Fil d'actualités du 21/04/2018

  • 21/04/2018 - 10:00 : KIANJAN'NY 13 MEY: Tafiditra ny depiote Rossy. Mitohy ny lakrimozenina.

  • 21/04/2018 - 09:45 : ANALAKELY: Mirohotra miditra Analakely ny olona miaraka amin'ny sainam-pirenena sy miredona ny hira Mitsangana ry tanora. Mirefotra ny baomba mandatsa-dranomaso

  • 21/04/2018 - 09:20 : ANDOHAN'ANALAKELY: Manomboka ny fifamaliana madinidinika eo amin'ny mpitandro ny filaminana sy vahoaka miha tonga maro.

  • 21/04/2018 - 09:00 : ANALAKELY: Voadidina mpitandro filamina ny tanana manomboka eo anoloan'ny La Gastronomie Pizza sy ny eny anoloan'ny Gara Soarano.

  • 20/04/2018 - 15:00 : ANALAKELY: Efa kamio feno EMMOREG miisa 5 no miantrana eo anoloan'ny Gara Soarano amin'izao fotoana izao noho ny fisian'ny famoriam-bahoaka rahampテョtso.

  • 20/04/2018 - 12:00 : POLITIKA: Ny lalテm-pifidianana tsy nahazo fankatoavana avy amin'ny maro no mitarika ny zava-misy amin'izao fotoana izao ary ny hetsika hotontosain'ny depiote mpanohitra ny asabotsy izao, hoy Mahamoudou Ndriandahy, filohan'ny vondron'ny fiarahamonim-pirenena PFNOSCM/VOIFIRAISANAY.

  • 20/04/2018 - 11:30 : MANDRAKA (RN2) - LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Kamio lehibe iray no nilatsaka tanaty hantsana ary nitontona tamina fiara taksibrosy iray teny ambany ny maraina teo, ka olona iray no maty.

  • 20/04/2018 - 11:00 : FAMORIAM-BAHOAKA: Nanamafy ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny maraina teo fa tsy hihemotra amin'ny hetsika eny anoloan'ny Lapan'ny Tanテna Analakely rahampitso.

  • 20/04/2018 - 10:30 : HERINANDRON'NY VOLA: Hankalazaina ny 23 hatramin'ny 27 aprily 2018 herinandro maneran-tany ho an'ny vola na ny "Global money week".

  • 20/04/2018 - 10:00 : TETIANDROM-PAMPIANARANA: Ny 19 novambra 2018 ary hifarana ny 30 aogositra 2019 ny taom-pianarana 2018-2019. Ny 3 septambra 2019 no hanaovana ny fanadinana CEPE, ary ny 23 hatramin'ny 26 septambra ny BEPC amin'io taom-pianarana ho avy io, araka ny tetiandro navoakan'ny Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena.

Voir plus d'infos...

20/04/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170429

Misongadina

Mpino Silamo Tezitra amin段 Paul Rabary

29/04/2017

Efa tany amin地y taonjato fahasivy no nisy teto Madagasikara ny finoana silamo, hoy ry zareo solontena avy eo anivon段ty antokom-pinoana ity, omaly,

Hamaky ny tohiny...

Politique

PM Solonandrasana Olivier Hotorian地y DFP

29/04/2017

Nipoitra indray ry zareo avy eo anivon地y dinika fanavotam-pirenena (DFP), tamin地y alalan地y filohany Tolojanahary Maharavo (Doudou) , teny amin地y fonenany eny Ambohipo omaly,

Hamaky ny tohiny...

Rafitra Malagasy Manome vahana ny antokom-pitondrana

29/04/2017

Ny rafi-pitantanana eto Madagasikara mihitsy no tsy mety, hoy ny filoha nasionalin地y antoko Teza.

Hamaky ny tohiny...

Jean Max Rakotomamonjy sy ny UA Niresaka momba ny zon弛lombelona

29/04/2017

Noraisin地y Filohan地y Antenimieram-pirenena Jean Max Rakotomamonjy tao amin地y efitrano fiasany eny amin地y Lapan段 Tsimbazaza ny solontena maharitry ny Vondrona Afrikanina (UA),

Hamaky ny tohiny...

Raraharaha Claudine Razaimamonjy Misy sendika mamono afo ?

29/04/2017

Mandeha ny resaka fa misy amin段reo sendika milaza ho mijoro hiady amin地y tokony hampanjakana ny tany tan-dal瀟a sy ny tokony hanohizana ny raharaha Claudine Razaimamonjy no efa mafana fo satria efa nandray volabe avy amin地y fanjakana HVM.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Tratry ny samy variana !!!

29/04/2017

Kay kosa ry Jean e ! Dia sahinao ve ? Tena mbola tsaroako fanimpanina mihitsy ny lohako tamin段ny nanaovanao ahy omaly iny. Mba te hahita an段ny havako iny anie aho e ! Tena efa ela aho izay no tapaka be tsy misy ohatr段zany.

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Fivorian地y filankevitra monisipaly Maro ireo zava-dehibe notapahina

29/04/2017

Nifarana omaly zoma 28 aprily 2017 ny fivoriana ara-potoanan地y mpanolotsaina monisipaly eo anivon地y kaominina Antananarivo Renivohitra, izay naharitra 10 andro.

Hamaky ny tohiny...

Ady amin地y fiovaovan地y toetr誕ndro Mpianatra 250.000 no hifaninana

29/04/2017

Tsy tokony hiandrasana ireo tompon誕ndraikitra isan-tsokajiny intsony ny ady amin地y fiovaovan地y toetr誕ndro eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mbola lavitry ny kitay ny afo e !

29/04/2017

Homarihina amin地y alatsinainy izao ny fetin地y asa, anisany ny eto amintsika, ary tena mafana fo mihitsy ireo mpitarika isan-tsokajiny. Nialoha an段zay dia efa nafampana ny fitakiana mikasika ny famerenana ireo mpitarika sendika noroahina noho ny fitarihana hetsiky ny mpiasa.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Orinasa Jirama Tratran地y sabtazy goavana

29/04/2017

Tao anatin地y andro vitsy izay, dia miverina indray ny fahatapahan-jiro eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Loza sy aretina vokatry ny asa Olona 6.400 isan誕ndro no mamoy ny ainy

29/04/2017

Olona 6.400 isan誕ndro maneran-tany no mamoy ny ainy vokatry ny aretina sy ny loza ateraky ny asa.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana