Fil d'actualités du 21/04/2018

  • 21/04/2018 - 10:00 : KIANJAN'NY 13 MEY: Tafiditra ny depiote Rossy. Mitohy ny lakrimozenina.

  • 21/04/2018 - 09:45 : ANALAKELY: Mirohotra miditra Analakely ny olona miaraka amin'ny sainam-pirenena sy miredona ny hira Mitsangana ry tanora. Mirefotra ny baomba mandatsa-dranomaso

  • 21/04/2018 - 09:20 : ANDOHAN'ANALAKELY: Manomboka ny fifamaliana madinidinika eo amin'ny mpitandro ny filaminana sy vahoaka miha tonga maro.

  • 21/04/2018 - 09:00 : ANALAKELY: Voadidina mpitandro filamina ny tanana manomboka eo anoloan'ny La Gastronomie Pizza sy ny eny anoloan'ny Gara Soarano.

  • 20/04/2018 - 15:00 : ANALAKELY: Efa kamio feno EMMOREG miisa 5 no miantrana eo anoloan'ny Gara Soarano amin'izao fotoana izao noho ny fisian'ny famoriam-bahoaka rahampテョtso.

  • 20/04/2018 - 12:00 : POLITIKA: Ny lalテm-pifidianana tsy nahazo fankatoavana avy amin'ny maro no mitarika ny zava-misy amin'izao fotoana izao ary ny hetsika hotontosain'ny depiote mpanohitra ny asabotsy izao, hoy Mahamoudou Ndriandahy, filohan'ny vondron'ny fiarahamonim-pirenena PFNOSCM/VOIFIRAISANAY.

  • 20/04/2018 - 11:30 : MANDRAKA (RN2) - LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Kamio lehibe iray no nilatsaka tanaty hantsana ary nitontona tamina fiara taksibrosy iray teny ambany ny maraina teo, ka olona iray no maty.

  • 20/04/2018 - 11:00 : FAMORIAM-BAHOAKA: Nanamafy ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny maraina teo fa tsy hihemotra amin'ny hetsika eny anoloan'ny Lapan'ny Tanテna Analakely rahampitso.

  • 20/04/2018 - 10:30 : HERINANDRON'NY VOLA: Hankalazaina ny 23 hatramin'ny 27 aprily 2018 herinandro maneran-tany ho an'ny vola na ny "Global money week".

  • 20/04/2018 - 10:00 : TETIANDROM-PAMPIANARANA: Ny 19 novambra 2018 ary hifarana ny 30 aogositra 2019 ny taom-pianarana 2018-2019. Ny 3 septambra 2019 no hanaovana ny fanadinana CEPE, ary ny 23 hatramin'ny 26 septambra ny BEPC amin'io taom-pianarana ho avy io, araka ny tetiandro navoakan'ny Minisiteran'ny fanabeazam-pirenena.

Voir plus d'infos...

20/04/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170427

Misongadina

Masoivoho Frantsay sy Amerikanina Horoahina fa manelingelina ?

27/04/2017

Mihalalina ny hantsana manasaraka ny fanjakana HVM amin地y Frantsay sy ny Amerikanina. Niaraha-nahita ny fihetsik段reto firenen-dehibe 2 ireto tamin地y alalan段reo masoivoho 2 dia i V駻onique Vouland-Aneini sy Robert Yamate,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Paolo Emilio Raholinarivo Nanatsikafona ny aferan地y mpitondra fanjakana

27/04/2017

Ela ny ela fa misy olona tonga saina ihany ao anatin地y fitondrana Hery Rajaonarimampianina. Lohalaharana amin段zany Ingahy Paolo Emilio Raholinarivo Solonavalona, mpanolotsain地y praiminisitra Solonandrasana Olivier.

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina any Antsiranana Raikitra indray ny fitokanana zava-bita

27/04/2017

Tontosaina anio 27 aprily any Antsiranana ny dinika politika iarahan地y Vondrona Iraisam-pirenena sy ny fanjakana Malagasy, ka omaly dia efa tonga any an-toerana ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina,

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Mbola matanjaka any SAVA

27/04/2017

Ny tany Antalaha faritra SAVA omaly no tena nahavory olona maro indrindra tamin地y fitsidiham-paritra rehetra nataony tamin段ty taona ity i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Fitsipaham-pitokisana ny governemanta Raikitra sahady ny fizarana malety ?

27/04/2017

Tsy tonga eny amin地y antenimieram-pirenena akory ny resaka fitsipaham-pitokisana, dia efa mandeha sahady ny hevi-petsy hisakanana azy tsy ho tanteraka.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Jean mampiesona marina !

27/04/2017

Tena mitombina mihitsy kay ry Jean ilay anaram-petaka omen-dry zalahy anareo an ! Hatramin地y farany izany ianao dia tsy nanao afa-tsy ny nampiesona anay tokoa !

Hamaky ny tohiny...

Edito

Vorondolo miseho andro !

27/04/2017

Raha ny fanakianana sy ny ozona mahazo ny fanjakana HVM noho ny kolikoly sy ny fampanjakana ny tsimatimanota eto amin地y firenena no mandaitra,

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

ARETINA RABOKA Manomboka mahazo vahana eny amin地y fonja

27/04/2017

Manomboka mahazo vahana manerana ny fonja eto Madagasikara amin段zao fotoana izao ny aretina raboka, araka ny tatitry ny fikambanana Croix rouge iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Jaomiary Olivier Aim Voatendry ho tale jeneralin地y JIRAMA

27/04/2017

Notendrena nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly ny tale jeneraly vaovaon地y orinasam-panjakana Jirama, ka i Jaomiary Olivier Aim no voatendry, raha toa ka 91 ny fitambaran段reo rehetra nandefa antontan-taratasy.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

ALASORA SY NY MANODIDINA Mirongatra ny tsy fandriampahalemana

27/04/2017

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana ao anatin地y kaominina Alasora, distrikan但ntananarivo Avaradrano. Raha ny fitarainana voaray eny anivon地y fokontany dia misy hatrany ireo olona miantso vonjeo isak誕lina manomboka amin地y 9 ora eo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana