan'ny Gara Soarano.

  • 20/04/2018 - 15:00 : ANALAKELY: Efa kamio feno EMMOREG miisa 5 no miantrana eo anoloan'ny Gara Soarano amin'izao fotoana izao noho ny fisian'ny famoriam-bahoaka rahampîtso.

  • 20/04/2018 - 12:00 : POLITIKA: Ny lalàm-pifidianana tsy nahazo fankatoavana avy amin'ny maro no mitarika ny zava-misy amin'izao fotoana izao ary ny hetsika hotontosain'ny depiote mpanohitra ny asabotsy izao, hoy Mahamoudou Ndriandahy, filohan'ny vondron'ny fiarahamonim-pirenena PFNOSCM/VOIFIRAISANAY.

  • 20/04/2018 - 11:30 : MANDRAKA (RN2) - LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Kamio lehibe iray no nilatsaka tanaty hantsana ary nitontona tamina fiara taksibrosy iray teny ambany ny maraina teo, ka olona iray no maty.

  • 20/04/2018 - 11:00 : FAMORIAM-BAHOAKA: Nanamafy ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny maraina teo fa tsy hihemotra amin'ny hetsika eny anoloan'ny Lapan'ny Tanàna Analakely rahampitso.

  • 20/04/2018 - 10:30 : HERINANDRON'NY VOLA: Hankalazaina ny 23 hatramin'ny 27 aprily 2018 herinandro maneran-tany ho an'ny vola na ny "Global money week".

  • 20/04/2018 - 10:00 : TETIANDROM-PAMPIANARANA: Ny 19 novambra 2018 ary hifarana ny 30 aogositra 2019 ny taom-pianarana 2018-2019. Ny 3 septambra 2019 no hanaovana ny fanadinana CEPE, ary ny 23 hatramin'ny 26 septambra ny BEPC amin'io taom-pianarana ho avy io, araka ny tetiandro navoakan'ny Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena.

Voir plus d'infos...

20/04/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170509

Misongadina

Paul Rabary Mandamin-dresaka aminny Silamo

09/05/2017

Tonga nitsidika ny Centre Rassouloul Akram misy ny Institut Islamique de Madagascar etsy Antohomadinika omaly maraina ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fivoriana teny Mahazoarivo Tsy mahatoky ny mpitondra ireo mpamatsy vola

09/05/2017

Ny daty sy ny toerana no miovaova fa ny omaly ihany no anio momba ilay fihaonana eo aminireo mpiara-miombonantoka sy mpamatsy vola sy ny governemanta Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fanovana ny lalam-pifidianana Hodinihanny parlemanta atsy ho atsy

09/05/2017

Mifarana ny 25 janoary 2019 ny fotoam-piasanny filoham-pirenena, milaza ny lalmpanorenana fa tsy maintsy tanterahana ao anatinny

Hamaky ny tohiny...

Senatera Riana Andriamandavy VII Nitsoaka ny fiantsoanny zandary ?

09/05/2017

Lasa any Guangzhou Chine afakomaly alahady taminny 9 ora maraina ny filoha lefitry ny antenimierandoholona avy any Fianarantsoa Riana Andriamandavy VII.

Hamaky ny tohiny...

Manadio tena ny filoha Vao mainka nijabaka indray

09/05/2017

Manomboka izao dia milaza ny hiresaka aminny vahoaka aminny alalanny fandefasana horonantsary miendrika fandaharana anaty tranonkala Youtube

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny ASOIMI Mamofompofona resaka politika

09/05/2017

Mbola hitoerana savorovoron-dresaka mandraka ankehitriny ny aminny fitantanana mandritra ny 4 taona ho avy ny rafitra ASOIMI na ny Association ominisport interministerielle et institution eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aza manonofy e !

09/05/2017

Lasa ny saiko ry Jean mandinika izato fihetsika ataonny maro amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Asa takalo vola Anosizato andrefana indray izao

09/05/2017

Ny faritra Antananarivo Atsimondrano indray no nisitraka tombontsoa avy aminny minisiteranny mponina.

Hamaky ny tohiny...

Asa fanaovan-gazety Nidoboka any am-ponja i Cello

09/05/2017

Naiditra am-ponja vonjimaika ao aminny fonjabeni Ihosy ny mpanao gazetinny Radio Jupiter any Ilalaka, Fernand Cello taorianny nitondrana azy tao aminny fitsarana tao Ihosy, omaly misandratrandro. Mpitandro ny filaminana tsy latsaky ny 20 isa no nitondra azy tao aminny fitsarana, ary vory ny olona.

Hamaky ny tohiny...

Rakotoamboa Jean Louis Mila saziana ireo nanao tantely afa-drakotra

09/05/2017

Isaorana ny Bianco sy ny sendikanny mpitsara, hoy ny filoha nasionalinny antoko Teza, Rakotoamboa Jean Louis, taminny ezaka efa vitanizy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Politika tranainy

09/05/2017

Vitsy angamba ny mpanara-baovao tsy ho kivy raha mahita ny fihemorana amina lafin-javatra maro mitranga eto aminny firenena ankehitriny,

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Koperativa Mada omby Akanny zandary 40 tapitrisa Ar isam-bolana

09/05/2017

Nanohy ny fitarainany mikasika ny fijaliana mianjady aminizy ireo any Tsiroanomandidy sy ny manodidina tetsy aminny Telozoro Andrefanambohijanahary omaly,

Hamaky ny tohiny...

CNaPS Manana tetikasa hampivoarana ny taranja Tennis

09/05/2017

Hotanterahina ny 29 mey ho avy izao etsy aminny lapanny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina ny fifidianana

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana