Fil d'actualités du 20/04/2018

  • 20/04/2018 - 15:00 : ANALAKELY: Efa kamio feno EMMOREG miisa 5 no miantrana eo anoloan'ny Gara Soarano amin'izao fotoana izao noho ny fisian'ny famoriam-bahoaka rahampテョtso.

  • 20/04/2018 - 12:00 : POLITIKA: Ny lalテm-pifidianana tsy nahazo fankatoavana avy amin'ny maro no mitarika ny zava-misy amin'izao fotoana izao ary ny hetsika hotontosain'ny depiote mpanohitra ny asabotsy izao, hoy Mahamoudou Ndriandahy, filohan'ny vondron'ny fiarahamonim-pirenena PFNOSCM/VOIFIRAISANAY.

  • 20/04/2018 - 11:30 : MANDRAKA (RN2) - LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Kamio lehibe iray no nilatsaka tanaty hantsana ary nitontona tamina fiara taksibrosy iray teny ambany ny maraina teo, ka olona iray no maty.

  • 20/04/2018 - 11:00 : FAMORIAM-BAHOAKA: Nanamafy ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny maraina teo fa tsy hihemotra amin'ny hetsika eny anoloan'ny Lapan'ny Tanテna Analakely rahampitso.

  • 20/04/2018 - 10:30 : HERINANDRON'NY VOLA: Hankalazaina ny 23 hatramin'ny 27 aprily 2018 herinandro maneran-tany ho an'ny vola na ny "Global money week".

  • 20/04/2018 - 10:00 : TETIANDROM-PAMPIANARANA: Ny 19 novambra 2018 ary hifarana ny 30 aogositra 2019 ny taom-pianarana 2018-2019. Ny 3 septambra 2019 no hanaovana ny fanadinana CEPE, ary ny 23 hatramin'ny 26 septambra ny BEPC amin'io taom-pianarana ho avy io, araka ny tetiandro navoakan'ny Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena.

  • 20/04/2018 - 09:30 : JIRAMA: Hovelomin'ny AKSAF Power ny Centrale thermique N2 eny Ambohimanambola tsy niodina nanomboka ny 2015, ka izy ireo no hitantana azy mandritra ny dimy taona. Aorian'izay ary aorian'izay dia hiverina 100% amin'ny JIRAMA.

  • 20/04/2018 - 09:00 : CSA: Nigadona teny Ivato alina tamin'ny 10:30 ireo delegasionin'ny Club Sportif de l'Armee (CSA) St Petersburg avy any Rosia. Miisa 15 izy ireo miaraka amin'ireo mpitantana sy mpikarakara.

  • 20/04/2018 - 08:30 : BASIKETY: Anio 20 Aprily ao amin' ny Lapan' ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny lalao fihantsiana hifanandrinan'ny ALL-STARS DU PRESIDENT sy ny Club Sportif de l' Armテゥe de Saint Petersbourg avy any Russie.

  • 19/04/2018 - 15:00 : TARIKA NY VOANIO: Efa tonga ao amin'ny Tranompokonolona Analakely ny nofo mangatsiakan'i Clarisse, izay andrasana ao anio alina.

Voir plus d'infos...

20/04/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170506

Misongadina

Filoha sy Praiminisitra Mifampiandry kendritohana ?

06/05/2017

Milaza azy ho tsy miady tsy miady ny fitondrana ankehitriny, saingy tsikaritra fa efa mifanipaka sy samy manao izay saim-patany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Raharaham-pirenena ankehitriny Mety hampivoatra, hoy i William Ratrema

06/05/2017

Hiaraha-manaiky sy mahita, hoy ny mpanabe ary filoha tale jeneralin地y vondrom-panabeazana Aceem, William Ratrema, fa mandalo fahasahiranana amin地y lafiny rehetra isika.

Hamaky ny tohiny...

Filoha sy Praiminisitra Mifampiandry an-kendritohana ?

06/05/2017

Milaza azy ho tsy miady tsy miady ny fitondrana ankehitriny, saingy tsikaritra fa efa mifanipaka sy samy manao izay saim-patany.

Hamaky ny tohiny...

Tsy misy ilana azy ny fitondrana HVM Ho eny amin地y 13 mey ny RMTF

06/05/2017

Hamaky ny tohiny...

Firaisankinan地y Sendika (SSM) Namaly bontana ny mpisolovava

06/05/2017

Nampiaka-peo ny avy amin地y Firaisankinan地y Sendika eto Madagasikara (SSM) omaly manoloana ny fanehoan-kevitry ny Holafitry ny mpisolovava,

Hamaky ny tohiny...

Riana Andriamandavy VII Olona ambonin地y lal瀟a tokoa ve ?

06/05/2017

Tsy misy resaka intsony indray aloha ny momba ny loholona Riana Andriamandavy VII, izay sahy mihantsy ady sy mifampitana amin段zay rehetra manelingelina azy amin地y fiarovana an-dRazaimamonjy Claudine.

Hamaky ny tohiny...

Depiote F駘ix Randriamandimbisoa ォ Aleo hirosoana ny fitsipaham-pitokisana サ

06/05/2017

Mankasitraka ny fandraisana andraikitra efa natomboky ny SMM (Sendikan地y Mpitsara eto Madagasikara) manoloana ny tsy fandehanan地y tontolon地y fitsarana amin地y ankapobeny eto Madagasikara ny depiote Randriamandimbisoa F駘ix.

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Ambohipihaonan段reo Ben地y tan瀟a an-tan瀟-dehibe

06/05/2017

Tanterahina ao Toamasina omaly zoma 5 sy anio sabotsy 6 mey ny fivoriambe fahatelon地y Fikambanan段reo Ben地y tan瀟a an-tan瀟-dehibe eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aza jamban地y malety !

06/05/2017

Miandry izay hataonareo indray izahay izao ry Jean a ! Ianareo mantsy izao no tompon地y baolina ary efa renay fa efa maro be tokoa ianareo no vonona amin段lay fandakana an-dry Solobe sy ekipany

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fiangonana Loterana Malagasy Hamokatra Ethanol any Antsirabe

06/05/2017

Hisehatra amin'ny famokarana solika fandrehitra avy amin'ny toaka dia ny "Ethanol" ihany koa ny fiangonana Loterana Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ho rendrika ny sambo

06/05/2017

Misahotaka tanteraka rehefa jerena avy ety ivelany ny fiainana ao an-dapa ao.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Saran-dalan地y taksibe Tsy hiakatra izany, hoy ny ATT

06/05/2017

Nifarana ny volana aprily lasa teo ilay fanampiana 12 miliara Ar nentina nanampiana ireo mpitatitra miisa 6.000 eto amintsika entina hanamaivanana ny vidin-tsolika.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Mpampivelona eto Madagasikara Mbola tena tsy ampy isa

06/05/2017

Mbola tena tsy ampy ny mpampivelona eto amintsika. Mpampivelona iray mantsy miandraikitra vehivavy 50.000 raha tokony ho 5.000 isa izany. Eo an-danin段zay anefa dia tsy manana mpampivelona afa-tsy 3.000 isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Boriborintany faha-3 Azo hivarotana ireo sisin-dalana malalaka

06/05/2017

Mitohy ny asa fanadiovana sy fandaminana eo anivon地y boriborintany faha-3. Laharam-pahamehana amin段zany ny fanamboaran-dalana sy ny fanatsarana ny tsena fivarotana ao anatin段reo fokontany 34 mandrafitra ny distrika fahatelo.

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Miezaka manatsara ny toekarena anatiny ny BNI

06/05/2017

Hifarana anio ao Toamasina rehefa naharitra telo andro ilay hetsika ara-toekarena tanterahina manoloana ny araben地y fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Antsirabe Nahazo ivontoerana informatika ho an地y jamba

06/05/2017

Notokanana tamin'ny fomba ofisialy omaly zoma 5 mey 2017 tany Antsirabe ny ivontoerana ara Informatika natokana hiofanan'ny olona manana fahajambana ka ny tetikasa Voatra Asa eny Ivory no nametrahana azy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana